Aretina mikiky

1. LazaDaddy ( 02/08/2007 05:46)
1) Ny fatra-piiteny ny hafa handini-tena no tsy mandini-tena voalohany indrindra fa ilaozany mandinika ny hafa.

2) Ny fatra-piiteny ny hafa halala-tsaina no tena tery saina @ zavatra hainy, ka raha misy tsy mifanaraka @ takatry ny sainy dia tsarainy ho tsy "malala-tsaina"

3) Ny fatra-piiteny ny hafa mba ho "tolerant" no tena "intolerant" amin'izay heveriny fa "intolerance" an'ny hafa

Oooops! Salamo 46:10
novalian'i cutie ny 06/08/2007 18:20
2. ikaretsaka ( 02/08/2007 06:27)
1) lalana voalohany amin\'ny fandinihin-tena: mandinika ny hafa sy ny manodidina (maka repere aloha) hijerena hoe aiza ho aiza ny tena par rapport amin\'ireo manodidina. Izay ko no maha olona miaina izao tontolo izao fa tsy maniditsidina enyananona eny!

2) Ny fatra-piteny ny hafa mba halala-tsaina kanefa tsy eken\' ny minia manatery ny sainy rehefa miezaka manalalaka an\'io , no matetika lazain\'ireo minia tsy manalalaka fa tery nohon\'ny azy!

3) Mandiniha tena
(Matio 16:18,19)
3. LazaDaddy ( 02/08/2007 06:42)
ikaretsaka:
lalana voalohany amin'ny fandinihin-tena: mandinika ny hafa sy ny manodidina (maka repere aloha) hijerena hoe aiza ho aiza ny tena par rapport amin'ireo manodidina.
Toheriko ny hevitrao eto satria fijery Kristianina no hamaritako ny hoe "fandinihan-tena".

=> Tsy ny manodidina no ampitahako ny tenako fa ny Tenin'Andriamanitra, i Kristy. Izy irery ihany no azo atao "repere" :)
4. ikaretsaka ( 02/08/2007 06:52)
Ka ny hafatr' Andriamanitra amiko tsy ao anaty baiboly ihany fa amin'ny zavatra rehetra manodidina ahy!

Mbola miteny @ alalan'ny Teny tonga Nofo izy ary ny Nofo tonga Mofo mamelona ny Fanahy Masina narotsany ho an'ny olona tiany.

"endrik'Andriamanitra ny zavatra rehetra"!

"seek God thru all things and we shall see God by your side"
5. LazaDaddy ( 02/08/2007 06:58)
ikaretsaka:
"endrik'Andriamanitra ny zavatra rehetra"
tsy hitako izay ambara anao fa tohina ny foko mamaky an'io.
6. ikaretsaka ( 02/08/2007 07:22)
zava-boariny izany, na zavatra nohariana avy amin'ny alalan'ny zava boariny... ary afaka manazava anao hahita azy

izaho ao amin'ny blaogiko:
"We forget all too easily that one of the big lessons of the Spirituality is that God is found in the ordinary. You wish to see God? Look at the face of the man next to you. You want to hear him? Listen to the cry of a baby, the loud laughter at a party, the wind rustling in the trees. You want to feel him? Stretch your hand out and hold someone. Or touch the chair you are sitting on or this book that you are reading. Or just quieten yourself, become aware of the sensations in your body, sense his almighty power at work in you and feel how near he is to you. Emmanuel, God-with-us." (Ikaretsaka, Xmass 2006)


"Mora adinontsika fa ny lesona voalohany amin'ny ara-panahy anie dia hita amin'ny zavatra tsotra Andriamanitra e, Te ahita an'Andriamanitra ianao?:Jereo ilay olona eo akaikinao, Te hihaino azy? Henoy ny feon-jaza mitomany, ny hafaliana rehefa misy fety, ny voronkely sy ny rivotra. Te hitsapa an'Andriamanitra? ahinjiro ny tanana dia mitantara olona, na kitio izay zavatra manodidina anao, na mitonia fotsiny dia henoy ny vatanao, henoy ny heriny tsy taka-pesipesenina miasa ao anatinao dia henoy fa io akaikinao io izy. Imanoela, Eo amintsika andriamanitra" (Ikaretsaka noely 2006I(
Ato ny blaogiko raha liana te hijery
7. tywa68 ( 02/08/2007 07:41)
Lazadaddy : raha tsy mahateny dia manaiky sa tohina fa maninona ?
8. rakaroka ( 02/08/2007 12:32)
'zaho mahatsapa ny fisiana "aretina mikiky" tahaka ny voalaza eto manoloana ny namana maro mipirina @ "fahalalany" sy ireo tsy ampy fahalalana indray fa te hizara tsy misy toa izany, ny iray fatra mpi-pérfectionner ny tenany dia tsy misokatra loatra @ fhm , ny iray indray tokony manao ezaka perso 'ngamba aloha satria tsy asian'ny olona fiheverana loatra koa...asa ny "résolution"n' ny mission hoe "Tiava ny namanao tahaka ny tenanao",
ilay teny moa napetraka dia ny tsi1/1 no mi-applique à sa façon, fa tsapako misy hasarotana ny fametrahana ilay "tahaka"
9. xxx ( 02/08/2007 13:19)
tywa68:

Lazadaddy : raha tsy mahateny dia manaiky sa tohina fa maninona ?



