jiro mena

1. LazaDaddy ( 07/08/2007 00:37)
Misy firy tokoa ankehitriny ny isan'ny jiro mena mandeha (tsy trano fandihizana) any Madagasikara?
novalian'i mignone ny 08/09/2007 10:41
2. Herimiafina ( 07/08/2007 01:12)
Tamin'ny fotoan'androko aloha dia efa fantatro hoe tsy misy mandeha intsony, fa asa taty aoriana raha mba efa niverina. :^)
3. ikaretsaka ( 07/08/2007 02:33)
any @ Tanåna toa Jiro manga daholo koa
toa manga daholo ny hitako ko
ny zandarma t@ le 4l ireny: manga
ny pompé le sovietika be reny: manga
polisy: manga
ambalansa:manga
4. Herimiafina ( 07/08/2007 03:34)
Ny aty aminay tsy misy mahazo mampiasa jiro manga afatsy ny polisy ihany, sisak'izay jiro mavo sy fotsy aby.

Raha feu rouge ao M/Car indray no resahina dia inoako fa mandeha daholo raha amin'ireo toerana feno fiara mivezivezy.
5. LazaDaddy ( 07/08/2007 03:37)
Herimiafina> "Feu de stop" ve ny tianao resahina? Telo mantsy ny feux rouge hitako tany fahiny ary samy tsy nisy nandeha izy telo fa nangalarin'ny olona ny jiro
6. Herimiafina ( 07/08/2007 03:42)
Hay ve e! Hay ve jiro arina amin'ny fiara mikodia e!

Feu de position, feu de stop, veilleuse, Catadioptre, menamena avokoa ary tsy maintsy mandalo controle avokoa rehefa eny amin'ny Route Nasionaly. :^):@

Mbola misy koa: Strobe, NAV light, Phare, Landing, etc, raha fiara-manidina....
7. LazaDaddy ( 07/08/2007 03:44)
HM> ka tsy ireny no resahiko fa "traffic light". Aiza avy no misy mandeha ao Madagasikara?
8. Herimiafina ( 07/08/2007 03:49)
Hay ve e! Indraindray izy ireny ny sasany ihany no nisy nangalatra fa rehefa taty afara dia nosoloina agent de circulation (ireny polisy ireny) toy ny tao Ankorahotra, ny teo Andohan'Analakely, Anosy, Ampefiloha, 67, sns.

Miankina amin'ny fahendren'ny mpanamory sisa amin'ny toerana sasany njo firindran'ny fifamoivoizana!
9. LazaDaddy ( 07/08/2007 03:53)
dia raha variana manotra ilay polisy (physio) dia miteraka "aliaka maloto"-azy be (amboa tay-azy)
10. Herimiafina ( 07/08/2007 04:00)
Indraindray ilay eo ampovoany tsy afaka eo fa ireo ilay miafina somary anaty kirihitra na elakelantrano eo no misakana sy mety manotra raha olona hotrabla. =))
11. Fiffi ( 07/08/2007 05:49)
mampalahelo koh zany hoe hangalarina zany le jiro an ! de atao inn avy eo ?:roll:
12. agoago ( 07/08/2007 10:34)
Misy jiro mena ery Andohan'Analakely sy eny @ 67, tsy misy miasa, efa mitongilana avy aza.Tokony ho esorina rehefa tsy miasa.
13. ikaretsaka ( 07/08/2007 18:52)
Fiffi:

mampalahelo koh zany hoe hangalarina zany le jiro an ! de atao inn avy eo ?:roll:

ampiretina ko!

taloha t@ mbola misy jiro mena aza tany.. grillen-dry zalahy ko...

ny any toa le mbola mijery havia sy havanana alohan'ny miampita dia raha tratra eo ampovoan-dalana de manainga tanana havia avy eo @ varavaran-kely no passe ko!

dia mba lasa ny saiko @ polisy vavy manao talons... dia ahoana tokoa ireny raha misy mpisam mitsoaka be eo alohany? hiazakazaka @! talons ve?

Izany ny any aminay!
14. Fiffi ( 07/08/2007 19:30)
hummm....ary mbola tsy nahita polisy vavy nanao talon njay zah taty an ! toa kiraro hiva daholo..satria miaraka am tenue io ....
15. Herimiafina ( 08/08/2007 02:38)
Tsy ao amin'ny andraikiny angamba iny manenjika pisam iny kah, circulation no nametrahana azy dia izay, jereo fa tsy misy basy eny aminy na moyens d'intimidation afatsy taratsy sy stylo hanomezana contravention. :-D
16. Fiffi ( 08/08/2007 06:14)
raha tsy zany ny lhl no manenjika kah !
Ika: any am-nao any nga tsy 2/2 ry zareo ? de lahy sy vavy ?
17. Ralay ( 07/09/2007 15:31)
Tena tsy nahita jiromena mandeha intsony aho na ny iray aza t@ volana aogositra teo :lol:
18. mignone ( 08/09/2007 10:41)
dia aona fotsiny sa polisy no manao jiro ?:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.344