jeankely sy bazylou!
1. ronaldo09
(
11/07/2007 19:56)
O ry mpiray tanindrazana malala fa inona ity mifamely fantsy ity e?hevitra ange no miady fa tsy olonasa izao no tonga amin'ny hiran' i ROSSY hoe:
Tsy hevitra intsony fa ny olona izao no miadyn
Mifamono lolo na raiaman-dreny na koa ny mpivady
Mpirahalahy mitsitokotoko tsy mifandray tanana
Manafangaro ny resak'antoko,ny resa-pihavanana!
TSY MBA IZAHO!!!!!!!!
Tsy hevitra intsony fa ny olona izao no miadyn
Mifamono lolo na raiaman-dreny na koa ny mpivady
Mpirahalahy mitsitokotoko tsy mifandray tanana
Manafangaro ny resak'antoko,ny resa-pihavanana!
TSY MBA IZAHO!!!!!!!!
novalian'i kanota ny 13/07/2007 02:22
2. fasaly
(
11/07/2007 21:17)
:-D:-D:-D:-Dtsy vaovao io ry ronaldo fa refa samy matanjaka aleo samy ampiasa kanota ifamelezana ah!:-D
3. Jeankely
(
12/07/2007 01:15)
Misaotra anao tokoa amin'ny resakao. Izaho tsy milaza manana ny marina satria manao saingy tsy izaho no nanomboka ary tsy ny fanevatevana ny Malagasy no atao betsaka. Mila fanarenana daholo ny zava-dehetra ary ny herimpon'ny olona hampiakarina hiadivany amin'ny sarotra rehetra : fahantrana, fianarana, fifaninan'ny samy mpamokatra, fifaninanana amin'ny firenena hafa. Ny aventindresaky ny sasany kosa dia ny ampireviravin-tanana ny vahoaka ary averimberina fa PMA e, Mpangataka e, nifidy olona tsisy fotony e, milelaka fitombenan'ny Filoha e, Fanatique anjambany 100% ary tsy misaina, J. kely loha e sns... Mba mahalala marary koa ny tena ary mamalaly. Rehefa lasa anjely dia tsy mamaly.
5. kanota
(
12/07/2007 04:17)
Ny tanindrazana hitadiavana hevitra izay ahasoa azy ahoana ny akama no mitarika akady. Zanak'Arema tsy aninotsianino nefa miseho be resaka. Vavan'amboa
6. fasaly
(
12/07/2007 08:24)
jeankely: tsôooo! tsy maintsy marary klou ary tsy maintsy mamaly foana raha miady evitra mobma ny politika am bazylou toi!
raha hiady ritra eo nareo tsy hampiova ny firenena ho tsara sy handroso akory ny ady ritra eto:P
raha hiady ritra eo nareo tsy hampiova ny firenena ho tsara sy handroso akory ny ady ritra eto:P
8. kally
(
12/07/2007 13:29)
Dia tsy atao mahagaga intsony fa dia adino htramin'ny fifanajana ka aleo hanao fa samy nohosoran-dreniny menaka hono ireo e!:-D
9. patrick2002
(
12/07/2007 13:31)
aza omena kanota izy ry se ah! aleo tenenina ny operateur handefa ny hiran'i jerry marcos hoe SAMY MAFOAKA dia aleo hi dance izy roalahy .:-D:-D:-D, fa izaho aloha mijery sady hisotro labiera .:wink:
11. Zazala
(
12/07/2007 23:59)
Aoka alo, Omentsika vaovao BE ka tena Glady B zao i kanota. http://emoticone.free.fr/Smileys/Fuck/Smiley-msn.com-Fuck-23001.gif
12. kanota
(
13/07/2007 02:22)
Tsisy hitako ry zazalata a. Aty ambanivohitr'i Madagasikara tsy mahita tsara. Ialahy koa manao amiko raha mitady. Izaho no laizan'ialahy tsisy fa olonkafa. Antsiaka sy ialahy koa izao ampiditra ialhy sa andaka baolina mivoaka sahalan'i bazylou. Isaky ny mihetsika koa jereo jereo. Jereo jereo ny hafatr'i Rossy dia ataovy laoka, asio atody dia lasa mody. Aotra tsy mahafaty baolina. Vavan'amboa
