RA8 est un génie

1. salopard ( 27/07/2007 09:47)
Noravana ny assemblée:
-hisy deputé vaovao
-hisy 4x4

de ravana indray dans 3 mois
-de 4x4 vaovao

de ravana indray
deputé daholo ny 16 millions

Izay le hoe 4l, non 4x4 isantokatrano

snif, snif...
Tsy ampy dôzy aloha e!
novalian'i tsoraka ny 03/08/2007 13:11
2. xxx ( 27/07/2007 10:47)
taingina be ilay hevitrao:-@
3. kanota ( 27/07/2007 10:58)
Efa hita fa SALOPARD=))=))=)).Tsisy hazavaina fa ny anarany dia milaza ny momba azy. SALOPAKA=))
4. Jeankely ( 27/07/2007 11:23)
Angaha moa tsy vendrana indray ry salopard a. Hatramin'izay milaza fa dondrona kay nanaiky ihny fa génie. SALOPARD=))=))=))
5. rakj ( 27/07/2007 13:15)
Mba milatsaha de mahazo 4x4 é.Tinay fona Ra8 fa zay reviny iàny io
6. Herimiafina ( 27/07/2007 13:52)
Hono ho aho! Ratsy be angaha ny 4L no tena ampitahana amin'ny 4x4 klé? Kony, mba valio moa e!
Mahantra be angaha le manana 4L? :snif::@
7. Jeankely ( 28/07/2007 05:24)
Ny sasany aza tsisy koa ahoana no mahantra? Ny tompon'andraikitra tsy mahay mihafy no manimba ny sain'ny vahoaka.
8. Herimiafina ( 01/08/2007 03:22)
Tena otsan'ny tsy mandry ny saiko amin'ity resaka 4L ity klé. Ndrao dia tokony ho soloina 4x4 aza izy ity marina!:{:{:^):@
9. Jeankely ( 01/08/2007 07:38)
Mety foana io fa eo ny herimiafina hanoloana azy e=))
10. Herimiafina ( 02/08/2007 23:25)
Tena tsy haiko ny mamadika herimiafina ho parotsa klé. :-w:@
11. tsoraka ( 03/08/2007 13:11)
Anarana sa ianao mihintsy no manana Hery Miafina.=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0518