Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bise ( 29/07/2007 17:24)
fangatahana tonokira
Miarahaba o! Mba saika hangataka tonokira an'i Rossy mitondra ny lohateny hoe " NGOMA" azafady indrindra tompko raha mba azo atao. Misaotra mialoha... tohiny
anita ( 29/07/2007 15:14)
serasera ankapobeny refa namana
zao misy oe tix 12 zany tiko mba hanoratra privée amiko nef efa vosakako izy tsy andefa hafatra amiko !ka inon no tokony ataoko ! sad io tix12 io tsitko ao @ namana rehetra nefa izy mamatra hevitra ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/08/2007 19:28
sosoakely ( 29/07/2007 13:47)
nanao ahoana!
saika hitady ny tononkiran'i joy k sy mampoina mitondra ny lohateny hoe anilanao foana aho:* misaotra tompoko... tohiny
hafaliana ( 29/07/2007 09:02)
Mankalaza ny blaoginy
Ity ry reto misy site misy annuaire azo hankalazana blaogy tsara an! www.hafaliana.fr.tc d eo @ le hoe ny tranonkalako eo. ts voatery ho blaogy ihany anefa no atao ao fa malalaka rehefa tsy mamoafady ... tohiny
ftma ( 29/07/2007 05:51)
Leo sakafo
Efa mba leo sakafo iray ve ianareo? izaho aloha izao dia tsy te hierika trondro intsony, isaky ny 2 andro trondro foana ka tena tofoka ... tohiny
niryna ( 29/07/2007 05:13)
Tia mamorona sakafo ve ianao? Inona?Andramo ity!
Manao ahoana daholo indray e ! :D Asa hianareo raha tia mamorimporina sakafo fa izaho io no tena ataoko,raha mety dia averina raha tsy mety dia fanandramana8O Ny lafitsarany dia mety foana matetika:m... tohiny
novalian'i niryna ny 04/08/2007 02:19
salmo1 ( 28/07/2007 21:07)
Bandy pelaka
Inn no tena mahatonga ny bandy ho pelaka:?: ... tohiny
novalian'i homo ny 13/07/2012 09:07
Nickovy ( 28/07/2007 17:16)
Didipoitra
Nisy boky novakiako izay mikasika ny "Art de Madagasikara". De gaga be aho fa voalaza tao hoe ny Vezo ihany hono no foko tsy manao didipoitra any Madagasikara. Tena marina ve io sa ilay vazaha nanorat... tohiny
novalian'i evasoa ny 01/08/2007 20:47
booboo ( 28/07/2007 17:10)
Jamborée 2007
Antson'ny fo ho an'zay scout eeeeeeee :°). Arabaina aby klou nahatratra ny Asaramanitra faha-100 taona n'ny scoutisme. Dia aza hadino ny manavao fanakena @ [b]1er Août rehefa vao miposaka[/b... tohiny
novalian'i booboo ny 15/08/2007 19:53
nyna ( 28/07/2007 13:49)
Fantatrareo ve ny produit
Sali sali daholo nareo! Zaho ry zareo tena mba anisan'ny gaga tamin'ny efficacitén'ny produit "HERBALIFE".Fantatrareo ve io produit io. zaho mba maniry ny te hizara aminareo ny momba io produit i... tohiny
kanota ( 28/07/2007 01:36)
Pifa"haut fonctionnaire de l'état" hono mandrahona.HIHIHIHI
Rehefa avy nanontany hoe:[b]“Fa in zalah l ataon-dRavalo ah!”[/b] i pifa ary novalian'ny namana dia nilaza hoe:"[b]Hotsaroko ny site nao sy pseudo nao refa [u]en pôle position[/u] za. tsarovy ko ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 01/08/2007 07:35
ipiso ( 27/07/2007 20:14)
olana
tiako be izy, fantany zany, nefa nariany a... tohiny
novalian'i cutie ny 31/07/2007 13:38
niryna ( 27/07/2007 15:29)
Zoky fanaja,mandidy ny fiainanao koa ve?Ampio aho!
Ny zoky fanaja ary indraindray dia manararaotra izany fahazokiny izany izy.Moa ve amin'ny mahazoky azy dia izay teneniny na diso aza dia ekena,na izy no mandidy ny fiainanao?Moa ve tsy maitsy ny tenin... tohiny
novalian'i beloha2 ny 11/08/2007 01:11
niryna ( 27/07/2007 15:05)
Mahavaly ny soa ataon'ny olona anao ve ianao?
Manao ahoana daholo,ho antsika aty ivelany no tena hiantefan'ity,ho an'ny rehetra manao soa olona ka miandry valiny ihany koa no resahiko,ho an'izay olona nataon'ny olona soa ka tsy afaka na tsy namal... tohiny
novalian'i Bola ny 28/06/2008 05:11
boraingy ( 27/07/2007 11:35)
Finoana sy Siansa _ Afaka mifanampy ve sa....?
Anisan'ny fanontaniana nanitikitika ahy mafy io resaka io satria anisan'ny iray izay tsy hinoan'ny olona manana firehan-kevitra ara-tsiansa maro an'Andriamanitra, indrindra ny any amin'ireo tany mandr... tohiny
novalian'i fijo ny 02/08/2007 21:51
miavaka ( 27/07/2007 10:46)
angataka hira
angataka ny hiran'i Firmin za ny lohateniny dia hoe "Manaiky aho"... tohiny
salopard ( 27/07/2007 09:47)
RA8 est un génie
Noravana ny assemblée: -hisy deputé vaovao -hisy 4x4 de ravana indray dans 3 mois -de 4x4 vaovao de ravana indray deputé daholo ny 16 millions [b]Izay le hoe 4l, non 4x4 isantokatrano... tohiny
novalian'i tsoraka ny 03/08/2007 13:11
kanota ( 27/07/2007 09:00)
Efa mangotraka nefa tsy hita Bazylou+Zazala PILITIKY
Aiza ry PILITIKY Bazylou + Zazala fa mangotra ka a=))=))=)).Mbola tsy handaka baolina ihany ve?... tohiny
novalian'i kanota ny 02/08/2007 03:16
lancia ( 27/07/2007 08:35)
mila hevitra
Slt daholo, mba toroy hevitra amin'ny fomba fanalana mony ho an'izay mahafantatra.Misaotra betsaka... tohiny
novalian'i karinah ny 06/08/2007 11:24
kallie ( 27/07/2007 06:30)
soin chocolat
iza taminareo no efa nanao soins chocolat? any am institut efa bdb ny mi propose épilation chocolat, soin amincissant, relaxant sns... za manko t anao fa za ty chocolat be, fa tsy azo oanina hony l... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.9263