Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
maholykely ( 07/07/2007 18:50)
film hifika n°12
bjr mba faka jerena eto ve kay le film hifika n°12 iny fa ba liana te hijery ny tohiny... tohiny
mbikaina ( 07/07/2007 18:28)
fitadiavana asa
bonjour! je suis à la recherche d'un emploi compatible à mon diplôme d'ingenieur en hydraulique énergetique.Je suis au chômage actuellement.Si vous pouvez m'aider répondez moi vite par courrier... tohiny
bosista ( 07/07/2007 17:44)
KONFESY
Manaona daoly, tsy haiko na efa nisy niresaka ity resaka ity na tsia fa sendra nanitikitika ny saiko lay izy de tsy hitako koa we aiza no hitadiavako azy ato, dia miala tsiny, izao lay izy:ny fampian... tohiny
novalian'i booboo ny 04/08/2007 15:22
xxx ( 07/07/2007 14:56)
Mampalahelo
Samedi 7 juillet 2007 -------------------------------------------------------------------------------- LAZA ADINA BEPC Mpampianatra enina hafa indray nosamborina -----------------------... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/08/2007 13:25
xxx ( 07/07/2007 14:38)
fametrahana sary
mba nijery sary tao aho ry zareo dia gaga mahita an'ilay sarin'i kanto10, dia te hanontany hoe iza marina no kanto10 e, ilay dadany sa ilay mamany sa ilay zanany:roll: manarak'izany, somary gaga koa ... tohiny
novalian'i Ralay ny 06/11/2007 11:54
mrk ( 07/07/2007 14:17)
noho ianao
tena tsy aiko ny toniny ka mba omeo e!... tohiny
novalian'i cutie ny 07/07/2007 23:42
ianao ( 07/07/2007 13:41)
manina
Misy olona mahamanina ahy fa tsy fantatro mitsy anefa. Tsapako somary banga izany fiainako kanefa. Normale ve zany ra ny fahitanareo azy? ... tohiny
novalian'i Rajordri ny 26/10/2007 12:46
xxx ( 07/07/2007 12:10)
resabola
:}sali,dol,marina vé fa afaka mindrana vola mora foana eto dago amin'izao fotoana,fokotany,association sa birao special,misaotra zay mahalala ary haverina ao anatin'ny afiriana ka tsy bonne vé izany... tohiny
novalian'i ydifas ny 02/11/2008 07:53
fasaly ( 07/07/2007 11:47)
diam's
henoko lazany sy honhono fotsiny hoe lasa any madà i dima's hay zao vao mino zà fa tany izy hummmmm milay diam's an! raha nahita an'ity blog misy sary ny spect ity vao nino...http://starlette90sky.... tohiny
novalian'i vale ny 10/07/2007 23:03
xxx ( 07/07/2007 09:52)
help
http://humour.cote.azur.fr/show-image-prison-748.htm... tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/07/2007 07:20
xxx ( 07/07/2007 08:45)
fanararaotana @ fitsaboana
Tena misy manararaotra mihitsy ny mpitsambo aty amintsika fa aiza ve nanantona dokotera ny zandriko fa hoe tsy mety mitoe-jaza dia lazaina fa misy kista aloha, manao traitement 6 volana, avy eo averin... tohiny
novalian'i robin ny 16/07/2007 09:23
vilemita ( 07/07/2007 08:36)
fanabeazana na fitaizana
Salama, Fikarohana maro no tiako atao eo @ lafin'ny fitaizana kou asa ra mba mety hahita izany aho ato anatin' ity site ity na tsia. Manantena anefa aho fa hahita izany tsy ho ela satria tena maha... tohiny
xxx ( 07/07/2007 08:13)
mba finonoam-poana koa r zareo kan!
ny daty anio asabotsy dia fito jolay fito amby roarivo izany hoe : 07/07/07 betsaka ery no manao fety ohatra mariazy sy ny fahasoavana hafa amity daty ity fa hoe bonne chance hono....ifandrombahana n... tohiny
novalian'i lapino ny 08/07/2007 13:18
xxx ( 07/07/2007 08:13)
Toe-karena
Raha ny filazan'ireo ekspera vazaha, dia hoe [i]afaka mampandroso an'ireo tany an-dalam-pandrosoana ny famokarana biocarburants[/i]. Tazan-davitra fotsiny ve ny azy sa tena mety hampiharina izany ?... tohiny
novalian'i pifa ny 03/11/2007 11:30
mamzelkely ( 07/07/2007 07:25)
hafa ny ankizy...
touchée be za ry zareo nijery an'ity vidéo ty fa tena mahatonga saina hoe hafa ihany ny fisainan ankizy eee :D http://fr.netlog.com/go/videos/videoid=147716... tohiny
bazylou ( 07/07/2007 00:00)
palmares !!
hitako sy voavakiko tao amin'ny gazety le parisien omaly zoma, 6 07 07, fa tafiditra ho ao anatin'ireo firenena tsy mahaloa volan'ny securité social ireo gasy marary tsaboina aty france!!! Page 9 , ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/07/2007 13:42
sitlo ( 06/07/2007 23:05)
tatoo sy kavin'ila
Taloha aho saika nanao tatoo dia nanontany ny namako dia hoe satanika ireny. Dia nanontaniako an'i mamanay dia hoe eny. Dia nomeny ref tam baiboly aho, dia okay izany hoy aho. Dia tsy nanao. Ary ny... tohiny
novalian'i Papoose ny 17/07/2007 20:35
mll ( 06/07/2007 20:23)
fitsaboana ao antsirabe
sao mba misy mahalala ny adressen'ilay toerana fitsaboana malemy any antsirabe azafady (tel sy adresse) ny mamako mantsy malemy tsy afaka miteny no tsy afaka ny maneha efa ho 2 taona izao any dago mis... tohiny
ianao ( 06/07/2007 14:40)
ohatrinona any kay ny manao klipy
Eto Antananarivo Dia aiza no mahay mamboatra. Mba hoe klipy miavaka fa tsy ilay mahazatra ireny fotsiny? Misaotra... tohiny
xxx ( 06/07/2007 13:01)
Kristianina sy ny mahaGASY ary ny GASY.Miaraka ve sa tsia ?
1- Havantiana tsy iaraha-monina 2- Ny vola tsy maha-mpihavana ( Taloha no hoe aleo very vola toy izay very havana ) 3- Ny vinanto sy ny rafozana 4- Ny famadihana sy ny mpanandro 5- Tsy mahay mif... tohiny
novalian'i marozevo ny 13/07/2007 17:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.8924