Mitsofoka ato aho

1. cristal ( 08/08/2007 09:51)
Miala tsiny fa tena mba mila namana vehivavy e izay matotra io an eny e na ny tsy matotra koa aza ka!(l)(l)(l)
novalian'i rhina ny 13/08/2007 09:58
2. lancia ( 08/08/2007 10:09)
fa manin no miala tsiny
3. angotiko ( 08/08/2007 10:45)
tena mba mila sa tena mila eh, misy dikany be mantsy ilay fomba fiteny io,ary tena matotra sa tsy matotra eh, izay matotra mantsy hoy ianao nefa avy farananao hoe eny na tsy matotra aza, ianao izany anie ahoana eh, matahotra be angaha ianao sa tena maika be hanana namana eh
4. Fiffi ( 08/08/2007 10:45)
f'ia hoa eh ! fa maninn no miala-tsiny ? satria ve hoe resa-behivavy ny ato ? :)
namana daholo akia ny ato an ! de :) de ampy !:)
5. ainga ( 08/08/2007 10:55)
izao kosa aloha dia mahazo miala tsiny e :) : satria miditra @ resa-behivavy indrindra indrinda moa fa sady tsy vhv no tsy matotra !:-D:-D mitsofoka hono :-D:-D:-D
6. Fiffi ( 08/08/2007 11:02)
:-D:-D:-D:-D
7. diamondra27 ( 08/08/2007 11:27)
fa ahoana aloha le hoe: matotra aminao e!
8. xxx ( 08/08/2007 12:01)
diamondra27:

fa ahoana aloha le hoe: matotra aminao e!
zany v d tsy hay é?


9. majakely ( 08/08/2007 13:02)
laingany fiffi aki zany cristal fa tsy namana doly zany ny ato aa> :P ...misy namana a ,de misy fahavalo mintry , de misy namanamana ,de misy tena namana tia ...de misy ny kimodimody namana le tsisy ilavana azy reny ...:D
10. mignone ( 08/08/2007 14:09)
fa ao foana ilay hoe "namana " ...:D
11. diamondra27 ( 08/08/2007 16:59)
xxx: ka lazao ary raha mahay enao e!
sa enao matotra de manao xxx =))=)) :b
12. sitlo ( 08/08/2007 17:04)
majakely:

laingany fiffi aki zany cristal fa tsy namana doly zany ny ato aa> :P ...misy namana a ,de misy fahavalo mintry , de misy namanamana ,de misy tena namana tia ...de misy ny kimodimody namana le tsisy ilavana azy reny ...:D


:-D
13. kallie ( 08/08/2007 17:32)
:-D d ampy e
14. wooda ( 08/08/2007 23:13)
majakely-> marina ve? :-D
15. majakely ( 09/08/2007 12:09)
wooda fita kooooo !!!:-D
16. Fiffi ( 09/08/2007 17:26)
majakely:

laingany fiffi aki zany cristal fa tsy namana doly zany ny ato aa> :P ...misy namana a ,de misy fahavalo mintry , de misy namanamana ,de misy tena namana tia ...de misy ny kimodimody namana le tsisy ilavana azy reny ...:D
heu.....ny serasera fotsiny aza de efa hoe "NAMANA"


17. booboo ( 09/08/2007 22:53)
majakely > :-D:-D:-D:-D
18. cristal ( 13/08/2007 08:03)
(l)(l)(l)(l)Misaotra anareo ary aho fa izao no ataoko hoe tsy matotra fa ny matotra dia raha misy mila fanontaniana dia valiana na mila toro hevityra dia omena fa ny ato jereo tsyyyyyy(l)(l)(l)
19. diamondra27 ( 13/08/2007 09:45)
cristal: ah! merci e, ra za enao aloha de tsy ato mitsy no mitady an'zany e, be vazivazy doly , aleo ihany miandry e!
20. rhina ( 13/08/2007 09:58)
diamondra27:

cristal: ah! merci e, ra za enao aloha de tsy ato mitsy no mitady an'zany e, be vazivazy doly , aleo ihany miandry e!



diamondra27 ko zany d négativista be foana isaki ze resaka
fa nga ki ndry tena efa nisy namitaka tato mintsy !!
ra marina zany d ndry ko nge ki zany mora azo kely e!!
sa diso za !!???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.08