Kankan'aina.

1. niryna ( 10/07/2007 23:52)
Efa nahita olona ve ianareo izay tsy mety matavy mihitsy kanefa tsy mitsahatra mihinan-kanina?
Nilaza izy fa misy kankan'aina izany hono ka io kankana io hono no mihinana ny sakafo ao anaty kibony ary izany no mahatonga azy noana te-ihinana sakafo foana:roll:
Efa zatra ny mpampiasa ka na dia mitondra sakafo mandehandeha eraky ny trano aza izy dia tsy mampaninona andry zareo intsony.
Mitombona ve izany hoe kankana mivelona ao anaty kibo izany na kankan'aina no anarany?
Ary inona no fanafodiny?
Any amintsika koa ve misy an'io kankana teneniko io?
Kankan-jila,kankana mivoaka avy anaty kibo.Nisy fotoana taty amintsika nisy aretin-kankana ka tonga hatrany anaty ati-doha ilay izy,tsy aiko ilay anarany ary ilay kankana miholakolaka toy ny bibilava amin'ny vatana(tongotra na fe) ireo no efa hitako.
Misaotra
(l)niryna
novalian'i Anjoanina ny 03/08/2007 18:00
2. ikaretsaka ( 11/07/2007 05:17)
sakoitra ny anarany fa tsy kakan'aina izany..
raha any @ tany mandroso dia jerena amin'ny colonoscopy io dia afaka esorina.
raha any @ tanana dia misy fanafody izay.. i watafon mety mahalala, dia tapatapaka ilay izy miara mivoaka amin'ny malotonao...
3. fasaly ( 11/07/2007 10:07)
misy oul mahery mhinakanina fa tsy mety matavy mitsy ka! fa tsy haiko na be kakana na tsia fa toa efa otran'ny vahana ny an'i sasany!:-P
4. xxx ( 12/07/2007 19:12)
Ny sakoitra dia avy@ fihinanana henan-kisoa tsy masaka na efa misy atodin'io kankana io.
IĆ© tena misy an'io any dago raha tsy voaraka ny hena hamidy eny @ mpivarotra fa toa ny voam-bary ireny ny atodin'io kankana io. Mora hita ilay izy na dia eny @ mpivarotra aza, fa na dia izany aza dia handrahoina tsara ny henan-kisoa !
5. niryna ( 15/07/2007 18:15)
ikaretsaka:

sakoitra ny anarany fa tsy kakan'aina izany..
raha any @ tany mandroso dia jerena amin'ny colonoscopy io dia afaka esorina.
raha any @ tanana dia misy fanafody izay.. i watafon mety mahalala, dia tapatapaka ilay izy miara mivoaka amin'ny malotonao...


Sakoitra dia kakana avy amin'ny kisoa ry ika a,toy izay no fahalalako azy,ity kakana iray ity dia kakana tsy mety miala ao anatin'ilay tsinain'ny olona
6. niryna ( 15/07/2007 18:17)
fasaly:

misy oul mahery mhinakanina fa tsy mety matavy mitsy ka! fa tsy haiko na be kakana na tsia fa toa efa otran'ny vahana ny an'i sasany!:-P

Misy koa olona rehefa miady saina be izy dia sakafo no analany azy,toy ny mpifoka sigara.Fa ity kakana iray ity dia hafakely tsy dia misy manana an'io firy ny olona:roll:

7. ikaretsaka ( 15/07/2007 18:24)
saoitra tsy sisi serkozy no lazaiko ka.. fa le sakoitra kakana lava be ireny
8. niryna ( 15/07/2007 18:54)
ikaretsaka:

saoitra tsy sisi serkozy no lazaiko ka.. fa le sakoitra kakana lava be ireny



:roll:Dia ahoana ny fandehan'io ry ika
9. ikaretsaka ( 15/07/2007 20:28)
ascaris no anarany ry niryna @ teny siantifika a..
toa hoe lalin'io aby ny sakafo hono dia tsy tonga any @ vatan'ilay olona akory
10. niryna ( 19/07/2007 04:14)
ikaretsaka:

ascaris no anarany ry niryna @ teny siantifika a..
toa hoe lalin'io aby ny sakafo hono dia tsy tonga any @ vatan'ilay olona akory

Misaotra betsaka nanazava,dia ilay olona mahia kely tsy mety mitombo an,any amintsika koa ve misy an'io?
Ary ilay parasy miholakolaka amin'ny vatana efa nahita an'ireny ianao.mihodikodina amin'ny vatana ilay izy toa kakana kanefa parasy ary toa asiana tongolo gasy ilay toerana rehetra hono dia maty ilay izy.Any ambany no misy azy,toerana misy fasika,toy ireny misy parasy lafirika ireny no toerana misy azy koa.

11. ikaretsaka ( 20/07/2007 00:11)
any afrika hono no tena betsaka an'io koa... za tsy mbola nahita fa efa nandre
12. niryna ( 20/07/2007 03:02)
ikaretsaka:

any afrika hono no tena betsaka an'io koa... za tsy mbola nahita fa efa nandre

Ka ilay izy anie importe e:D from africa :roll:

13. Anjoanina ( 03/08/2007 18:00)
Misy tokoa ny olona tsy mety mahazo aina nefa mihinan-kanina tsara.

Antony iray tsy mampahazo aina ny olona iray koa ohatra dia ny fananany "fast metabolism." Samy manana ny toe-batany ny tsirairay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3214