Mifamadika ny zavatra lazainao, tohina izy dia tsy tafateny , toy ny olona rehetra tohina eo anatrehan'ny situation iray dia tsy mana-kambara

10. tywa68 ( 02/08/2007 13:48)
xxx : tohina d tsy mahateny eo @iny fotoana iny, ekena : fa avy eo kosa afaka manazava hoe inona tao @ilay voalaza no antony sns :lol:
11. ari.malala ( 02/08/2007 14:12)
LazaDaddy:

1) Ny fatra-piiteny ny hafa handini-tena no tsy mandini-tena voalohany indrindra fa ilaozany mandinika ny hafa.[//quote]

ekena, io ilay mahita ny somin-kahitra eo am mason'ny hafa fa ts maita ny vatankazo manelingelina ny masony...

[quote=LazaDaddy]2) Ny fatra-piiteny ny hafa halala-tsaina no tena tery saina @ zavatra hainy, ka raha misy tsy mifanaraka @ takatry ny sainy dia tsarainy ho tsy "malala-tsaina"

3) Ny fatra-piiteny ny hafa mba ho "tolerant" no tena "intolerant" amin'izay heveriny fa "intolerance" an'ny hafa

Oooops! Salamo 46:10



fatratra ery mitsikera nefa zavatra tsy hay akory no tsikeraina sy tsongolohana de refa itondrana fanazavana dia borné ts mety mino sy tsy manaiky izay fanazavana entin'ny mahalala fa ny azy ihany no azy... mandiniha tena!!!
12. xxx ( 02/08/2007 15:36)
oay ireto isika e, oay ireto isika e o^o:^)
13. ikaretsaka ( 02/08/2007 15:53)
io voalazan'i ari io angamba no mahavaly ny remarque an'i lazadaddy

-matoa manitsy sy manampy na mitsikera hevitra mivoana dia "ao raha" ary misy antony foana (izay matetika tsy voavalin'ilay itsongolohana sy tsikeraina) io antony io!

-avy eo efa hitany tsara izao ny antony ,sy ny porofo rehetra manamarina ny tsy mampety ny heviny sy/na hoe tsy maha ampy azy, sy hoe fa maninona ilay hevitra no suggeren'ny olona hoe tsy mety izany! fa iny ihany no ianteherana! na efa hitrondrongy aza!

Vahaolana
-matoa ianao tonga milaza sy mametraka hevitra ato dia hevitra ho dinihina izay, fa raha fihevitra efa any aminao manokana ka tsy tianao kitihina dia aza entina eto

-ary raha tena malala-tsaina alefaso ny hevitra dia omeo ny antony dia andraso ny avalin'ny olona an'iny dia omeo indray ny hevitra. Izay no tena mizara sy intolerant. fa ilay efa tsy manana antony hanazavana ilay hevitra nefa mbola miziriziry @ iny no ...

-Dia aza matahotra mifampidinika, ao anaty dinika sy hevitra no ahitana ny marina, misy antony i Abrahama sy ny Tompo, Jesoa miresaka amin'ny mpianany ny jiody sns..., ny konsily etsy sy eroa, Socrates sy Plato, ny Hono'hoa Mompera, Kidaona maraina, sns...

Rehefa ts'isy alahatra intsony, tsy hitako ny antony tsy hanekena ilay hevitra voahitsy
olona efa lehibe ireo daholo dia manioatra nohon'ny zaza midongy hoe
"Non z'veux pas" tsy misy antony eo!
14. boraingy ( 02/08/2007 16:00)
Hira Ry Tompo Andriamanitra Andriananahary
15. ikaretsaka ( 02/08/2007 16:14)
(tohiziko ny hira)
Nasainao nanohy sy nandavorary ny Zava-boary eran-tany izahay

dia any @ le "fandavorariana" isika izao

"tsy fahafahana mivaona any anivon-danitra any fa santarina eto an-tany hahatonga saina ny olona rehetra"
16. cutie ( 02/08/2007 19:28)
lalina zany :-D
17. fijo ( 02/08/2007 21:28)
za tsy mpino,fa manaiky ilay hevitra 1)an'ika.mijery ny hafa aloha de mamaritra hoe ary za aiza raha mihoatra amin'ny marina sy ny mety ,ary ny ataon'ireto manodidina ahy???miankina amin'ny fahatsapana an'izay no ahitana izay mety tokony hoatao.
satria isika eto antany ary misy ny lalanan'ny tany sy ny fiarahamonina
18. cutie ( 03/08/2007 01:01)
No one is perfect
Samia mandinin-tena :lol:
19. niryna ( 03/08/2007 05:56)
ari.malala:

LazaDaddy:

1) Ny fatra-piiteny ny hafa handini-tena no tsy mandini-tena voalohany indrindra fa ilaozany mandinika ny hafa.[//quote]

ekena, io ilay mahita ny somin-kahitra eo am mason'ny hafa fa ts maita ny vatankazo manelingelina ny masony...

[quote=LazaDaddy]2) Ny fatra-piiteny ny hafa halala-tsaina no tena tery saina @ zavatra hainy, ka raha misy tsy mifanaraka @ takatry ny sainy dia tsarainy ho tsy "malala-tsaina"

3) Ny fatra-piiteny ny hafa mba ho "tolerant" no tena "intolerant" amin'izay heveriny fa "intolerance" an'ny hafa

Oooops! Salamo 46:10



fatratra ery mitsikera nefa zavatra tsy hay akory no tsikeraina sy tsongolohana de refa itondrana fanazavana dia borné ts mety mino sy tsy manaiky izay fanazavana entin'ny mahalala fa ny azy ihany no azy... mandiniha tena!!!



:roll::cry:
20. ikaretsaka ( 03/08/2007 07:51)
niryna> "tea culpa. tea culpa, tea maxima culpa":roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1963