Teknolojia

1. fetrakens ( 08/08/2007 06:31)
Araka ny hevitro dia noho ny hakamoana ihany no mahatonga ny manampahaizana hikaroka sy hamoron-javatra. Tsy ratsy nefa izany an!!! Ahoana ny hevitrao???
novalian'i tsaramaso ny 22/08/2007 21:38
2. tsaramaso ( 08/08/2007 07:38)
fa iza no kamo ?
3. ainga ( 08/08/2007 07:51)
ie, kamo be mihitsy ny olombelona hikajy ireny log népérien ireny ohatra, ka izay no namoronana ny masinina mpikajy, na koa kamo be aho handahan-tongotra ho any shina hanatrika ny jo2008, ary kamo be daholo ireny olona marary tsy maintsy didiany ireny, ka izay no namoronana fitaovana ka na 10000 km aza ny mampisaraka ny mpandidy sy ny marary
4. rhina ( 08/08/2007 09:24)
nareo rery no kamo e!
asa be r le kamo velona reto n famoronana an'io a
sad mila faharetana no mila fisainana snss....

:!:
5. Fiffi ( 08/08/2007 09:28)
fetrakens:
Araka ny hevitro dia noho ny hakamoana ihany no mahatonga ny manampahaizana hikaroka sy hamoron-javatra.
heu.....de raha kamo ve ry zareo hisy zao zavatra hita hihainana zao ? raha kamo ve ry zareo afaka tonga eto isika hi-tsikera an'zareo hoe kamo nareo ry manam-pahaizana ?:roll::roll:


6. sylvain ( 08/08/2007 13:51)
kamo ny manam-pahaizana fa enao mampiasa ny fitaovana vokariny koa zany kamo b!:wink:
7. fetrakens ( 10/08/2007 07:56)
Tsy azonareo ny tiako tenenina ngamba: Raha tsy nisy ny hakamoana tsy nanita-tsaina ny olombelona! Vokatry ny hakamoana daholo ngeh reny hitan-tsika reny e! Nefa aza diso hevitra ianareo fa tsara ngeh ny vokatry ny hakamoana e!
8. tsaramaso ( 22/08/2007 21:38)
fa iza no kamo oa ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1826