resabola

1. xxx ( 07/07/2007 12:10)
:}sali,dol,marina vé fa afaka mindrana vola mora foana eto dago amin'izao fotoana,fokotany,association sa birao special,misaotra zay mahalala ary haverina ao anatin'ny afiriana ka tsy bonne vé izany,misaotra
novalian'i ydifas ny 02/11/2008 07:53
2. dongadonga ( 07/07/2007 12:17)
ao @ banky BOA afaka mampindrana vola
3. xxx ( 07/07/2007 14:40)
:(dia mila antoka vé ,izaho tsy misa ara-dalana fa busis fotsiny,dia mety possible vé,tsy manana compte ko aho,mafy ady e,na antoka aza tsisy fa contrat anga,misaotra
4. tery ( 01/10/2007 20:51)
ny fanaovana contrat aloha defa zava-dehibe hahamatotra ny fiarahana nefa fantaro fa tsy maintsy missy etinao miainga fona na io vola na io zavatra na io traikefa sy atidoha fa possible fone e! miankina betsaka koa @zavatra tiana hatao.Enao manko zao d efa manana zavatra efa nofinofisinao hotanterahana d io no lofosana.tsy mety ntsony koa le hoe raha misy bleme kely d ajanona d samy rava
5. ydifas ( 02/11/2008 07:53)
Miarahaba anareo retra

Tsy zany faizao e! misy namana mandefa mailaka aty aminay izay manentana ny hafa mba hisoratra anarana amina tranokala izay manome vola ho an'izay afaka mamaky mailaka matetika. Tsy aiko na marina na tsy. Ilay izy alou dia mistipona satria 0,2$ (dollar na euro) isaky ny mail hono farafahabetsany: erikerika mahatondra-drano e!

ireto misy ho an'izay mazoto hanandrana (maimaipoana):

http://www.milimel.com/parrainage.asp?parrain=750303

http://www.plantabouf.com?refer=154

http://www.gainspartages.com/paidmail/site/index.php?refid=3164

Fa saingy mila manokatra izany adiresy PAYPAL zany hono refa haka ilay vola (maimaipoana : www.paypal.com)

Ny tena azahoana betsaka dia ny milaza amin'ny namana maro be satria mahazo isan-jato amin'izay vola azon'izy ireny hono ianao.

zay ary fa mahereza miatdy vola daholo e!

karataka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0882