vavaka

1. xxx ( 08/08/2007 01:14)
Mangataka vavaka mba hampitony ny fanahiko.
De aza anontaniana hoe iza le xxx.
novalian'i roli ny 26/09/2008 08:28
2. Fiffi ( 08/08/2007 06:20)
sady mangataka no tsy azo hanontaniana .....heu...de ahoana zany ? tia mangataka nefa tsy manomé ve ? hivavaka am tsy fantatra zany.......na izany aza gratuit ny fivavahana ka de hivavaka zany.....
3. niryna ( 08/08/2007 07:20)
xxx:

Mangataka vavaka mba hampitony ny fanahiko.
De aza anontaniana hoe iza le xxx.

Dia miverina indray izany ilay xxx taloha nangataka kanefa tsy nety nanome anarana.
Atra o mangataka vavaka aminao izahay mba hampitony ny fanahin' i xxx(Ianao irery ihany no mahalala ny anarany).Eny na dia tsy mbola nangataka akory aza izy dia efa fantatrao izany.
Amena
4. cristal ( 08/08/2007 09:45)
Andriamanitra o,mamela ny fahotanay bamin-dry xxx ianao no mahalala ny tena hanarany omeo fitoniana ny fanahiny fa izany no irian'ny fony aza avelanao ho irery izy fa ampio hitoetra eo aminao sy hitazona anao fa tsy mahatazona anao,omeo azy ny fihazakazahana tsara indrindra dia ny famonjena ny satrom-boninahitry ny fiainana sy ny fiainana mandrakizay,arovy eo ambany elatrao izy Andriamanitra o,izany sy izay tsy voatononay ary tsy voasoratray nefa mahasoa azy rehetra Tompo o,omeo azy nefa aoka ianao ry Fanahy Masina hialoha lalana azy ka tsy izay tiany no atao fa izay mahasoa azy,ary aoka ny sitram-ponao Andriamanitra o no tanterahina fa tsy ny anay na ny azy!AMEN!(l)(l)(l)
5. diamondra27 ( 08/08/2007 12:05)
ny vavaka dia ilaina nefa koa misy part tokony ataontsika olombelona ihany koa

fanontaniana:
fa inona no tsy mampitony ny fanahinao?

6. xxx ( 08/08/2007 12:36)
tsy izaho ilay mametraka sujet

fiffi, niryna >>> Fa maninona no tsy maintsy mahalala an'i xxx nareo va hivavaka ho azy ?
7. tywa68 ( 08/08/2007 12:49)
xxx : mivavaka izany tsy mananihany fa fantatr'ilay xxx voalohany io no tena tadiaviny nanoratra an'io sujet io !
Homba antsika rehetra hatrany anie ny Tompo ! :-*
8. Fiffi ( 08/08/2007 13:18)
"xxx":
fiffi, niryna >>> Fa maninona no tsy maintsy mahalala an'i xxx nareo va hivavaka ho azy ?
"Fiffi":
na izany aza gratuit ny fivavahana ka de hivavaka zany.....
heu.....io ny valiny naveriko eto io an !
9. xxx ( 08/08/2007 13:29)
Fiffi:

"Fiffi":
na izany aza gratuit ny fivavahana ka de hivavaka zany.....
heu.....io ny valiny naveriko eto io an !



Oui MAIS izany ...
10. Fiffi ( 08/08/2007 13:32)
non ! tsy nisy mais tao kah ! ozy zah hoe
"Fiffi:
ka de hivavaka zany.....
:)
11. ikaretsaka ( 08/08/2007 13:58)
ary mivavaka ho an'ny namany aby ireo..
atsy anefa tsy azo atao hono ny mivavaka ho an'ny olona hafa sy izany mangata bavaka izany
nareo re'olona tena tssss

na izany ary dia Oremus et Dominis vobiscum
12. tywa68 ( 08/08/2007 14:23)
Ika : "Raisiko ny anjarako, izorako ny lalako !" :lol:
13. Mandefitra ( 09/08/2007 04:34)
ary mivavaka ho an'ny namany aby ireo..
atsy anefa tsy azo atao hono ny mivavaka ho an'ny olona hafa sy izany mangata bavaka izany
nareo re'olona tena tssss

Ny mivavaka ho an'ny maty no tsy ataonay ka.Sy ny mangata-bavaka @ maty. samihafa tanteraka.
14. niryna ( 09/08/2007 05:48)
ikaretsaka:

ary mivavaka ho an'ny namany aby ireo..
atsy anefa tsy azo atao hono ny mivavaka ho an'ny olona hafa sy izany mangata bavaka izany
nareo re'olona tena tssss

na izany ary dia Oremus et Dominis vobiscum

:roll:Taiza indray no nisy izany tsy mahazo mivavaka amin'ny olona izany?

15. Fiffi ( 09/08/2007 06:37)
xxx: aza mandray an-tendrony fa na de ny famaliana sy ny fahatongavana eto aza ve de efa tsy anisan'vavaka natao ?

heu....fantaro koh fa tsy ny zavatra zay lazaina (vavaka) eto hiany no atao hoe "mivavaka" ny ao am-po no mitondra azy...:)
16. xxx ( 09/08/2007 10:27)
Fiffi:

xxx: aza mandray an-tendrony fa na de ny famaliana sy ny fahatongavana eto aza ve de efa tsy anisan'vavaka natao ?



oadray ... ianao no miteny zavatra tsy misy antony tokony hitenenana azy akory ka izaho no lazainao mandray an-tendrony ???

Vao eo ilay olona no miteny hoe "aza anontaniana hoe iza ilay xxx" dia eo noho eo ihany ianao dia mamerina hoe ianao mangataka vavaka nefa xxx ... na izany aza ...

aza maimaika ny hamaly foana re fa mba mandiniha kely aloha e

Fiffi:

heu....fantaro koh fa tsy ny zavatra zay lazaina (vavaka) eto hiany no atao hoe "mivavaka" ny ao am-po no mitondra azy...:)

tsy misy tokony ho fantariko fa misaotra betsaka

17. ikaretsaka ( 09/08/2007 14:27)

ikaretsaka:

ary mivavaka ho an'ny namany aby ireo..
atsy anefa tsy azo atao hono ny mivavaka ho an'ny olona hafa sy izany mangata bavaka izany
nareo re'olona tena tssss

na izany ary dia Oremus et Dominis vobiscum


niryna:
:roll:Taiza indray no nisy izany tsy mahazo mivavaka amin'ny olona izany?



Masina Maria (olona) mivavaha ho anay mpanota (zahay olona) ----> anaovanao discussion lava bbbe satria lavinao sy lazainao fa tsy azo atao

Niryna (olona) Mivavaha ho an'i XXX (olona) ---> dedadedaka ery ianao hivavaka ho azy

De ahoana ihany?:wink:
Oshy aho hoe Raolombelona e!
18. bichette ( 09/08/2007 14:45)
ary lasa aiza i xxx nentina ambavaka ?
19. ikaretsaka ( 09/08/2007 14:52)
nanao fihatahana masina angamba?
20. Fiffi ( 09/08/2007 14:55)
mety mbola lasa nampitony ny fanahiny angamba izy....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2018