Figues

1. Fiffi ( 06/08/2007 20:20)

heu.....masaka njay ny figues ry zareo an ! de mba iza no mba manana recette am io ? ny confiture aloha de efa natao.....ny tarte koh .....de inn koh ?
novalian'i mariah ny 17/08/2007 15:49
2. ikaretsaka ( 07/08/2007 04:31)
ny ahy hoaniko @ zao
3. Fiffi ( 07/08/2007 05:39)
fa raha namokatra bdb de tsy lany koh !
4. ainga ( 07/08/2007 06:44)
Da lasa mpivarotra aviavy sy kôfitiran'aviavy njy koa inona njay ? anontanio i auzoma.com raha mila :-D:-D
5. sitlo ( 07/08/2007 11:39)
Atao fitsa koa no betsaka.

-------------
fa fanontaniana kely: ao amin'ny Baiboly dia ireny no aviavy. Kanefa tadidiko tsara fa indray andro izay nitondra aviavy tao an-trano i mamanay dia ohatra ny mangidingidy izany.
Dia izany hono no nahatonga ilay fitenenana hoe:
"Fatra-pifidy ny manganana ka sendra ny mangidy tsy telina."

Sa ny amontana ve misy voany manganana?
6. miantra ( 07/08/2007 11:59)
ity akia Fiffi mba hitako tary ambadika tary ah:

http://www.epicurien.be/recettes/fruits-legumes/figues/recette-figue.asp

Tsy mbola nandramako an!

Fa ny ahy aloha ilay hohanina nature sy atao confiture no tena mba tiako.
7. Fiffi ( 07/08/2007 12:57)
miantra: hummm.....misaotra akia an ! :):-*:-*:-*
"sitlo":
Kanefa tadidiko tsara fa indray andro izay nitondra aviavy tao an-trano i mamanay dia ohatra ny mangidingidy izany.
heu.....non ! tsy aviavy ny figue kah ! ny aviavy tena mangidy fa ny figue mamy be surtout rehefa masaka be lasa violet ny lokony...ohatran'ity...
8. xxx ( 07/08/2007 13:49)
si aviavy ny figue ry fiffi an!
9. sitlo ( 07/08/2007 14:09)
Izao ary eh. Palestinianina akamako izay no niresaka tamiko. Izy tsy mahafantatra izay aviavy any. Fa naka figue izahay, dia hoy izy hoe: itony ilay hazo nozonon'i Jesosy, ilay tsy namoa, dia ny harivan'iny dia lasa maina.
Raha ao amin'ny Baiboly no jerena dia aviavy ilay hazo.
Izany hoe figue izany no tian'ny Baiboly tenenina amin'ny hoe aviavy.

Fa tena tadidiko mihitsy wa io tenin'ny mamanay momba ny aviavy io. Izy indray tsy mahalala figue. Mahalala izy fa mbola tsy nahita naniry fa ilay efa fitsa no fantany. Fa izy mahalala aviavy, amin'ilay lalao hoe: isa ny amontana, roa ny aviavy iny. Fa tena mangidy tokoa ny tsiron'ny aviavy. Manganana hoy ry zareo, fa mangidy izany hafa mihitsy.
10. Fiffi ( 07/08/2007 14:48)
"xxx":
si aviavy ny figue ry fiffi an!
heu.....non ! tsy aviavy mintss ny figue...
"sitlo":
. Fa tena mangidy tokoa ny tsiron'ny aviavy. Manganana hoy ry zareo, fa mangidy izany hafa mihitsy.
oui....tena mangidy ny aviavy...ny figue nefa de mamy beeeeeeeeeeee ! zara raha hasiana siramamy rehefa manao confiture...

Ny Aviavy : mamy any amparany fara ny tsirony.

"Amboleko aviavy, hiaviany raha manina ahy" (Haiteny malagasy)
misy karazany 2 ny figue.....ny iray jaune , de ny iray violet...am io sary io de mitovy zareo rehefa mbola manta.....ensuite...rehefa masaka ny figue de miova ny lokony.....de eo no ahitana hoe iza ny jaune , iza ny violet !!!
ny jaune tena mamy beeeeeeeee mihoatran'le violet
ity ny jaune......
ity njay ny violet..... rehefa masaka !!!


[size=20]ny figue de na mbola manta aza de MALEMILEMY .....rehefa masaka njay izy de tena MALEMY BEEEEE ary MAMY BEEEEE[/size] tsy misy mangidy na de mbola manta aza.......
11. paris10 ( 07/08/2007 17:11)
o ry zareo a! ny figue tena voankazo hafa mitsy ka,ny aviavy voankazo hafa koa, tsy mitovy mitsy ireo, manana aviavy zahay eto antokotany,hazo be otrany trano no ahavony sady ny voany kely fa tonga otrany figue,ny tsirony koa samy hafa be,refa farina ny feo dia aviavy no tsakoina, atelina fa vetivety dia afaka ny farina,
12. Fiffi ( 07/08/2007 19:03)
zany angé hoa eh !
13. princesseN ( 08/08/2007 07:54)
de tsy haiko alou eh!:?:?:?::?:
14. Fiffi ( 08/08/2007 09:24)
:) aiko satria misy figuiers 2 aty amiko.....zay no nahatonga anaha nanomé an'ireo....:)
15. rhina ( 08/08/2007 09:27)
ny aty amnay zao masaka ny SAONJO r reto a
16. Fiffi ( 08/08/2007 09:30)
nga tsy andrahoana ny saonjo vao masaka ?
17. mariah ( 09/08/2007 11:59)
Mbola tsy tsaroako nividy figue aho! tena tsy azoko antsaina ny tsirony, noheveriko fa marikivy be aza ireny!
18. Fiffi ( 09/08/2007 15:04)
mariah: heu....non akia an ! tena humm....mamy be indrindra le jaune io an ! zah hoa nanao confiture fa tsy mila hasiana siramamy ...:miam::miam::miam:
19. mariah ( 15/08/2007 06:54)
hay ve! lay jaune ohatran'ny tsy mahita aho fa ilay rouge no hitako any @ mpivarotra, hividy aho dia hanandrana
20. Fiffi ( 16/08/2007 15:07)
mariah: de nahita ve akia ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6124