Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 12/07/2007 08:22)
Mpitondra tsy mahay miteny frantsay sy anglisy
Ela ny ela fa tamin'ity fitondrana ity no ahitana Ministra sy Président de la république tsy mahay miteny frantsay. sarontsika sara angamba ny teny frantsain-Ravalo fony izy voafidy, hoy izy hoe "j'... tohiny
novalian'i lehmm ny 21/08/2007 13:27
rabaradaka ( 12/07/2007 08:13)
Tsy hain'i Zoharimihaja ny mitarika ny TIM
Vao voafidy hitarika indray ny TIM io razoky io dia efa niteny aho hoe tsy vitany io TIM io. Dia hoy nareo menakavy tamin'izay hoe io ndray Rabaradaka. De zao hitatsika zao ny fisavorotahana. I Zohari... tohiny
novalian'i kanota ny 12/07/2007 13:40
sechat ( 12/07/2007 08:07)
ary maninona i nikopol mitomany ????
:lol:... tohiny
novalian'i sympa ny 24/07/2007 00:46
boga ( 12/07/2007 07:32)
tena mapalahelo e!
Misy ny hala-jaza sy ny halatr'olona e! tena tsy hono2 intsony ry reto izy ity fa tena misy an! De aiza ary ny fanampaha-kevitra raisiny fanjakana @zao zava-misy izao ? toa tsy heno miitsy ;mampalah... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 06:59
ronaldo09 ( 11/07/2007 19:56)
jeankely sy bazylou!
O ry mpiray tanindrazana malala fa inona ity mifamely fantsy ity e?hevitra ange no miady fa tsy olonasa izao no tonga amin'ny hiran' i ROSSY hoe: Tsy hevitra intsony fa ny olona izao no miadyn ... tohiny
novalian'i kanota ny 13/07/2007 02:22
ktsif ( 11/07/2007 14:48)
2cvôtany
[u]teo @ mpivarotra kafe[/u] indro nisy razoky (bokony be) nandrorandrora eran'ny lalana. poah! poah! 2cv masoso... -fa inona ity rora isaky ny mihetsika ity razoky a? poah! poah!.2cv masoso...an... tohiny
nenipita ( 11/07/2007 12:56)
iza no efa tratry ny toy izao?
salut nareo, bevoka 7 mois akia aho de refa nanao echo de position en siege le zaza. nolazain'le dr aloha fa mbola tokony hihodina hono izy. Iza no efa tratry ny toy ahy na mahafantratra olona toy iza... tohiny
novalian'i eiluj ny 06/08/2007 15:06
Jeankely ( 11/07/2007 11:11)
Mivoaka totototooossy ny penalty -n'i bazylou.HIHIHIHI
Manompa President, manao ela Filoha, maniratsira Malagasy, mitanisa ny PMA ataon'i bazylou ary milaza izy fa mbola milalao baolina nefa nony nahazo ny hoe aiza ny baolina matinao vao kepoka manontany ... tohiny
novalian'i tsoraka ny 17/07/2007 06:07
sokona82 ( 11/07/2007 10:36)
vorona taitram-basy
[b]Bold text[/b] mba mangataka anio io hira io re a ra mba zo atao a misotra... tohiny
novalian'i geely ny 12/07/2007 15:08
maditr ( 11/07/2007 10:21)
tononkira
Slt daôly Mba izarao al'lé tononkiran-dry 18.2 Number one ny tenanay raha misy manana any fa mba ankafiziko io e! Merci d'avance ry namana a!:):)... tohiny
novalian'i wooda ny 11/07/2007 12:42
bazylou ( 11/07/2007 10:09)
izany ve no mba fisainan'ilay jeankely itye!!????
tianao ve rajeankely v.... ny hisian'ny mpitondra 2 ao Madagasikara??RAha tianao dia zaraitsika ro I mada , dia samy manao ny azy. Ny asan'ny mpanohitra dia ny manozongozona ny olona toheriny!! rehefa... tohiny
vavahady ( 11/07/2007 09:34)
ny baiboly sy ny loza voaomana nambarany!
miarahaba antsika rehetra, indrindra ianareo rahalahy ao amin'ny tompo! zaho aloha de vao haingana aho no tafiditra ho mpikambana ato , fa rehefa nahita ity dinika ity ahako de misy fanontaniana tsy... tohiny
melody ( 11/07/2007 09:13)
HIV/SIDA
Miala tsiny fa tsy nahita version @ teny frantsay na teny malagasy. http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/xqrg2_madagascar-lutte-contre-le-hivsida... tohiny
novalian'i mibalika ny 15/03/2009 13:18
ratonga ( 11/07/2007 08:42)
mifanojo
http://www.dailymotion.com/relevance/search/dadah-francia-rija+-+maso/video/x1eetz_maso-mifanojo-dadahrijafrancia/1... tohiny
novalian'i ratonga ny 12/07/2007 00:01
niryna ( 11/07/2007 06:33)
Aiza no ahitana fifaliana?
Raha asiana mifidy ianao,inona no manome anao fifaliana? fahasalamana, fahafahana,vola sa zavatra hafa? Raha mijery ny tarehintsika eo amin'ny fitaratra isika :Inona no tazantsika? moa ve mahita sori... tohiny
novalian'i boraingy ny 27/07/2007 16:18
ikaretsaka ( 11/07/2007 05:32)
momba ny fomba, fandinihina..
Raha namaky ny hevitra any amin'ny lohahevitra hafa ianareo tato ho ato dia tsapa fa betsaka ihany amintsika no tsy mahalala tsara ny anton' ny fomba gasy sy ny nahatonga ny ankamaroan'izy ireny h... tohiny
novalian'i simplex ny 16/07/2007 08:24
xxx ( 11/07/2007 01:34)
Olana ve
Mety ahitana olana eo @ fiaraha-monina ve ny fahitana vhv iray mitoka-trano rery ( sady tsy manambady no tsy manan-janaka). Sarotra ho an'ny fiaraha-monina ve ny manome hasina sy fanajana ho an'reny ... tohiny
novalian'i kally ny 19/07/2007 15:42
Jeankely ( 11/07/2007 01:31)
Ampidiro ny baolina ary raha miparitaka ny adversaire
bazylou ve sa vetsoko sa tezitra sa zazala no butteur? Tanisana ny fiparitahan'ny antokon'ny mpitondra, ka raha raisina sahala ny baolina rehefa mivoaka mahazo karatra mena betsaka ary miparitaka ny t... tohiny
novalian'i kanota ny 12/07/2007 04:25
pissoa ( 11/07/2007 01:16)
Mamitaka
Hevitra sady eritreritra nandalo ! Otran'ny mamitaka hoa le filazana etsy amin'ny ankavia etsy hoe [b]Hamorona Vaovao[/b] e :oops: Rehefa mijery dinika manokana dia lasa misy resaka saika natao tat... tohiny
novalian'i cutie ny 11/07/2007 01:26
niryna ( 10/07/2007 23:52)
Kankan'aina.
Efa nahita olona ve ianareo izay tsy mety matavy mihitsy kanefa tsy mitsahatra mihinan-kanina? Nilaza izy fa misy kankan'aina izany hono ka io kankana io hono no mihinana ny sakafo ao anaty kibony ar... tohiny
novalian'i Anjoanina ny 03/08/2007 18:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.5879