Amiraly Ratsiraka .
1. Fiffi
(
07/08/2007 08:26)
Amiraly Ratsiraka : ambaran’ny Arema fa ny HCJ no mahefa hitsara azy.
Kianin’ny Arema, araka ny fanambarana nosoniavin’ny sekretera nasionaly misahana ny fitantanana ny fitsarana ny Filoham-pirenena teo aloha teo anivon’ny tribonaly tsotra (tribunal de Droit Commun). Fa raha hiverenana ilay fanambaran’ny komity mpitantana ny antoko Arema, nivoaka an-gazety ny alarobia lasa teo dia nanazava ny antony tsy nahatongavan’ny mpanohana ny amiraly teny Anosy izy ireo, ny andro namoahana ny didy. Nambarany tamin’izany fa noraisina io fanapahan-kevitra io mba hampisehoana fa sarintsarim-pitsarana iny notanterahina, ny alarobia 6 aogositra lasa teo iny.
Antony hafa tsy nahatongavan’izy ireo teny an-toerana ihany koa dia mba hilazana amin’ny mpanara-baovao fa fanjakan’ny baroa izao fitondrana misy izao ary tsy tan-dalàna ny mpitantana ankehitriny. Ankoatra ireo voalaza eo ambony ireo dia mbola tsy miova amin’ny heviny hatramin’izay, mitaky ny hisian’ny fampihavanam-pirenena miainga amin’ny fanatanterahana fikaonan-doham-pirenena ny antoko Arema.
Voahangy R.< br> ©Gazetiko
novalian'i bazylou ny 13/08/2007 21:59
3. Fiffi
(
07/08/2007 10:19)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46b4ee683da7c :cry::(:snif:
4. xxx
(
07/08/2007 20:33)
aiza o aiza ao neuilly sur seine kay no misy an'i Président Ratsiraka,fa maro be ny olona mba te ahita an'azy sy hamangy an'azy!Zao vao nanenina ny gasy rehetra oe taxay ihany i Président Ratsiraka,filoha mamimbahoaka teo aloha no teo!
5. Fiffi
(
07/08/2007 20:59)
sao de adala aza i xxx io klé ? :roll::roll: mamim-bahoaka hoe ? ka naninn no nitsaoka aty france ? :evil:
6. bazylou
(
13/08/2007 21:59)
ka iza ary no sahy milaza eto fa mamim bahoaka i le 8, ary iza no sahy mijoro fa zmora ny fiainana hatramin'ilay io nitondra!!