Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 14/07/2007 22:14)
eritreritra mandalo
Inona ny zavatra hitanareo hoe tsy voavidim-bola eto an-tany ?... tohiny
rejodi ( 14/07/2007 15:21)
Izaho mbola tia
Mba alefaso kely azafady indrindra izay mahay ny tonokiran'iMeky hoe "Izaho mbola tia"misaotra indrindra... tohiny
xxx ( 14/07/2007 13:19)
fanambadiana mixte
:arrow:salama daolo,marina fa arakin'ny droit a zao fotoana ramisy sipa manabady vazà ka misaraka dia tsy maintsy mody any dago ilay sipa fa tsy mahajo mijanona any frantsa itsony,sa tsy marina izany... tohiny
novalian'i xxx ny 12/08/2007 14:41
robot ( 14/07/2007 11:12)
mba mangataka eh
miarahaba antsika rehetra eh, mba mangataka ny tonon-kira n'i Lôla ireto eh: I gasikara ; Fihavanana dia misaotra mialoha ary oh... tohiny
apache ( 14/07/2007 07:23)
midi
Manahona ôôô!! sao mba misy manana na mahalala logiciel manova fichier midi en wave na mp3 azafady? efa nijery t@net aho fa "demo" daholo ny ankabeazany. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i lapino ny 16/07/2007 08:41
mercia ( 14/07/2007 07:21)
hiran'i CUPIDO
:arrow:Sao dia mba misy mahalala kay le hiran'i groupe (l)CUPIDO:) (groupe tsy dia malaza zareo, avy ao ambohimanarina ao)Misy hiran dry zareo iray zay nande t@ radio dia tena tiko be mintsy fa saingy... tohiny
kanto10 ( 14/07/2007 06:50)
tsy anao araiky manangy
mba mangataka ny tonon'io hira io aho zay manana, misaotra mialoha(l)... tohiny
novalian'i wooda ny 23/07/2007 21:42
booboo ( 14/07/2007 04:27)
fiahaonana serasera Paris 13/07
Ity ndray ny tatitra ny t@ omaly alina sy ny t@ vao mangiran-dratsy teo : -nilaaaaaaaaaay beeeeee ny fihaonana -voky beeeeeeeeeeeeee mihitsy Rehefa avy teo ny tohiny fa te hatory beeeeeeeeeeee... tohiny
novalian'i tamberina ny 13/08/2007 18:14
bazylou ( 14/07/2007 00:15)
rapport fmi juillet 2007
""voici une translation de ce qui est écrit sur le paragraphe 1 du dernier rapport du FMI (IMF Country Report No. 07/236 Madagascar est parmis les pays les plus pauvres en Afrique Sub-Saharienne ... tohiny
novalian'i kanota ny 22/07/2007 04:06
mandrak ( 13/07/2007 21:18)
vendredi 13
nareo vé mba mino ny vendredi 13? rah @ko manokana de otrany tena mino any za satry, rah nakany @ ville za t@ atohandro dé tsy aona tsy aona eo dé nisy mandona avy ao arina rah ny janona teo @ ny ... tohiny
novalian'i zoab ny 27/11/2007 16:24
besisika ( 13/07/2007 18:47)
na;;;;;;;;o
voaraiko ny ;;;;;;;fa mandrorata matetika merci... tohiny
mercia ( 13/07/2007 16:45)
MODIA AMIZAY
mba mangataka an ilay hiran'i IARY Aho re a le hoe "Modia Amizay" misaotra eeeeeeeeeee... tohiny
novalian'i cutie ny 24/07/2007 19:36
xxx ( 13/07/2007 16:42)
centre d\'action médico-sociale précoce (C.A.M.S.P.)
Manao ahoana daholo, saika mba hanontany aho sao dia efa nisy reny nitondra ny zanany tany @ CAMSP, aty france no misy io centre io, ny tiako fantatra hoe mba positif ihany ve ny résultat azo refa... tohiny
sitlo ( 13/07/2007 15:53)
tintin racista
"Tintin au Congo" "The material suggests to (children) that Africans are subhuman, that they are imbeciles, that they're half savage," tao am yahoo news http://news.yahoo.com/s/ap/20070713/ap_en... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2007 14:59
bozyboleta ( 13/07/2007 13:56)
DASS, ASE
Inona no tena andraikitr’ireo any andafy any ? Nisy le envoyé spécial « jamais sans ma mère » iny nandeha t@ tv vao haingana fa tena nivarahontsana za nijery azy. Raha tsy hoe montage iny émi... tohiny
novalian'i xxx ny 27/07/2007 08:29
madaga ( 13/07/2007 12:29)
Parasy fambara loza
miarahaba anareo rht ato hono oa: Marina ve ny hoe, PARASY FAMBARA LOZA? nisy namanay zay mantsy, nokakeriny parasy mirahavavy nefa aty an-dafy sady madio ny tranony, d herinandro après io MATY D... tohiny
maholykely ( 13/07/2007 12:21)
temoins de jehovah
ahoana no fandraisanareo ny fivavahana temoins satria manko tena milaza ry zareo fa marina ny azy ... tohiny
khoto ( 13/07/2007 11:07)
Misy aty Canada Quebec Ve ity:"Quebec Asssociation"
Bonjour NMN RHTR indrindra ny aty Canada Quebec; Ho anareo namana eto Canada Quebec: mba miangavy aho raha afaka manamarina ho ahy ny fisian'ity Association Quebequoise ity izay manana site web "www.... tohiny
novalian'i khoto ny 16/07/2007 11:27
ssiffaka ( 13/07/2007 10:46)
Mitady namana vaovao
:oops:Salama daholo,mitady namana vaovao ny tenako,iangaviana mba lé mM age ke moi reny si possible manjary tsy mifandray ny tadindokanga(longeur d'onde) eh.misaotra mialoha.18 taona ny tenako:oops:... tohiny
novalian'i sahol ny 23/07/2007 13:03
kanota ( 13/07/2007 10:45)
tsy misy tokony afaka mamaky ny mombamomba ny hafa
Dia gaga sy talanjona ny namako ary mba manontany ny tompon'andraikitra f'angaha moa afaka mamaky ny mombamomban'ny hafa ny olona hafa. Tezitra mihintsy ny namana satria nisy nandefa hafatra ary avy d... tohiny
novalian'i xxx ny 16/07/2007 08:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.6474