bevohoka ve aho ?

1. mireillekelly ( 01/08/2007 20:33)
Zao re 'reto a! miady saina mafy sy mitebiteby aho amin'zao fotoana izao.Tamin'ny fotoana handehan'ilay sipako tiako be zay hiasa lavitra be ahy dia niaraka izahay ary nanao rapport sexuel,mbola tena tao anatin'ny fotoana tsy tokony hanaovana izany anefa aho, nampiasa fitaovana ihany fa tsy dia azoko antoka loatra. Efa ho roa volana izay raha tonga ny 10 aout. Somary nitaintaina ihany aho, hatramin'ny fahatongavan'ny règles, tonga ihany fa 2 jours fotsiny, nefa tsy "cas"-ko zay, tonga koa ny faharoa dia 2 jours fotsiny. Etsy an_daniny lazain'ny olona niova be hono aho lasa fotsifotsy sy nahazo aina be, nefa tsisy signes hafa mitranga hafa amiko ankoatr'io. Efa nilazako ilay miaraka amiko taitra be aloha izy, fa mbola tsy niteny zavatra hafa, fa nasaina jerena tsara daholo ny signe rehetra. Izaho miady saina irery efa nisaraka dada sy mamanay, efa samy manana ny fiainany koa, za mbola mamita fianarana. Tsoriko fa 25 ans aho zao, ary mbola tsy nanao firaisana hafa afa-tsy tamin'io. Ka mba omeo fanazavana ry reto fa sahiran-tsaina, angamba mety betise ihany ny nataoko kanefa atao ahoana moa, raha toa ka mitombina. Raha tena bevohoka moa dia tsy mieritreritra ny hanala azy velively. Ny fanazavana omen'ny olona sasany koa manko toa tsy azoko, fa ny règles hono dia mety misy foana na bevohoka aza, mety misy ny cas exeptionel, ary miankina am'olona tsirairay. Raha misy afaka mandefa manokana dia efa io ny ps-ko raha toa ka tsy hiditra eto. Misaotra betsaka anreo mialoha akia.
novalian'i fa ny 17/08/2007 14:39
2. ikaretsaka ( 01/08/2007 21:10)
manaova teste de grossesse ko
3. fasaly ( 01/08/2007 21:21)
io lazain'i ikaretsaka io.....
4. booboo ( 01/08/2007 21:36)
re-re manao test pipi (test de grossesse vidiana eny @ pharmacie).
5. vale ( 01/08/2007 21:45)
booboo: mazava, b ny toro-hvt:-D:-D:-D ...manamafy ihany koa aho. clearbleue d sady tsy mahakizitina fa vao mahandre le pub ftsn d toundé falifaly be!:-*
6. kallie ( 02/08/2007 07:37)
efa we, manaova test.
Fa antony iray, raha to ka --- ny test, mikorotana ny hormone, noho ny choc sentimental nahazo anao (séparation), réaction normale ny vatana io. Misy olona oatra oe lasa ménoposé tampoka satria maty ny vadiny, na d 30 ans aza,
Misy olona anaovany gâteau mariazy ny atodiny (iza ar ô) :lol:
Courage fa fiainana dôl zany e
7. meva2 ( 02/08/2007 07:45)

Mijere koa dokotera e!! tsy misy afatsy ny test sy ny prise de sang ihany no afaka mi- confirmer.
Satria mantsy raha hohenoinao daholo izay mety ho symptômes, dia mety ho henonao tokoa satria ny sainao efa lasa lavitra!
Sady hitaintaina lava ve? tsy mety na ho anao na hoan'ilay zaza (si...).
8. sechat ( 02/08/2007 09:42)
Mitovy hevitra @ rehetra. Test de grossesse eny @ pharmacie no vidiana. Na analyse sanguin hi-détecter-na hormone de grossesse (angatahina any @ dokotera ny ordonnace) :wink:
9. princesseN ( 04/08/2007 08:41)
zay no tena marina e!manaova test de grossesse,de mankanesa any @ndRadoko e!@zay ndry sur tsara mintsiny oe bevohoka sa tsia!:wink:
10. rdanyl ( 16/08/2007 21:43)
ndana ky mande any @ marie stopes fa izy no tena mahay an'io ka an-dry io a eny avaradoha na eny ambodinisotry.ok mahereza oajavascript:emoticon(':roll:')
Rolling Eyes
11. fa ( 17/08/2007 14:39)
rdanyl:

ndana ky mande any @ marie stopes fa izy no tena mahay an'io ka an-dry io a eny avaradoha na eny ambodinisotry.ok mahereza oajavascript:emoticon(':roll:')
Rolling Eyes

mandehana tkou eny@Marie stopes sady efa 12 500F nge manao test ao e! sad avy manao test d asaindry zareo mankao@Dr. Zany oe ts mifanalavitra @vidinilay test eny@pharmacie nefa indry sady mbol mis Dr mandray andry ko avy eo ts mis consultation tsony!
mahereza e!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0681