Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pifa
(
25/07/2007 16:31)
Fa in le ataon-dRavalo eh!
Fa in zalah l ataon-dRavalo ah!Nravany nge ny Assemblée eh! mba lazao anaa z tanjony sa manaonao fôna leio! mankaiz Gasikara amin'io? mbô lazao z hainareo zahay eh!...
tohiny
novalian'i kanota ny 04/08/2007 03:34
G1234
(
25/07/2007 15:07)
free antivirus
Hono hoa ry reto : sao dia mba misy mahalala free antivirus tsara azo atoro ahy ianareo?
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i monstre ny 22/09/2007 08:47
hiiii
(
25/07/2007 13:59)
mitady olona sa mahalala
manao ahona ! mitady any rija ralambomanana mipetraka any sabnam nge raha mahafantatra azy e :?:...
tohiny
novalian'i fabiot ny 11/08/2007 06:05
winslet
(
25/07/2007 12:02)
sipa sy vady
zay a vo mba niditra membre tato atraminizay ze naitako anity serasera ity.ny sujet mampikitikitika ana de zao:
ara pitiavana a déçu fona ra resaka sipa de zao za otrani te anambady satria aminni...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/12/2007 16:58
kelly13
(
25/07/2007 08:23)
transformers
mba omeo spapa kely oe ze efa nahita miciii...
tohiny
novalian'i dadie ny 29/08/2007 16:51
ari.malala
(
25/07/2007 07:45)
Bonanif kitjo
d mirary soa e! ary mba nankaiza marina moa izy zay e!...
tohiny
novalian'i rvoulah ny 29/07/2007 08:05
dadie
(
25/07/2007 06:16)
...tohiny FIAONANA TAMIN'I DADIE 25 JUIN 2007
Ity ny sary tamin'iny fety iny ary mbola misaotra any glou sy voahirana satria tsy nisy izao ra tsy ry zareo
1) FIARAHANA TAMIN'IREO NAMANA TANY DAGO:-*
[url]http://www.dailymotion.com/relevance/...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2007 19:55
hinimada
(
25/07/2007 04:54)
Tsaiky joby
Mirary tokoa ary mirary raha misy tono-kira an'i Mika sy Davis eto ...
tohiny
novalian'i hinimada ny 27/07/2007 04:59
Jeankely
(
25/07/2007 04:38)
Fanomanana ho OLOMPIRENENA ve ny antoko POLITIKA?
Raha ny isa dia tena manana antoko politika marobe ny Malagasy. Midika ve izany fa manana OLOMPIRENENA maro ary tia hampandroso ny TANINDRAZANA i MADAGASIKARA? Harena ny vahoaka ary ireo antoko politi...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/08/2007 03:38
sitlo
(
25/07/2007 04:09)
Akon
Ahoana ny eritreritrareo tamin'iny zava-nitranga iny?
Izaho manokana aloha lasa ohatra ny tsy tia izany eh. Eny e, efa tsy dia tia aho taloha. Tamin'ilay "I wanna love you" niaraka tamin'i Snoop Dog...
tohiny
novalian'i cute ny 28/07/2007 01:25
benaly
(
24/07/2007 20:11)
Milay ve ny ato sa.....?
Mba te ho namana koa moa zany ny aty éééé :-*...
tohiny
novalian'i princesseN ny 08/08/2007 07:43
hj
(
24/07/2007 20:09)
Fikojàna ny tarehy
Faritra anisan'ny saropady indrindra ny tarehy ka tsara raha tandremana mafy ny momba azy. Raha izaho manokana dia ny fampiasana ny akora voajanahary ihany no mba torohevitra atolotro anareo. Aleo ome...
tohiny
novalian'i hanta9000 ny 28/11/2014 10:58
lexi102
(
24/07/2007 19:53)
mapalaélo bé zâ
Mba mangataka fitivana ré ry zaréo. Mba mitady sipa fa dé ory fitivana mitsy zâ. Izaho tsy mba sarotiny fa tovovavy éo am'1,60m,mitovytovy am'shakira na beyoncé mba tadiaviko. D m'saotra namaky ...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 25/07/2007 12:52
fijo
(
24/07/2007 19:28)
Fisaorana
Salama daholo isika rehetra e,
manao fisaorana ny namana rehetra eto ny tenako taorian'iny zavatra nitranga taminay iny.maro tokoa ny namana nandefa hafatra sy nampihonona ,ary ny namana tany mada mo...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2007 12:50
zanita
(
24/07/2007 15:46)
stage
Mba mitady stage any andafy ry reto na la réunion fotsiny na zay pays francophone sy germanophone @ domaine hotellerie ny toerana afaka mampanao stage mitsy no tena tadiaviko raha tsy zany zahay tsy ...
tohiny
novalian'i RyAnona ny 03/09/2007 08:17
melody
(
24/07/2007 14:34)
Mampalahelo fa maty i Clo Mahajanga
Clo Mahajanga. Le tout Mahajanga lui rend hommage !
24-07-2007 / 08:42
La dépouille mortelle de Clo Mahajanga est arrivée très tôt lundi dans la capitale du Boina.
Une veillée mortuaire fut ...
tohiny
novalian'i UB40 ny 20/09/2007 01:51
saho
(
24/07/2007 13:25)
Antony maty tampoka tapaka lalandra
Toa heno foana fa maty tampoka ra-Tanora, maty tapaka lalandra hono tao @ lohany tao sns...
Tena fotoana fisehoan'ny aretina azo tsaboina sy azo ialana izany raha misy fepetra raisina
Ny olona m...
tohiny
novalian'i niryna ny 27/07/2007 06:17
ptitponey
(
24/07/2007 12:53)
Kiady Tretrika
:roll:Raha misy manana na mahita io tononkira io ambony io azafady dia mba alefaso @ namana serasera zafady fa tena tiako be io hira io.
Misaotra an'ireo hamaly ny hafatra...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 25/07/2007 16:22
ryti
(
24/07/2007 10:58)
sarompiaro
mba omeo ny tononkiran'ny poopy sarompiaro io za raha mahita ianareo fa tiako be...
tohiny
kanota
(
24/07/2007 10:46)
Tezitra n'a pas le droit d'abuser notre PRESIDENT
Tezitra tsy manana fahafahana mitabataba ny Filohan'i Madagasikara. Ny vazaha izay ahasoa azy no tokony ataony fa tsy mitsabaka ny andraikitry ny Malagasy. Mba firy ny investisseur netinao fa tsy ny v...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/07/2007 13:55
