possible ve?

1. xxx ( 06/08/2007 20:46)
mba nanao rencontre t@ alalany internet zà , d nifanoratra tao anatiny 1semaina , d nifampiantso indray aprés 2 semaine , d nifanampan-kevitra we hifankahita , ny blem d mipetraka any geneve izy ary za aty lille, tonga taty @ ville zany izy , ary tena nifanaraka tsara ny resaka , nahafinaritra b ny zavatra rehetra nitranga ary tsy nisy kihanina mihintsy !, d vo lasa androany izy, zahay aloha mbola tsy any @ resaka we mariage na vady b , fa mbola we miaraka aloha , d zay , fa mbola vao 1 volana zay , za moa en general mbola tsy niaina t@ olona tahaka anazy mihintsy fa zatra bandy maditra , manalika , tsy attentionné , d sambany za sendra olona hitako we tsy misy kianina mihintsy d lasa mataohtra za we ,inona ny piege ao, mba possible v lehilahy hendry ,rehefa tia d tia ?divorcé iz ary nilaza iz we mbola tsy niodina mihintsy hono iz t@ nanambady,ary efa ho 1taona tsy nanao (sex)? , mampatahotra ,
novalian'i Darlin ny 05/10/2007 08:54
2. Fiffi ( 06/08/2007 20:52)
heu....ka enao efa zatra ny bandy ratsy zany de manjary tsy manana confiance am bandy hendry intsony.....

Fa nahoana no hoe inn no piège ao ? inn no mampatahotra anao am zany ? :roll:
3. xxx ( 06/08/2007 20:58)
possible io ka! ny vadiko izao tia ary tsy mbola nampirafy ahy mitsy malgré zà efa nampirafy azy...hendry tsy mpivoaka bricoleur....tsara fanahy be ....na dia maro aza ny lahilahy maditra dia tsy maintsy misy foana ny hendry ....ka aza mora miasa saina fa mandehàna hatramin'ny farany tsy ho hita eo ve izay ho avin'ny ampitso e!
araraoty fotsiny ilay fitiavana be ankeihitriny aloha dia aza mieritreritra ahiahy izany....bonne chance e!
4. imeva ( 07/08/2007 09:03)
possible ka
5. miantra ( 07/08/2007 11:31)
Io dia toy ny zavatra rehetra , ao ny tsara ao ny ratsy. Mifalia raha sendra ny tsara ianao, ary mahaiza maka fy sy misaotra!

Filozofia mba tiako hozaraina aminao (olona koa no mba nizara io tamiko):
"vis le jour d'aujourd'hui, c'est ton bien le plus précieux"

Bonne chance!!!
:):)
6. mandrindra ( 07/08/2007 12:39)
raha mampatahotra dia ialao. ny antony dia mety tsy mifanraka amin'ny andrasanao aminy rehefa any aoriana. ianao mety mila lehilahy mahay mandà, nefa i lery izany mety ho hendry trop dia oui oui dhl izay lazainao, ets ets
7. Fiffi ( 07/08/2007 19:31)
ny mba tiako fantarina ftsn de efa manana zaza ve nareo ?
8. fasaly ( 07/08/2007 19:55)
misy kou nge ny tsara amboalohany fa mivadika orera ravy eo e! de misy ny mifanohitra amzay! sarotra be lay mamantatra ny tena toetran'oul e! tsy misy afa tsy ny mifanerasera matetika de mi s'adapte am ray ray avy de manja ! samy mahalala ny kileman'ny iray avy ! iny no tena manja:-P
9. karinah ( 07/08/2007 20:19)
xxx: 1 toana tsy misy sex ilay "namanao"? izany ve dia mampatahotra:?: possible izany fa kosa mety mampifaly tena izy!:°)
10. princesseN ( 08/08/2007 08:38)
le oe hendry be alou de possible fa le oe tsy nanao(sex)1taona:lol:,raha vhv de mba mety nino ihany za fa lhl,hafa2 iany,tsy manakivy akory za fa mba gaga fotsiny, raha toa ka misy lhl sa manao témoignage eto oe efa tsy nanao 1taona zany de mba mino za,tsy problème nefa alou zany eh!ny essentile de il t'aime,profites-en!!:wink:
11. xxx ( 08/08/2007 18:39)
nanontany fiffi we efa misy zaza v , manjanaka 15ans iz , ary ny ahy 8ans , sy 4ans, fa ny mbola tsy niaona akory ny ankizy , fa mbola fiandohan'ny relation
12. ravakamalala ( 08/08/2007 21:48)
lehilahy divorcé = hendry ??????
kely finoana aho!
13. wooda ( 08/08/2007 22:40)
xxx->possible ka, fa ilay hendry kosa arakarak'ilay fiheveranao azy aminay lehilahy; tano ny hazo fa sarotra ny mila, raha tsy manandrana ianao tsy hainao mihintsiny ny vokany.

princesseN-> folo volana teo ho eo angambany fa taona iray izany tsy tena possible, raha tsy hoe angamba efa safidy tsy maintsy natao. :?
14. wooda ( 14/08/2007 07:55)
:roll: mahalasa saina ihany ra wooda ity! marina eh!
"zay mangina marina volamena!":)
15. Angolaina ( 17/08/2007 09:41)
Fiffi:

ny mba tiako fantarina ftsn de efa manana zaza ve nareo ?



zareo aza hono vao haingana no nifankatia de efa hisy zaza sa le vao namboarina nandritry ny sejourny tao lille angamba ? :-D:-D
16. kalina80 ( 28/08/2007 10:13)
possible mihitsy ny olona tsara fa matetika zany mihitsy, tsy mety fantatra am-boalohany ny toetran'ny olona.Aza dia mi s'attache be lotra aloha ianao.
17. xxx ( 28/08/2007 11:57)
kalina ie , zay aloha e ! , fa ny problem anie nisaraka zahay @zao e , io zany lay piege , lasa blem b lay we 800km ny helanelan-toerana , za moa tsy t hi-precipité zavatra we anaraka azy na anova fiainana , bon zay zany koa ,
18. nnni ( 09/09/2007 07:55)
Aza d matoky b lotra fa sao miova tampoka eo io ny ol rehtra samy manana ny toetrany daholo na lahy na vavy. Hiaino fotsin ny fiainanao androany d ankino am Andriamanitra fona ny fiainana.
19. Darlin ( 05/10/2007 08:54)
izao alou e! marina fa betsaka le hoe 800km manelanelana e! fa rehefa tia ianao dia manana confiance nareo dia efa zava-dehibe. NY tany no alavitra fa ny fisaianna sy ny ao ampo mifanakaiky ihany anie e! sa moa ts izany.

Dia izao koa, aza maika sy aza dia mampiseho b hoe saro-piaro ianao fa alavitraa izy fa rehefa mbola misy ny fifandraisana d calme fotsiny.

Ao anatiny daholo io fisarahan-toerana io. Sarotra le hoe hatoky azy satria ts eo anilany fa dia mahereza e!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0798