manina

1. ianao ( 07/07/2007 13:41)
Misy olona mahamanina ahy fa tsy fantatro mitsy anefa. Tsapako somary banga izany fiainako kanefa. Normale ve zany ra ny fahitanareo azy?
novalian'i Rajordri ny 26/10/2007 12:46
2. fasaly ( 07/07/2007 13:50)
izaho koa tratran'io ndraindray...toa manina oul izany anefa tsy hay hoe iza....fa de ny azo lazaiko dia santimaka loatra ny mahatonga anzany...otr'ahy ihany.....tsy hoe tsy norme izany....
3. ianao ( 07/07/2007 14:01)
santimaka marina
mila manao sport izany :-*
4. la ( 07/07/2007 15:33)
zah ko mba manina oll ooo
be sentiment jiaby tsika :D
5. diamondra27 ( 07/07/2007 16:04)
matoa manina aloha amiko dia misy olona zatra miresaka aminao na nanana fahazarana nareo de refa tsy eo izy de mahatsiaro banga eo @ fiainana. Eny fa na dia namana tsotra aza izany.

Ny ahy zao i ... raha vao tsy miresaka amiko @ semaine de tsy en forme za , hihihi de miandry ny WE lasa ndray vao tafaresaka aminy, sa ahoana akia?:-P:-P
de nony maty le matos-ny de tsy tafa izy de otran'ny efa 1 volana zany no tsy niresaka.:{:{

6. ianao ( 07/07/2007 16:26)
hay ve ka tsy izao rery no manao an'izany e.
diamondra, ka ilay izy tsy fantatro fa ny anao mba fantatrao.
7. fasaly ( 07/07/2007 17:01)
ianao: olombelona ny tena mitmpo fo ka norme raha somary nostalgika am oul tsy hainao mahamanina zany ...kanefa kosa manina matsiaro lay fitiavanao nisy tany aloha tany ianao dia misy fotoana otran'ny mampamanina ilay fotoana anefa tsy hay hoe iza????ny ahy refa otrzay dia vao maika asiko lay mozika mifanaraka tsara amlay manina dia ao tsara hum!
8. ianao ( 07/07/2007 17:21)
Za indray lasa mampiasa internet foana. Raha miaraka amin'ny mozika izany ngamba tonga dia :snif:
9. diamondra27 ( 08/07/2007 10:07)
ianao: ka zay wa le izy, raha isanandro no miresaka aminao le olona de fantatra le antony fa refa herintaona na ambolana ka tsy miresaka intsony de inconsciement mahatsiaro misy banga ao aminao

mety hoe: tsy olona mahamanimanina fa misy zavatra mampalahelo anao fa tsy fantatrao, sa tena io hoe: olona mahamanina io mihintsy no tena izy?

raha toa manko ka somary manjombonjombona izany, hafahafa ny tena , malahelo nefa tsy fantatra we inona ====> dikan'izay de hoe: misy vaovao ratsy any ho any mahazo ny olona akaiky anao na namanao akaiky fa tsy fantatrao ka mandrapaha-henonao ilay izy dia otran'ny malahelo hafahafa izany ny fonao. De rehefa heno le vaovao tonga de misava ho azy io zavatra mampamanimanina io
Asa aloha fa ny olona niresahako momba io dia nanaiky izany fa ny anareo tsy haiko na manao toy io koa.
10. diamondra27 ( 08/07/2007 10:11)
ny hoe: normal ve zany sa tsia:
raha ny amiko de normal izany satria ny fonao no mitondra io ,mitempo(l)(l) sy manao ny asany tsara ary izay no tsy itovizantsika amin'ny biby

Ny tiako lazaina dia hoe: indraindray ny olombelona dia faly, malahelo, tezitra, manina etc.... sentiment sy émotion doly izany.
Fa ny biby de refa vita ze tiany atao de tsisy quoi tsony ze suite sy ze iafaran'ny hafa any...
11. nathie86 ( 10/07/2007 07:27)
misy ko lay mitepo² b ny fo tsy hay oe in na manin tô oe matahotra ozizy ny ol nefa tô tsy zany tsy aiko eh
12. nikopol ( 10/07/2007 11:51)
za koa ry reto ohatr'izany an ! indraindray za rehefa mipasoka irery harivariva week end iny, dia latsaka ho azy eo ny ranomasoko ...
13. andry08 ( 10/07/2007 11:56)
tiako be ilay hoe mipasoka!=D=D=D, ny ahy ny vadiko koa mipasoka!
Fa ilay hoe milatsaka ranomaso indray dia: tsy haiko, aza malahelohelo izany fa mandalo ny fiainana!
14. melody ( 11/07/2007 11:07)
dia latsaka ho azy eo ny ranomasoko ...

marina ve izany ry nikopol?:wink:
15. sympa ( 11/07/2007 11:12)
nikopol :arrow: hitovizana izany isika mtsam ko :?
16. ditra ( 11/07/2007 19:43)
manina....
rehefa irery dia lasa ny saina,ary indaindray dia mahatsiaro ireo nialana,nisarahana...mahatsiaro tena fa very...manina ,manembona,malahelo...izay no lanjan'ny fiainana,satria mbola manantena ny hiaona,hifankahita ....indray any aorina any,tsara ny manina fa io ny maha olombelona antsiaka,fotoana mandalo ihany izany fa tsy maintsy ho tonga ny andro tsara ,ary ny fiainana tsy miantsy mitohy.
17. Angie ( 11/07/2007 21:08)
tena mampitomany koa nareo an.
za lasa malahelo tsy fidiny aty @ dezaka aty.

Dia manantena ny hahita lay halelovana njay zany aloha.
18. Samoana ( 12/07/2007 07:13)
rehefa simba ny ordi no tena gravy fa toy ny boka nilaozan-tsakaiza izany mihintsy ny tena kle:-D
19. rhina ( 12/07/2007 10:56)
zao atao analana an'izay
mipetra @ efitra mangina be ray d alefaso lavidavitra ny eritreritra d rehefa week-end d mandehana any ambanivohitra d mipetra eny amorondrano. rehefa tsy misy rano mandalo na farihy any ambanivohitrareo d mangala rano @ daba d ataovy eo aloha d mangala seza d jereo tsara le rano
d afaka io

ooooo:!!!!
20. vale ( 12/07/2007 11:59)
sympa:

nikopol :arrow: hitovizana izany isika mtsam ko :?
mamaaaaaaaa!:lol:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1865