manina

21. ianao ( 12/07/2007 15:24)
Faly aho satria normale kay.
Fa tsy faly indray satria ratsy ilay izy nefa be no voa.
22. ianao ( 12/07/2007 15:24)
:-*
23. sympa ( 13/07/2007 11:45)
8-)

Angie :arrow: zany ve :^) Fa nga tsy misy namana any ééé :°)
24. lancia ( 17/07/2007 18:12)
ianao:

Misy olona mahamanina ahy fa tsy fantatro mitsy anefa. Tsapako somary banga izany fiainako kanefa. Normale ve zany ra ny fahitanareo azy?



sao de mba za ary no maha manina anao,hihihihi
25. la ( 20/07/2007 05:16)
Naona ndray oo!! ny mahagaga amitsika anie de zao e!! manina olona daholo isika nefa tsy miteny hoe manina an'iza de tsisy azo ifanapiana satria tsy fanatatra le olona ra tsy hoe anga tsy olona eto amin'ny serasera ilay izy.
Ombay mitady i......:-*:wink::cry::*:arrow:
26. Rajordri ( 26/10/2007 12:46)
Manina azy aho e, ao am-poko ao izy fa tsy ho hitako intsony, ka tsy sahiko lazaina hoe iza satria izy mety tsy manina ahy akory8).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1837