Mitady mpiasa soa =) [hanao asa soa]
1. LazaDaddy
(
02/08/2007 02:25)
"From the Nations to the Nations" (N2N). Iandraiketan'ny Youth With A Mission International [ http://www.ywam.org/ ]
Ao anatin'ny fotoanan'ny lalaon'ny nosy ny N2N'07 ary mandritry ireto andro ireto: 13-14-15 Aogositra 2007.
Fanazavana fanampiny raha ta andray anjara ianao: http://www.ywamafrica.org/Southern/Madagascar/National/involve.htm

novalian'i ikaretsaka ny 03/08/2007 22:21
4. Rasiligaoma
(
02/08/2007 05:19)
noheveriko fa tsy azo atao anie fa hoe tsy ilainareo izany manao asa soa izany e!
kay veeeeee ilaina indray eeeeeeeee:^)
kay veeeeee ilaina indray eeeeeeeee:^)
5. Mandefitra
(
02/08/2007 05:38)
Ngamba tsy nisy ni teny hoe tsy ilaina ny manao asa soa , au contraire aza, "ny olona tsara no manao asa tsara".Ary ny olona manaraka an'i Kristy, de manao zay asa nataony tety, ary be lavitra noho izany aza.
Ary tsy mifanohitra velively @ ty voalazan'i Paoly ty:
Efesiana 2
8 Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra;
9 tsy avy amin'ny asa, fandrao hisy hirehareha.
Ny olomboavonjy noho ny fahasoavan' i kristy, de manao zay rehetra nanirahan'i Kristy avy eo, ka dia manao asa soa arak izany izy.

6. Rasiligaoma
(
02/08/2007 05:42)
Indray andro izay nisy resaka ireny fanaovana asa soa (karazan-dry mompera Pedro ireny sns)
dia nisy niteny teo hoe ny "fahasoavan'Andriamanitra" dia ampy, tsy ilaina izany dia namerimberina io nolazain'i paoly io izy
fa tsy ilaina izany asa asa izany! "minoa fotsiny ihany" hono
dia ganta ny tena izao fa ilay niteny izany no lasa mitady mpanao asa soa
mba tsetsatsetra nyahy iny!

8. diamondra27
(
02/08/2007 06:14)
Mamporisika anareo izay mbola tsy nanao asa soa mba hanao izany
Tena ahitàna vokatsoa ny manao asa soa satria ça fait partie ny experience de la vie io, indrindra iraisampirenena
raha tsy manao ianao dia tsy mahita we inona ny vokany.
Mba diniho ihany ity hoe:
"ce qui n'est pas donné c'est perdu"
zany we: raha manana zavatra tokony nomena ianao nefa tsy nanome de very ho azy iny...nefa mba tokony nisy olona nahazo any ho any nahazo azy

12. ikaretsaka
(
02/08/2007 06:57)
da manampy ny an'i diams: Tsy adala i mompera manao asa soa rankizy fa mba manaova a
13. Mandefitra
(
02/08/2007 07:38)
Ka ny asa soa nge misandrahaka @ lafiny maro. Raha ao @ FLM zao, ao ny akany mitaiza ny moana sy marenina, ny tobimpitsaboana.
Raha zaho manokana ohatra, fony tany @ tanana, mampianatra ny havana na ny mpiaramonina maths zay hanao examen, ranjandrinay zao mitendry orgue any ampiangonana, mampianatra sekoly alahady etc ...
"ny olona tsara manao asa tsara"

15. xxx
(
02/08/2007 09:49)
ny asa soa anie tsy mila famporisihana akory e , rehefa mahatsapa fa nahazo fahasoavana dia mizara ho azy naturellement
17. boraingy
(
02/08/2007 15:56)
Ataovy ny Hira
Ry Tompo Andriamanitra Andriananahary
Nasainao Nanohy sy Nandavorary
Ny Zavaboary Eran-tany Izahay
Mitory Fitiavana Lalina izany
Nomenao Ohatra Ilay Zanakao, Misaotra E!
Niasa nisasatra teto aminay, Misaotra e
Manjary Asa Masina izao ny Asanay, Misaotra e
Mitory Fitiavana Lalina Izany
Matoky Izahay fa mitantana ianao
Manoro izay asa sahaza ho anay
Ka Miaraka miasa amin'i Jesoa izahay
Mitory Fitiavana Lalina izany
Ry Rainay Mpahary! Tahio ny Asanay, Tahio
Tahio mba ho mendrika marina Anao, Tahio e
Manjary Asa Masina izao ny asanay, Tahio e!
Hanomana Tany sy Lanitra Vao, Tahio e!
Amen

19. ikaretsaka
(
02/08/2007 22:13)
fijo> izany rehefa atapitampin'ny fivavahana..
ny fampiasana fivavahana
"tsy fahafahana mivoana any anivon-danitra any fa santarina eto an-tany hampiadana ny olona rehetra"
ny fampiasana fivavahana
"tsy fahafahana mivoana any anivon-danitra any fa santarina eto an-tany hampiadana ny olona rehetra"
20. LazaDaddy
(
02/08/2007 23:43)
fijo> io no nanontaniako hoe "porofoy ny mahasamihafa azy ireo". Solon'anarana no miova fa ilay olona iray ihany :)