film hifika n°12

1. maholykely ( 07/07/2007 18:50)
bjr mba faka jerena eto ve kay le film hifika n°12 iny
fa ba liana te hijery ny tohiny
2. fiderana ( 17/07/2007 09:49)
bjr ianao zay vao mba hitako ity size ity , fa ny tena mba tsara mividy ny orginal mihitsy dia mahita, fa hoatran'ny tsy dia lafo loatra ireny, no afaka manaram-po tsara ianao any :P
3. princesseN ( 02/08/2007 10:04)
bjr,marina ny an'i fuderana!:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1723