Fa in le ataon-dRavalo eh!
1. pifa
(
25/07/2007 16:31)
Fa in zalah l ataon-dRavalo ah!Nravany nge ny Assemblée eh! mba lazao anaa z tanjony sa manaonao fôna leio! mankaiz Gasikara amin'io? mbô lazao z hainareo zahay eh!
novalian'i kanota ny 04/08/2007 03:34
3. menalamba
(
25/07/2007 17:15)
Ny tanjony dia ny hirotsahanao hofidiana pifa an..:^)Malakilaky anao tsô tara :-D
4. rajily974
(
25/07/2007 17:34)
Ny lozika a la suite na fanovana constitution aloha de fanavaozana ny safisy ny vahoaka. Za mieritreritra fa tsy matoky loatra ny mpomba azy tsony ko ra8. Nefa mety hisy mauvaise surprise ho azy eo ary mety hampande zavatra, possible ny 1ere cohabitation a Mada pourquoi pas ?. Cela pernmet aussi de savoir ce que dans le ventre l'opposition par rapport @ MAP ndra8 eh.
5. simplex
(
25/07/2007 17:47)
* niova ny constitution
* miady ny tim, mety tsy manana majorite tsony nedala
* nisy niketrika empechement
* mahatsara ny economie kokoa ra annee 1 fotsiny no misy election
* izao no mbola malaza ny tim, t@ le fifidianana 2 nisy teo ireny d araraotina mba hahazoany olom-boafidy maromaro...
6. lapino
(
25/07/2007 17:58)
fa rahoviana moa no tokony ho tapitra ny mandat-n'ireo solombavambahoaka ireo raha tsy mahadiso ?
10. Jeankely
(
26/07/2007 01:44)
Na faly ianao na tsy faly miteniteny foana ny fahalalana anao. Voalohany milaza nareo fa olona tsy mahay inoninona io Filoha io koa inona no tokony hitabatabana fa aleo izy hianjera amin'ny tsy fahaizany ary raiso ny fitondrana avy eo.
11. kally
(
26/07/2007 07:01)
Ary i Jeankely angaha tsy mba mahay miresaka milamina ohatry ny namana rehetra? Ilay olona efa mitsotra ery ambony hoe mba lazao izay hainareo.
12. Jeankely
(
26/07/2007 07:28)
Resaka firenana tsy kilalao ka izay rehetra tia hiteny dia milaza mahay nohon'ny tompon'andraikitra. Raha mahita ianao fa dondrona tsy mahay ny olona ary manaonao foana dia mazava fa fantatrao fa hianjera izy noho izay tsy fahavoazany izay. Raha toa izano ka tsy mahatoky tena fa mitady mpanampy dia ilay lazainao tsy mahay ve no tena vendrana? Ankoatr'izay rehefa mahay dia tongava ary raiso ny fitondrana fa izany indrindra no ilain'ny be sy ny maro. Ny resabe tsy mahava olana mandany andro. Tsy izany no hilain'ny olona lazainao reraka. No solution, no issue, no way.
13. rahiratra
(
26/07/2007 07:31)
Rehefa mahay raiso ny fahefana, raha tsy an'inontsianona akombony ny vava.
14. kanota
(
26/07/2007 07:38)
Zaza vao miana-miteny dia fitondrampanjakana no rehina koa aiza no tsy hiteniteny sy anontanitany fahatany?
15. agoago
(
26/07/2007 12:06)
Io lazain'i simplex anisan'ny mety antony, tsy nisy nanontany moa, ny antony nolazainy dia fahefana ananany manokana.koa inona no atao? rava ny tsena eny tsimbazaza e!
16. Herimiafina
(
26/07/2007 15:27)
Hanky va re, tsy depioté tsony zany rabainina klé, veloma ny 4x4, veloma ny tositosika madinidinika fanitsahana ny madinidinika, veloma ny frima, veloma ny saosy hividianana fitiavana, renjenestoo :{:{:@
17. pifa
(
26/07/2007 16:21)
kanota:
Zaza vao miana-miteny dia fitondrampanjakana no rehina koa aiza no tsy hiteniteny sy anontanitany fahatany?
Diso ihany enao ry Kanota. Sondage no tena tiko atao.fantaro fa efa nomena toerana ambony (haut fonctionnaire de l'état) ny tenanay ary mbola misy mandroso hatrany. ts ho takatrao ny antony angamb. enao tô brutal b fotsiny, fa ts olon'ny saina.tsar fantarina hatraiz ny niveau ny olona mifampiserasera, à la page v sa tsia.Hotsaroko ny site nao sy pseudo nao refa en pôle position za. tsarovy ko za.
18. pifa
(
26/07/2007 16:27)
rahiratra:
Rehefa mahay raiso ny fahefana, raha tsy an'inontsianona akombony ny vava.
Ny vava no akana ny fahefana.eo no miseho ny fahaizana. ka raha akombona ny vava in ndray no oenty miasa, akana ny fahefana. afaka tsy alaina ny fahefana fa kosa arovana ny akaiky (havana, sns) efa manana azy. mbola lavitry ny fatana ny fihevitrao rahiratra. Azafady. ts mbol enao no niveau ilaiko.
19. pifa
(
26/07/2007 16:36)
Jeankely:
Resaka firenana tsy kilalao ka izay rehetra tia hiteny dia milaza mahay nohon'ny tompon'andraikitra. Raha mahita ianao fa dondrona tsy mahay ny olona ary manaonao foana dia mazava fa fantatrao fa hianjera izy noho izay tsy fahavoazany izay. Raha toa izano ka tsy mahatoky tena fa mitady mpanampy dia ilay lazainao tsy mahay ve no tena vendrana? Ankoatr'izay rehefa mahay dia tongava ary raiso ny fitondrana fa izany indrindra no ilain'ny be sy ny maro. Ny resabe tsy mahava olana mandany andro. Tsy izany no hilain'ny olona lazainao reraka. No solution, no issue, no way.
jeankely ah! miriorio be ny zvtr soratanao! toy izay koa angamba ny ao antsainao. Ts manana foto-kevitra ianao. manaraka ny besinimaro; na mamonjy miavaka am besinimaro. fantaro koa fa miainga am resaka ny zvtr rehetra.mety resabe, mety vetivety dia ampy. tsy mbola nisy nanao zvtr ka tonga dia niasa, avieo vao nifampiresaka (na sehatry ny asa, na fitondrana, na fitiavana, sns). manana ary manaraha lôjikan'javaatra. C comme ca que le monde marche.
20. kanota
(
27/07/2007 01:56)
Milaza ho tompon'andraikitra ambony ianao ary porofoiko aminao fa izany indrindra no nahatonga an'i Madagasikara amin'izao toerana misy azy izao. Ny tompon'andraikitra ambony dia na olona avy amin'antoko ary miasa ho an'ny antoko, na avy naotisotika ho ary avy any amin'ny ENAM nohon'ny resaka ianao ihany no manohy azy. Noentin'ny vendrana hatrany i Madagsikara ary ny resaka akamakama no matanjaka ka izao no vokany. Tompaon'andraikitra ambony rehetra dia milaza fa baikon'ny olona lazaina tsy mahay inon'inona. Samia mmisaina fa ahoana no nahatonga anao amin'ny toeranao ary ho aiza? Mba aiza ny vitan'ny mpitondra amin'ny firenena hafa sa finaritra ny mahazo avantages fotsiny?
