DASS, ASE
1. bozyboleta
(
13/07/2007 13:56)
Inona no tena andraikitr’ireo any andafy any ?
Nisy le envoyé spécial « jamais sans ma mère » iny nandeha t@ tv vao haingana fa tena nivarahontsana za nijery azy. Raha tsy hoe montage iny émission iny, de sal@ hoe parents indignes mitsy ny RAD @ reo travailleurs sociaux any andafy any.
Ny mahavariana de hoe équilibre psychologique no anisan’ny antony anesorana ny ankizy @ RAD nefa avy eo alefa any @ famille d’accueil ndray de misy gidragidra ihany koa avy eo @ le zaza sy ny mpandray azy. Inn no équilibre psychologique @ zany ?
Nisy aza le ankizy 4 mianadahy nozarazaraina @ famille d’accueil samihafa, ka tsy vao maika ve hikorontana @ zany ny zanak’ati-dohan’ireo hoe sady tsy miara-mipetraka @ RAD no tsy miaraka @ iray tampo fa olon-kafa zay tsy taova tsy volovolo no hiaraha-mipetraka nefa le ankizy koa mbola kely.

novalian'i xxx ny 27/07/2007 08:29
2. sipagasy
(
14/07/2007 07:01)
matoa nesorina t@ RAD ny ankizy dia nisy zavatra tsikartry ny mpiandraikitra ao izany kannn, maro koa ny ankizy ohatra tsy manaraka ny tenin-dray aman-dreny ka raha mitaraina izany @ tompon'andraikitra ry zareo, rehefa tsy hay hahitsy ny ankizy dia misy toerana hahafahana manitsy izany e!;-)
3. bozyboleta
(
16/07/2007 09:33)
Ka raha vao maika ratsy noho ny teo @ RAD le zavatra iainan'le ankizy any @ ze misy azy hafa any, tsy hitako ze tena antony.
Za nanjary lasa saina hoe ôtran'ny fanaovan'ny travailleurs sociaux andrana fotsiny ny ankizy sasany mba anehoany @ fanjakana fa miasa zareo. Satria ireny ankizy reny no ôtran'ny hoe clients ka raha tsy mahita cas izy de sal@ hoe tsy miasa.
Misy aloha tena RAD fôpla, ary misy koa zaza tena maditra fa le hitako t@ io envoyé spécial io de tena tsizy mitsy ny ataon'le assistantes sociales kah.

4. xxx
(
27/07/2007 08:24)
raha ny tokony ho izy aloha dia manala ny zaza eo @ RAD ny la DDASS na ASE @izao fotoana
Ohatra omena anao: misy mpivady izao mal traite ny zanany mbola kely de nisy nahita na nitaraina tany @ AS dia avy eo natao ny fanadihadiana dia nesorina taminjareo le zaza.
Isaky ny mifindra toerana anefa iny olona iny de hita foana satria efa misy dossier mipetraka any, dia na dia vao miteraka aza ilay madama any aoriana satria tsy mahay mitaiza zaza, dia alaina any aminy ilay zaza ary omena ny mpitaiza azy izay tendren'ny fanjakana.
Resaka lavabe izy ity fa mila mahafantatra ny antsipirihany tsara.
Ity niseho t@ TV ty aloha de tsy hitako fa ny ahy cas efa niseho teo ambany masoko no lazaiko anareo izao.
Raha tsy manome ilay mpivady dia ny police no maka ilay zaza.

5. xxx
(
27/07/2007 08:29)
Ny ASE dia natao mba hiaro ny zon'ny ankizy.
Raha misy mahita fa en danger ny zaza iray dia tsy maintsy misy mi-signaler ary miditra antsehatra ny AS ary miakatra any ambony ny raharaha, mivory ny commissions de manapa-kevitra ny tokony atao @izanyny ASE.
Omena avertissement aloha ny RAD alohan'ny hanaovan'ny ASE ilay fampiharana ny fanapahan-kevitra.
Raha tsy misy fiovana dia raikitra ny fifampitadiavana miaraka @ police raha ilaina izany.