Ampidiro ny baolina ary raha miparitaka ny adversaire
1. Jeankely
(
11/07/2007 01:31)
bazylou ve sa vetsoko sa tezitra sa zazala no butteur? Tanisana ny fiparitahan'ny antokon'ny mpitondra, ka raha raisina sahala ny baolina rehefa mivoaka mahazo karatra mena betsaka ary miparitaka ny tarika dia mapiseho ny fahaizany ny mpifanandrana ary mampiditra baolina anaty arato marobe. Aiza ary ny mpanohitra tsy mahay sa ahoana no toa finaritra miorakoraka fahantrana sy fijaliana fa tsy hita akory ny baolina maty. Tsisy butteur ve?
novalian'i kanota ny 12/07/2007 04:25
2. ranitse
(
11/07/2007 01:37)
Ny tabataba sy antsoantso ny fijaliana sy fahantrana no mahavarera ny kil nefa tsy jeren'ny kil. Tsy mahafaty baolina marina ireto. Opposition non credible=))=))=))
5. tsoraka
(
11/07/2007 05:59)
Toa midridrodridroka fahantrana sy jaly fotsiny marina ry vizana fa tsy hita hoe ho aiza? Angaha ianao no miaramahantra @nay sa ianao hamaha ny olana fa toa mitapy fotsiny?
6. Jeankely
(
11/07/2007 09:04)
Aiza e? Hamono baolina sa ny mpijery indray no diso fa tsy nitabataba? Sa reraka tsy maharaka hazakazaka? Sa motraka? Devant but maninona tsy dakana?=))=))=))
7. kanota
(
12/07/2007 04:25)
Mbola mitady gazety hatao copy&paste na jereo jereo. Ialahy ihany agaha no mahay mahita vaovao? Pisodia matory, Arema koa mila matory. Zavatra hafa izao.
