Mampalahelo
1. xxx
(
07/07/2007 14:56)
Samedi 7 juillet 2007
--------------------------------------------------------------------------------
LAZA ADINA BEPC
Mpampianatra enina hafa indray nosamborina
--------------------------------------------------------------------------------
Mbola mitohy ary tsy mbola ho vita ato ho ato raha ity raharaha fivoahana laza adina mialoha ny fotoana ity. Mitohy hatrany ny fanadihadiana ataon’ny mpitandro filaminana miandraikitra ny famotorana ary mitohy manaraka izany koa ny fisamborana olona.
Aina R.
Omaly, dia nisy mpampianatra enina hafa indray nosamborina. Ny dimy mpampianatra avy ao Maevatanàna ary ny iray avy eto Antananarivo. Faritra maro no nahitana ity fivoahan’ny laza adina alohan’ny fotoana ity, Antsirabe, Ambohimangakely, Itaosy, Ambatondrazaka, Maevatanàna sy ny maro hafa.
Ny mikasika ilay mpampianatra avy eto Antananarivo dia ny zandary avy any Miarinarivo no nisambotra azy taty. Izany dia taorian’ny nisamborana ilay mpampianatry ny CEG Analavory iray afak’omaly, ary io no nanondro ity mpampianatra avy aty an-drenivohitra ity. Ny mikasika ireo any Maevatanàna indray, dia ireo mpianatra nahatratrarana laza adina no nanondro ireo mpampianatra.
Misy tamin’ireo mpampianatra nohadihadiana no milaza fa tsy dia tena fitadiavam-bola loatra, araka ny hevitr’izy ireo, no tena tanjona amin’ity fivarotana laza adina alohan’ny fotoana ity, fa mety mba ho tetika iray ho fampiakarana ny taham-pahafaham-panadinana. Eritreritra ihany, io fa ny valin’ny fanadihadiana ataon’ny mpitandro filaminana ihany no hahitana ny marina rehetra mikasika izao raharaha izao. Indrindra fa ny tena atidoha nikotrika ny famoahana mialoha ny laza adina.
Sommaire (c) Midi Madagasikara
Tena mampalahelo fa raha izao dia tsy hisy lanjany mihintsy ny diploma malagasy.

novalian'i Fiffi ny 08/08/2007 13:25
2. pissoa
(
08/07/2007 04:11)
Pfff, dia hoe hanatsarana ny valim-panadinana ! Sa hoe tsy hahafahana midouble tsony koa nga ny 3eme ! :-D:-D:-D
3. ktsif
(
09/07/2007 09:02)
io anie tsy vao izao no nisy e! efa fandre matetika sy malaza mihitsy ny hoe @séance farany mialoha ny fanadinana ireny dia misy ilay hoe sopapa farany ary ireo mpampanao cours d'appui ireo dia malaza amin'izany mihitsy. efa ela no tsy nisy lanjany ny diplaoma malagasy satria natao ho tanjona ny fahazoana diplaoma fa tsy dingana. firifiry moa ny olona hoe bacc+3,4,5 nefa tsy misy atokona rehefa tena miditra ao anatin'ny sehtry ny asa. firifiry ny dokotera mitondra taxi, olona manana licence nefa manaoagent de sécurité. tsy hoe manambany ireny karazan'asa ireny aho fa maty antoka raha nianatra mandritra ny20 taona nefa karama varimasaka no raisina avy eo
4. ikaretsaka
(
09/07/2007 11:55)
ny tsy fahampian'ny asa na ny securite de l'emploi na ny sitrany ahay no mahatonga ireny ka!
5. ktsif
(
09/07/2007 14:05)
ny fandaharam-pampianarana dia tsy miraharaha izy zvatra mba ho azon'ny ankizyentina @ fiainany fa terena hanao tsianjery maimbo fotsiny ny ankizy. dia lasa variana manenjika naoty dia manaoanao foana misopapa. dia mifindrafindra fotsiny fa rehefa eny @ fiainana andavan'andr dia tsy haninon-tsy haninona
6. xxx
(
08/08/2007 11:08)
Tena nisy fisehoan-vatraja mampalahelo ny seho, mpikamabana ato @ sera2 iray nanao zavatra mamoa fady, satria nanao fotoana taminam-pikamabanaizy de no fitahiny ilay zaza vavy d lasany ny phon ilay zaza vavy, tena aza atao fitaovana anahovana ratsy ity SITE gasy ity fa tsy mety kosa ra izany, ra ny fahenoko azy de ny fa paka num tel ry zareo d ravao ny fankahita d nadrodron'ilay mbady teo ilay zaza vavy d tampoka d tsy hita izay nalehany ilay mbady, tena pangalatra anie izany eh ! aza manao an'izany fa tena mahamenatra .
7. xxx
(
08/08/2007 11:14)
Tena mampalahelo kosa anie izany fisehoan-javatra izany eh !dia maninona izao ra mba averina @ ilay phon, tena tsy misy azo antoka tsony angeh eto izany ra toa moa ka izany avokoa ny atao eto, anefa angeh malagasy daholo isika eto eh !
Mba nabeazina taiza ary izany mbady izany .
Mba nabeazina taiza ary izany mbady izany .
8. Fiffi
(
08/08/2007 11:21)
heu....:roll: toa niova ny sujet eto ? :roll:
xxx: maninn raha manokatra dinika vao2 fa tsy afangaro am zavatra niseho momba ny BEPC ?
xxx: maninn raha manokatra dinika vao2 fa tsy afangaro am zavatra niseho momba ny BEPC ?
10. xxx
(
08/08/2007 11:29)
Bady mpagalatra izany,sady mpamitakaizay no azo ho lazaina azy, namaky io zavatra mampalahelo io aho teo,mbady mpikambana eto amin'ity SITE ity zany ilay hoe mitady namana eh !dia nanao fotoana tamina kala izany izy d nalainy ny phon ilay kala kely,tena mba mbady tsy mivarahovana anie izany eh !
Nabeazina taiza ary ireny ?
Nabeazina taiza ary ireny ?
11. Fiffi
(
08/08/2007 11:31)
xxx: ataovy dinika manokana hoa de hitan'rehetra am-zay mba hisy hitandremana......
12. vahiny2004
(
08/08/2007 12:33)
i xxx mihintsy izao no tsy milamina fa toa ataon'i xxx any @ sujet rehetra ity resaka ity