centre d\'action médico-sociale précoce (C.A.M.S.P.)

1. xxx ( 13/07/2007 16:42)
Manao ahoana daholo,

saika mba hanontany aho sao dia efa nisy reny nitondra ny zanany tany @ CAMSP, aty france no misy io centre io, ny tiako fantatra hoe mba positif ihany ve ny résultat azo refa vita ny karazana rendez-vous homeny, izaho mantsy vao manomboka dia miaraka manao séance @psychomotricienne, nefa hitako fa tsisy atahorana ilay zanako, ny nahatonga ahy nankany mantsy dia mbola tsy mandeha ny zanako sady tsy mandady, 1 an et 3 mois izy izao, kanefa araky ny lazainy anay dia tsisy atahorana na tsy mandady ary izy, ay ny zaza manana ny dévéloppement samihafa, fa hatramin\'ny 18 mois ny zaza manana fotoana malalaka ahafahany mianatra mandeha, fa raha au-delà dia @ zay no asiana suivi, ka raha misy olona efa nandalo dia mba lazao eto raha mahatsara an\'ilay zaza ve ny mankany, misaotra indrindra ho an\'izay mamaly.
2. kallie ( 14/07/2007 10:57)
tsy aiko alo fa zay sy zokinay oz mamanay tsy nandady fa tode nande e. Possible ho ôtranzany ko iz refa itan'ny docotera oe tsisy problème. bon courage e
3. kelly13 ( 15/07/2007 10:20)
tsy mbola nahare io centre io klou za e, ms ny zazakely samy manana ny rythme tsirairay avy, ny ahy zao ny zanako a 3 ans tsy mbola miteny nefa efa hiditra petite section, tsy ataoko mahataitra ahy satria izay ny rythme-ny
4. vale ( 15/07/2007 13:11)
tsy atao mahataitra io ry xxx a, fa voa-janahary daholo izany. Marina koa ny lazain'i kelly13 io sady mazàna hono ny zaza metisy tara fitenenana.
Ary koa raha le ankizy kilemaina ireny no mila hoentina psychomotricienne , fa tsy ny cas ohatran'io anao io loatra.:)
5. ikaretsaka ( 15/07/2007 18:30)
misy mihitsy io zaza tsy mandady fa tonga de mande io ka
6. vale ( 15/07/2007 19:02)
zah efa nahita ohatran'io koa fa tsy "handicap" izany mihintsy, donky tsy atahorana.
7. ikaretsaka ( 15/07/2007 20:55)
dia ilay resaka tsy miteny sy ny ifandraisany @ metis koa marina.
ohatra fotsiny ity an!

dada miteny gasy, mama miteny angalisy na frantsay , ny baby sitter miteny espaniola na creole, bebe avy any @ dada miteny gasy, bebe avy any @ mama miteny frantsay na angalisy.

Misahotaka ny ankizy. Ny ahy aza gasy daholo fa saingy hoe ny mpitaiza miteny betsileo, ny ray aman-dreny miteny fitenin'Antananarivo, ny tena lehibe tao Antsirabe.. elaela sy sahirankirana ihany vao niteny ka!
8. sakaizakely ( 15/07/2007 22:20)
Rehefa mipetraka ve izy misy tonus tsara ? Tsy misy tokony hiahiana fa zaza vao 15 mois ve dia tadiavinao hiteny sy handeha sahady ? Aza maimaika, ary aza manao fanoharana @ zaza hafa fa io matetika no mahavoa antsika RaD. Samy manana ny rythme-ny ny ankizy, na zaza iray tampo mitovy fitaizana azo aza samihafa mihitsy ny fivoarany.

Samihafa mantsy ny raisonnement n'ny rehetra. Misy zaza mieritreritra hoe haninn aho no handreratena handady sy hianatra handeha nefa dada sy neny eo hanome ahy izay tadiaviko rehetra ? Matetika rehefa ilay mbola zaza voalohany iny dia trop chouchouté ka mety tamana ilay zaza de tsy te hiezaka. Stratégie daholo izany fa tsy resaka fahatarana.

Avelao hivoatra araky ny rythme-ny ny zaza fa aza asiana ahiahy izany, sao tsapany izany ka mitarika zavatra hafa indray.

Mino aho fa misy zavatra hainy tsara ankoatrizay. Hoy ny fitenenana hoe on ne peut pas être parfait en tout. Mila fotoana ny apprentissage rehetra et ton enfant a toute la vie devant lui pour apprendre. Aza kivikivy :-*:-*:-*:-*
9. vale ( 16/07/2007 12:43)
ikaretsaka:

dia ilay resaka tsy miteny sy ny ifandraisany @ metis koa marina.
ohatra fotsiny ity an!

dada miteny gasy, mama miteny angalisy na frantsay , ny baby sitter miteny espaniola na creole, bebe avy any @ dada miteny gasy, bebe avy any @ mama miteny frantsay na angalisy.

Misahotaka ny ankizy. Ny ahy aza gasy daholo fa saingy hoe ny mpitaiza miteny betsileo, ny ray aman-dreny miteny fitenin'Antananarivo, ny tena lehibe tao Antsirabe.. elaela sy sahirankirana ihany vao niteny ka!
lolll


10. xxx ( 16/07/2007 18:20)
Misaotra betsaka anareo @ fanomezana conseil ary tena mi rassurer ahy ny toro-hevitra.

Ka zanako voalohany tokoa izy io, dia marina @ resaka chouchouter hihihihi, dia avela izy hanao ny rythme zany.

Fa izao, misy sénce maromaro ilay psychomotricienne ka efa nisy séance 1, ka tiako hajanona satria tsy hitako izay dikany, resaka kilalao no hitsapana an'ilay zaza nefa izy manana kilalao be dia indrindra fa jeux d'éveil, ka misy séance manaraka ho alehako dia ho lazaiko heo refa tsisy atahorana aleo hajanona.
11. xxx ( 17/07/2007 09:16)
xxx: marina aloha fa resaka kilalao tsy tena kilalao fa fitaovana atao maka forme na kilalao toy ny ballon ngezabe dia atao mihoatra @ iny ilay "patient", na koa fomba hafa, fa ny jeux d'éveil dia ny fivelaran-tsaina plutôt no anjara asany, ka tsy mitovy ihany izany, fa tsy dia mila manaraka séances any izany io zanakao io amiko aloha.:-*
12. kallie ( 17/07/2007 13:41)
fa ny zanaky ny namanay tany Mada, ny dadany karana, ny mamany italienne, lé zaza miteny gasy miaraka am piasa, any ampenarana americain (any am américan ivandry) refa any am bebe paternel karana, refa am mamany italiana, refa am dada s mamany frantsay, dé lé mboa vô mianatra miteny mibadabada amreo teny reetra reo mifangaro....
13. ikaretsaka ( 17/07/2007 16:57)
ka izay mantsy hoa: ny ahy aza teny gasy aby, fa tena nifangaro t@ mbola kely. Efa lehibebe 7 na 8 taona tany aho vao nahay nanavaka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4738