Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fanirykely
(
03/08/2007 06:58)
Tononkiran'i Tsaiky Jaoby
mba ampidiro reto ny tononkiran'io hiran'i Mick sy Davis io raha mba hainaoreo fa tiako nefa mbola tsy mivoaka ato.misaotra eee...
tohiny
ptitponey
(
03/08/2007 06:57)
Ny fanahy no olona BODO
Misaotra...
tohiny
LazaDaddy
(
03/08/2007 02:47)
fandinihana
Raha itodihana ny roa (2) taona lasa, mankaiza i Madagasikara? Inona avy ny fiovana nisy?
2005 -> 2007...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 05/08/2007 11:28
Herimiafina
(
03/08/2007 01:50)
Toliara sa Toliary?
Inona no tena marina, Toliara sa Toliary kay? :^):@...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 06/08/2007 04:59
fasaly
(
02/08/2007 19:07)
Fa inona marina ny antsika e!
Tena sahirana foana aho ry ireto ny hamaly ani'lay kestion n'ireto vahiny ireto ....raha mba manotany anao izy mikasika ny sakafo io an!
mipetraka matetika ny fanontanian a hoe: fa inona no specialit...
tohiny
novalian'i pseudo38 ny 16/07/2008 09:35
tezitra
(
02/08/2007 18:17)
Iza no diso (Clo Mahajanga)
3 choses:
1)Les peoples etrangers:
-Michel SERRAULT France , Mort à 79 ans
-Bergman INGMAR, realisateur, Mort à 89 ans
-Mort de Michelangelo ANTONIO à 94 ans
2)Les peoples Malgaches (c'est t...
tohiny
novalian'i Rojoukel ny 12/11/2007 21:58
mihaminaly
(
02/08/2007 12:30)
Rossy fisarahana
mba mangataka ny tononkiran' i Rossy "fisarahana" azafady...
tohiny
novalian'i twavna9004 ny 19/12/2013 08:04
cazal
(
02/08/2007 12:21)
mitady tonokira
Ny mpihira azy tsy fatatro
fa ny nahitako azy t@ izany fotoana izany dia ny AMAF no toa nihira azy
NY MARINA TSY RESY FA MIARINA
Dia misaotra tompoko ô...
tohiny
ianao
(
02/08/2007 12:02)
dadatoa
Saika mba hitady ilay hira misy hoe:
Dadatoa dadatoa dadatoa
Nenitoa nenitoa nenitoa
Sady masiaka no tsara fanahy
Etsy ataonay ba
tsy haiko ny mpihira,...
tohiny
novalian'i ianao ny 03/08/2007 12:41
Floffy
(
02/08/2007 11:36)
tena fitiavan-tena marina ve?
Miarahaba antsika rehetra,
Tsy aiko na eto no tokony asiako an'ito dinika ito fa dia izao ny olana misy amiko ka mba mangataka ny hevitrareo aho.
Raha niresaka t@ rahavaviko any dago aho ka ny v...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 06/08/2007 00:31
Arija
(
02/08/2007 11:04)
TONONKIRAN'i SAMOELA
MBA MANGATAKA IREO TONONKIRAN'I RASAM AO ANATY ALBUM VAO² 'TY...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/08/2007 13:59
niryna
(
02/08/2007 07:12)
Inona no atao hoe finoana sy fiainana ao amin'ny kristy?
Raha miteny isika hoe mino sy miaina mitovy ny nataon'i Kristy,ahoana izany fiainana kristiana izany?...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/08/2007 21:57
lapino
(
02/08/2007 07:08)
Mankalaza ny blaoginy
Ity misy hevitra orizinall : http://embruns.net/blogosphere/ta_bite_sur_mon_blogue.html :-D:-D...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2007 14:37
meva2
(
02/08/2007 07:07)
Zao bavy
Bjr daholo,
Ary mba manao ahoana ny fiaraha moninareo @ zao bavy sy zao dahy?...
tohiny
novalian'i beby2 ny 28/06/2008 09:21
LazaDaddy
(
02/08/2007 05:46)
Aretina mikiky
1) Ny fatra-piiteny ny hafa handini-tena no tsy mandini-tena voalohany indrindra fa ilaozany mandinika ny hafa.
2) Ny fatra-piiteny ny hafa halala-tsaina no tena tery saina @ zavatra hainy, ka raha...
tohiny
novalian'i cutie ny 06/08/2007 18:20
rvrandriana
(
02/08/2007 05:19)
Teknolojia vaovao ho an'ny fanabeazana
Mahavariana tokoa ny fivoaran'ny teknolojia ankehitriny: ny fahitalavitra, ny finday, ny internet sy ireo mifandraika amin'ny informatika,... Ireo rehetra ireo dia samy manintona avokoa: ao ny mahasoa...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/08/2007 06:43
LazaDaddy
(
02/08/2007 02:25)
Mitady mpiasa soa =) [hanao asa soa]
"From the Nations to the Nations" (N2N). Iandraiketan'ny Youth With A Mission International [ http://www.ywam.org/ ]
Ao anatin'ny fotoanan'ny lalaon'ny nosy ny N2N'07 ary mandritry ireto andro iret...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 03/08/2007 22:21
fijo
(
01/08/2007 20:55)
rehefa manelingelina ny fivavahana
za moa tany mada teo dia tany mahajanga.ka dia tao mahabibo eo ampitan'ny fiangonana katolika(akaikin'ny polisy) io no nipetrahana.hoan'izay mahalala an'ny mahajanga io.
ny loza dia ity.isaky ny mara...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/08/2007 06:38
mireillekelly
(
01/08/2007 20:33)
bevohoka ve aho ?
Zao re 'reto a! miady saina mafy sy mitebiteby aho amin'zao fotoana izao.Tamin'ny fotoana handehan'ilay sipako tiako be zay hiasa lavitra be ahy dia niaraka izahay ary nanao rapport sexuel,mbola tena ...
tohiny
novalian'i fa ny 17/08/2007 14:39
tonykasta
(
01/08/2007 18:45)
slt
za rangah mba te hafantatra momban'ny stellah d mba alefaso ao @ adiresy email ko a satria izy zany meilleur chanteuse ko eh:...
tohiny
