Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
cristal
(
08/08/2007 09:51)
Mitsofoka ato aho
Miala tsiny fa tena mba mila namana vehivavy e izay matotra io an eny e na ny tsy matotra koa aza ka!(l)(l)(l)...
tohiny
novalian'i rhina ny 13/08/2007 09:58
rhina
(
08/08/2007 09:25)
Eto midira ze tena iresaka
------...
tohiny
novalian'i boleda ny 26/10/2007 13:06
fetrakens
(
08/08/2007 06:31)
Teknolojia
Araka ny hevitro dia noho ny hakamoana ihany no mahatonga ny manampahaizana hikaroka sy hamoron-javatra. Tsy ratsy nefa izany an!!! Ahoana ny hevitrao???...
tohiny
novalian'i tsaramaso ny 22/08/2007 21:38
fetrakens
(
08/08/2007 06:25)
Mahaiza mitia
Ny fitiavana mafàna dia izay ilay tena ilaina sy ankafizina :-*kanefa ihany koa mandoro rehefa tsy voatandrina.Tsarovy fa izay milalao afo dia mety ho may!!...
tohiny
novalian'i Angolaina ny 17/08/2007 09:45
ianao
(
08/08/2007 01:53)
debit internet
Inona kay no mampaambany be debit internet aty Madagasikara?...
tohiny
novalian'i jefra ny 09/08/2007 17:35
xxx
(
08/08/2007 01:14)
vavaka
Mangataka vavaka mba hampitony ny fanahiko.
De aza anontaniana hoe iza le xxx....
tohiny
novalian'i roli ny 26/09/2008 08:28
tezitra
(
07/08/2007 17:12)
jeux des iles, JEUX DE TIM? JEUX DES NULS
tsy teny gasy
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i kanota ny 09/08/2007 08:27
tezitra
(
07/08/2007 16:54)
Tandremo, Maimbo maibo ny any BAHAMAS
Natokana ho an'i zanaka gasy mihintsy, Mitady mpiasa hono ny any Bahamas, Toa maimbo izy izany, fa ahoana
1)Bahamas:
Bahamas pays à pardis fiscaux, anglophone, à des vingtaines de millers de kilom...
tohiny
novalian'i Roch ny 26/08/2007 09:10
sitlo
(
07/08/2007 15:36)
tsetsatsetsa aviavy
Tena mangidy wa ny aviavy. Fa mamy afara. Tena tadidiko mihitsy na dia vao indray aza aho no nihinana.
Jereo anefa: Marka 11: 20
NIV: "In the morning, as they went along, they saw the [b]fig tree[...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 13/08/2007 00:54
Solitikabe
(
07/08/2007 14:05)
mba tsiaritra fotsiny
Salama daholo
Mitarazoka lava be amin'ny gazety ny BEPC nivoaka nialohan'ny fanadinana, sy ny raharaha mikasika an'ireo ankizy notanana mikasika an'io raharaha io.
Ny mahavariana ahy kely fotsiny al...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2007 14:21
ari.malala
(
07/08/2007 14:00)
Vavaka Bodo
Miarahaba ny rehetra, mba mangataka ny tonon'io hiran'i Bodo io izay manana azafady, dia misaotra mialoha. ari.malala...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 14/08/2007 14:04
hery
(
07/08/2007 09:49)
Bokin'ny Fahendrena
Misy boky vitsivitsy (boky 7) tsy hita ao amin'ny Baiboly dika protestanta kanefa dia ao amin'ny dika katolika. Tsy hanazava ny antony aho eto fa te hizara aminareo fotsiny hoe inona avy izy izany.
...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 11/08/2007 15:24
ratonga
(
07/08/2007 08:54)
melky
http://www.dailymotion.com/playlist/x2c91_srazakatiana_melky/video/xoqes_pazzapa-melky_music...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/09/2007 08:05
Fiffi
(
07/08/2007 08:26)
Amiraly Ratsiraka .
Amiraly Ratsiraka : ambaran’ny Arema fa ny HCJ no mahefa hitsara azy.
Kianin’ny Arema, araka ny fanambarana nosoniavin’ny sekretera nasionaly misahana ny fitantanana ny fitsarana ny Filoham...
tohiny
novalian'i bazylou ny 13/08/2007 21:59
Jeankely
(
07/08/2007 04:26)
Mba omeo ary ny tokony hatao ry Tezitra
Manazava betsaka ianao ry tezitra. Efa nilaza moa ny maro fa tsy misy mitady ny ho any amin'ny lavaka ary samy mitady izay ahasoa. Milaza ianao fa tsy anisan'ireo tsy nahomby tranainy ary tsy mankatoa...
tohiny
novalian'i kanota ny 09/08/2007 08:33
LazaDaddy
(
07/08/2007 00:37)
jiro mena
Misy firy tokoa ankehitriny ny isan'ny jiro mena mandeha (tsy trano fandihizana) any Madagasikara?...
tohiny
novalian'i mignone ny 08/09/2007 10:41
xxx
(
06/08/2007 20:46)
possible ve?
mba nanao rencontre t@ alalany internet zà , d nifanoratra tao anatiny 1semaina , d nifampiantso indray aprés 2 semaine , d nifanampan-kevitra we hifankahita , ny blem d mipetraka any geneve izy ary...
tohiny
novalian'i Darlin ny 05/10/2007 08:54
Fiffi
(
06/08/2007 20:20)
Figues
[img]http://img75.imageshack.us/img75/5248/figue1wq2.jpg[/img]
[img]http://img515.imageshack.us/img515/8172/29441637kq9.gif[/img] heu.....masaka njay ny figues ry zareo an ! de mba iza no mba manana ...
tohiny
novalian'i mariah ny 17/08/2007 15:49
rasil
(
06/08/2007 17:56)
klé lé
Matetika aho rehefa mamaky forum eto dia mahita an'ireo teny ireo.
Tahaka ny hoe: "Fa ahoana klé?" na "Tsy mety izany lé".
Amiko manokana dia tsy dia mendrika loatra ireo teny ireo.
klé = ...
tohiny
novalian'i Vazimbatia ny 24/11/2008 21:37
epsedo
(
06/08/2007 16:32)
miavona ve ny gasy eto frantsa
hmmmm tsapa otrany hoe to miavona hono ko. nefa ve mba manana fikambanana ve ny gasy eto fratsa : ohatra hoe fikambanany sinoa eto madagascar :-*:-*...
tohiny
novalian'i RAKVOL ny 13/04/2008 05:52
