Inona no nahatonga an'ity ?
21. ikaretsaka
(
09/08/2007 16:43)
Fiffi:
Ika: de atao inn akia le ravina ? fanafody ?
non angalany notion fotsiny hoe ny amontana tokan-dravina.. donc rehefa manao hoe 1 na tokana izany dia ohatran'ny amontana
ny fangady dia trefle, dia rehefa mieritreritra izy hoe 3 izany dia ohatran'ny ravina fangady=trefle, dia hitany ilay notion ampiasainy @ fiaainany hoe ohatrahoatran'izao izany 3 izany, na betsabetsaka kokoa
24. Fiffi
(
10/08/2007 05:23)
sitlo:ary ahoana njay le hoe "aviavy" hilazana ny olona tezitra ? hoe maninn enao no aviavy be tahak'zao ?
avivay -> andriana
25. ikaretsaka
(
10/08/2007 05:28)
olona "mivantana fa tsy tezitra" (ilay direct be ireny)
rehefa mihinana aviavy manko tonga de direct be any @ faran'ny tenda any ny tsirony..
Izany no mahatonga hoe rehefa farim-peo dia mitsako aviavy!
rehefa mihinana aviavy manko tonga de direct be any @ faran'ny tenda any ny tsirony..
Izany no mahatonga hoe rehefa farim-peo dia mitsako aviavy!
26. Fiffi
(
10/08/2007 05:32)
ikaretsaka:de afaka ve akia le farina ? humm...tena tsara fantatra zany an ! le rehefa avy nijery spect ireny tena anjekaky ooo:{:{:{ mila firy andro vao afaka ?
Izany no mahatonga hoe rehefa farim-peo dia mitsako aviavy!
27. ikaretsaka
(
10/08/2007 05:46)
aminay aloha dia mety e..
tsy haiko ilay feo hoe fanahy iniana no casse-na an
any aminay any Vakinankaratra any manko mangatsiaka dia matetika no farina ny feo! nefa hihira hanao chorale rehefa alahady.. dia io no petahana
tsy haiko ilay feo hoe fanahy iniana no casse-na an
any aminay any Vakinankaratra any manko mangatsiaka dia matetika no farina ny feo! nefa hihira hanao chorale rehefa alahady.. dia io no petahana
28. Fiffi
(
10/08/2007 05:49)
ary misy effet ohatra hoe fanafody ve io ? am gasy manko toa malaza fa fanafody daholo ny zava-maniry ?