tsetsatsetra tsy aritra

1. xxx ( 19/07/2007 22:24)
Inona ny toetranareo tsy tinareo indrindra ary tinareo hovaina na hialana?
novalian'i xxx ny 20/07/2007 20:41
2. zambolida ( 19/07/2007 22:42)
ny mametraka xxx eto amin'ny forum:?
3. xxx ( 19/07/2007 22:44)
ny ahy tsy lazaiko satria na ny mpametraka ny dinika aza miafina sady tsy milaza ny azy!d zà ko miafina!lol
4. xxx ( 19/07/2007 22:47)
Ao ary fa lazaiko ny ahy e : hasarotam-piaro
5. ikaretsaka ( 20/07/2007 00:00)
ny ahy ilay tsy manao xxx ato mihitsy! tiako hovaina fa tsy mety ee:cry:
6. pissoa ( 20/07/2007 00:01)
ny ahy izy retra :-D:-D:-D
7. niryna ( 20/07/2007 03:27)
xxx:

ny ahy tsy lazaiko satria na ny mpametraka ny dinika aza miafina sady tsy milaza ny azy!d zà ko miafina!lol



:D:D
8. mamzelkely ( 20/07/2007 05:36)
nenah ny fahatsorana diso tafahôtra :roll::-D:-D:-D
9. diamondra27 ( 20/07/2007 05:43)
ny ahy tsy misy ovaina zany fa mety amiko tsara zao toetra zao.
Indraindray serieuse indraindray manala azy,ampiasaina @ fotoana mahamety de mande ho azy doly zany
10. mandrindra ( 20/07/2007 06:42)
tena tsy tiako daholo mihitsy ny toetrako saingy tsy hovaiko na oviana na oviana satria izay no hitako fa tsy mety
11. angiecool10 ( 20/07/2007 06:51)
ny ahy lé saro-kenatra d nF ts met bol vôouvako:oops:
12. sympa ( 20/07/2007 11:43)
Ny taotra sy ny henamaso izao no tsy tiako, k'anefa ireny koa indray² reven'ny sipa ihany koa :lol:
13. pissoa ( 20/07/2007 13:04)
mandrindrakooooo, sampona :-D:-D:-D
14. sitlo ( 20/07/2007 14:06)
Ny ahy ndray ilay toetrako miovaova foana no tiako ovaina. :wink:
15. xxx ( 20/07/2007 14:18)
mampirafy amin'xxx:*:evil:
16. sechat ( 20/07/2007 14:55)
:-D
17. booboo ( 20/07/2007 15:12)
:-D:-D
18. mandrindra ( 20/07/2007 17:29)
pissoaaakoooo, sampona ahoana ary?:wink:
19. pissoa ( 20/07/2007 17:32)
mandrindrakooooo:
tena tsy tiako daholo mihitsy ny toetrako saingy tsy hovaiko na oviana na oviana satria izay no hitako fa tsy mety

io le sampona koa :-D:-D:-D
tsy tina nefa tsy ovaina fa lazaina fa mety !
20. mandrindra ( 20/07/2007 17:35)
diso, nolazaiko hoe tsy mety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2849