Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Zavamiafina
(
20/07/2007 05:59)
Tratra i Pety ?
Tsy nandaitra intsony angaha ny Ody sa nisy nanota fady ??:-D:-D...
tohiny
novalian'i kanota ny 28/07/2007 01:44
niryna
(
20/07/2007 05:26)
Tezera fa aza manota:voadaka ny alika!
Matetika rehefa misy mahatezitra ny sasany dia izay olona manakaiky na tandrifiny eo no mahazo(na teny maharary ,na felaka na daka ,na fahatezerana,eny fa na ny fihetsika ataony fotsiny aza, sns..)
...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 06/08/2007 05:23
niryna
(
20/07/2007 03:40)
Ianao ihany dia afaka mahafantatra azy!
Afaka mahafantatra olona hono isika ka ahoana tokoa izany? Mba afaka manome fanazavana ve ianao?
Ohatra:
1- Eo amin'ny fomba izay fiteninao miaraka amin'ny namanao.
2-Eo amin'ny fomba fampiasanao...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/07/2007 05:43
niryna
(
20/07/2007 03:18)
Alcoolisme:aretina hono fa tsy vazivazy!
Misy ny olona tia manala sorisory fotsiny dia misotro,misy indray tena mamolava ka mandry an-tantatra,mamono vady,miova toetra,manankorontana ny mpiara-belona aminy,mampijaly ny vady aman-janaka ka mi...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/08/2007 05:20
xxx
(
19/07/2007 22:24)
tsetsatsetra tsy aritra
Inona ny toetranareo tsy tinareo indrindra ary tinareo hovaina na hialana?...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/07/2007 20:41
fasaly
(
19/07/2007 20:12)
fa in no nahazo andra-bôfy?????
tena chôkan be!8O:(
[img]http://img240.imageshack.us/img240/9243/1079644988vm2.gif[/img]...
tohiny
novalian'i fitiatantely ny 29/11/2008 08:57
DadaRabe
(
19/07/2007 16:47)
ASA SY FITIAVANA
ASA SY FITIAVANA
Fa raha tsy misy intsony hitia ny mahagasy,
Afa-ts'izaho sy ianao dia izy koa angamba?
Dia hihombona isika, fa tsy hilasilasy,
Hamerina indray, 'lay habakaba-manga.
Dia ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/07/2007 07:46
bosista
(
19/07/2007 16:47)
Aza mitsara fa mbola ho tsaraina!!!
manaona daoly,
malaza be manko io teny io eto,we aza mitsaratsara...aza mitsara fa mbola ho tsaraina..ka
azafady indrindra raha toa ka mametraka ity fanontaniana ity aho hoe inn marina moa no tian'n...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 23/07/2007 06:30
tezitra
(
19/07/2007 15:29)
izahay TSY HIASA , TSY HIASA
Tsy Hiasa,
Mangina ty vava ry tropin- dRamose,
Fa sady mahatezitra no mampmé,
Saingy zanaka ministra sy ambasadeur,
Dia manompa ny gasy sy mipoerapoera?
Tsy vitan’ny efa nampahantrana...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/07/2007 13:17
soasoafy
(
19/07/2007 14:53)
lalàna momba ny asa
mba hanontany mikasika ny lalàna momba ny asa,samy hafa ve ny droit de licenciement sy ny droit de préavis? azonareo izay mahafantatra mba omena ve ny barème : ohatra raha olona niasa nandritra ny ...
tohiny
novalian'i ds ny 21/07/2007 01:07
angiecool10
(
19/07/2007 12:21)
coucou!!!
:D manaôn ooo!
zà reto vô nidtr d ba t haaz naman vao2 a...
tohiny
novalian'i nampysoa ny 25/08/2007 19:38
rakotoline
(
19/07/2007 11:42)
vola
bjr dol,tsy tokony ho eto angamba ty resaka ty fa nataoko iany fa lasa saina aho hoe,ra-olona mipetraka any dago vé afaka manana compte-mbola any france ohatra hoe,banque-postale,credit-lyonnais dia ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 20/07/2007 06:47
tezitra
(
19/07/2007 11:36)
LE FMI pour LES NULS
Le FMI pour le nul :
Une semaine, après avoir débité ses âneries sur le FMI, notre cher président est victime d’une virus, lui rendant amnésique ; Il a dit qu’il n’a jamais parlé du m...
tohiny
novalian'i kanota ny 22/07/2007 03:59
kelly13
(
19/07/2007 11:33)
nisy inona hono...
... fa toa tsy nety nisokatra ny serasera androany nanomboka t@ 12.30 teo ho eo? :)...
tohiny
novalian'i princesseN ny 20/07/2007 15:55
crepus
(
19/07/2007 09:38)
mba omeo tonokira eeee
Manao ahona daholo ,mba omeo anity tonokiry ity ange za azafady indrindra, eto ampelatananao an'i Njila ,misaotra ndrindra topoko ...
tohiny
novalian'i Bditra ny 23/07/2007 14:47
princesseN
(
19/07/2007 09:04)
nankaiza
otran'ny tsisy olona mintsiny ato!fa nankaiza dôly:-w...
tohiny
novalian'i miou ny 05/08/2007 13:19
ritana
(
19/07/2007 08:37)
napepe
mba mangataka an'ilay hira hoe "napepe" iny, henoko nandehat@ radio vazo gasy de mba mangataka ny tonony azafady...
tohiny
novalian'i cutie ny 20/07/2007 20:08
princesseN
(
19/07/2007 08:17)
mihome
=))=))=))=))=))=))=))=))hihihihihihihihi!...
tohiny
novalian'i princesseN ny 31/07/2007 07:57
bidagda
(
19/07/2007 06:02)
tsy ny adala no adala
zay mahita hafa na tohin'ty
tsy ny adala no adala fa hadalàn'izay adala manadàla ny adala @ fahadalàny no tena adala!!!...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/07/2007 05:20
Jeankely
(
19/07/2007 01:48)
Nampandroso ny firenena hafa ny tera-tany any ivelany.M/car?
Voalaza fa manana tera-tany maro misabdrahaka eran'izao tontolo izao ny Malagasy. Misy ny mampianatra any amin'ny Universitin'ny tany matanjaka toy ny U.S., CANADA, France sns. Misy ny manana ary mito...
tohiny
novalian'i kanota ny 20/07/2007 04:59
