ary maninona i nikopol mitomany ????
3. sympa
(
12/07/2007 09:14)
!mosoara nikopol
(Botloves05) Inty ny mosoara, fafao ny lelo de avy ataon'i Botlives05 ba :-P
:-D:-D:-D:-D
(Botloves05) Inty ny mosoara, fafao ny lelo de avy ataon'i Botlives05 ba :-P
:-D:-D:-D:-D
6. nikopol
(
12/07/2007 13:30)
misaotra
rehefa mipasoka iny ihany aho vao mitomany ka, rehefa miavosa be iny ireo lamba pasohina !
He ! zao sisa e ! irery aty antanin'olona aty
rehefa mipasoka iny ihany aho vao mitomany ka, rehefa miavosa be iny ireo lamba pasohina !
He ! zao sisa e ! irery aty antanin'olona aty
10. nikopol
(
13/07/2007 09:05)
ie, ny drap indraindray azo inamanana ihany fa ilay manasa sy mipasoka azy no olona avy eo
20. sasa
(
20/07/2007 04:45)
izany marina no tena tena hoe ny alahelon'ny sasany hifalian'ny sasany:roll: