vavaka
21. xxx
(
09/08/2007 21:14)
Misaotra anareo rehetra zay nitondra am-bavaka.
Ny Tompo no hamaly ny soa nataonareo .
Ny Tompo no hamaly ny soa nataonareo .
23. tywa68
(
10/08/2007 05:35)
Hoy i Mandefitra :
Efa be loatra ny fanazavàna ao ambadika ao fa NO COMMENT ! sa ilay milalao sy manodina resaka no tena ataon'i Mandefitra eto ? :D
Ny mivavaka ho an'ny maty no tsy ataonay ka.Sy ny mangata-bavaka @ maty. samihafa tanteraka.

24. Fiffi
(
10/08/2007 05:37)
xxx:de efa mba ça va ve kalou zao ? de mazotoa foana mivavaka fa io no tena manavotra.....
Misaotra anareo rehetra zay nitondra am-bavaka.
Ny Tompo no hamaly ny soa nataonareo .
25. Mandefitra
(
10/08/2007 05:50)
Karetsaka:
Mandefitra:
tywa68
karetsaka
Nirina:olombelona, XXX olombelona, ary Masina Maria?
Eo fa tsy handray tsara @ resaka toy zao ntsony aho raha zay no mampalahelo an'i tywa68, sao tokoa lasa fanodinan-dresaka no betsaka fa tsy fampitana ny Hafatry ny Tompo.
Mazotoa e
ary mivavaka ho an'ny namany aby ireo..
atsy anefa tsy azo atao hono ny mivavaka ho an'ny olona hafa sy izany mangata bavaka izany
nareo re'olona tena tssss
Mandefitra:
Ny mivavaka ho an'ny maty no tsy ataonay ka.Sy ny mangata-bavaka @ maty. samihafa tanteraka.
tywa68
Efa be loatra ny fanazavàna ao ambadika ao fa NO COMMENT ! sa ilay milalao sy manodina resaka no tena ataon'i Mandefitra eto ?
karetsaka
Niryna (olona) Mivavaha ho an'i XXX (olona) ---> dedadedaka ery ianao hivavaka ho azy
Nirina:olombelona, XXX olombelona, ary Masina Maria?
Eo fa tsy handray tsara @ resaka toy zao ntsony aho raha zay no mampalahelo an'i tywa68, sao tokoa lasa fanodinan-dresaka no betsaka fa tsy fampitana ny Hafatry ny Tompo.
Mazotoa e
26. tywa68
(
10/08/2007 06:09)
Mandefitra : tsy malahelo aho na manakana anao tsy hanoratra eto, fa miangavy mba hoe efa avy mamaky tsara ary mitàna an'izany fanazavàna efa nomena impiry² izany, vao manohy fa lasa maha-kamo ilay mamerimberina = sa mananihany ianao ? :-*
28. roli
(
26/09/2008 08:28)
Bold text (l)
Misaotra antsika rehetra eto aminy serasera .
Tsy ho lava resaka aho fa dia mivavaka ho any rehetra.
ANDRIAMANITRA o! manatreha feno eto aminizao serasera izao ianao,maro ireo mangataka vavaka ,koa noho izany dia mangataka ny FANAHY MASINA avy aminao ,homeo fiadanam-po sy saina ary mamela ny helokay fa ny fahotanay tokoa no tsy hafahanay mijoro sy mandresy ny fankampanahy,ary antsan mampisaraka anay aminao izany koa aoka ilay rà-nao soa izay nalatsakao tao KALIVARY no hanadiovanao anay misaotra TOMPO o! AMENA