Mitady mpiasa soa =) [hanao asa soa]

21. ikaretsaka ( 03/08/2007 07:57)
Aiza? sure amin'izany ve ianao?
betsaka ny olona mipetraka NY sy ny manodidina ary USA mahafantatra an-drasiligaoma ato afaka manaporofo: fa relijiozy lazariste izy , izaho jesuite, mpinamana izahay nohon'ny Maha gasy sy Kristianina katolika, dia mandalondalo aty an-trano izy indraindray
22. fijo ( 03/08/2007 21:31)
laza ,olona ro asamy hafa ireo ka.izay fitoviankevitra tsy haiko,fa ny vatana samy hafa.
23. ikaretsaka ( 03/08/2007 22:21)
Ireo namana serasera eto USA na ny mandalo efa nihaona sy namonjy ireny fihaonana ireny dia mahafantatra an-ikaretsaka
dia mahafantatra an-Drasiligaoma koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0783