ohatrinona any kay ny manao klipy

1. ianao ( 06/07/2007 14:40)
Eto Antananarivo
Dia aiza no mahay mamboatra. Mba hoe klipy miavaka fa tsy ilay mahazatra ireny fotsiny?
Misaotra
2. dongadonga ( 07/07/2007 12:01)
klipy miavaka hoatry ny ahoana no tianao atao kay?:?:
3. ianao ( 01/08/2007 15:46)
Mba tsy ohatra ilay mahazatra ireny ka. Ny hitako matetika matsy dia sary ampifamadibadihana foana. Ilay otran'ny "gasy ka manja" iny izao kay iza no nanao azy?
4. sarobidy ( 31/10/2007 10:22)
aƓna ko zany gasy ka manja
5. salmo1 ( 31/10/2007 10:47)
sarobidy:-D
ka efa oe: gasy ka manja kosa kou!

ianao: i sarobidy koa anie gasy ka manja e.
sa.. ny eriteritry ianao dia tsy gasy ka manja i sarobidy?!
hataony Ralay mmmh. aoka fotsiny.
;-)
6. Bafota ( 30/12/2007 14:04)
Mandehana any am'"pro KANTO" eny itaosy.Rambao no ao
7. xxx ( 28/04/2008 20:10)
prokanto ny ela trop null
ramichelle tsy mahay manao clip
8. tianarivo ( 19/06/2008 08:59)
slt e, efa betsaka leitsy ny mpanao clip a, za anie efa nanao koa fa groupe ny anay tamizay, jerejereo daholo fa samy manana ny tarif ny nefa efa mihatsra ny asa izao
9. lemenakely ( 16/01/2009 10:46)
Sinon raha mitady ny tena pro dia ny agence tam tam , 20.000.000 fmg au moins ny clip iray. Ry zareo ohatra no nanao ny A ro malemilemy (Jaojoby) , mafana ririna ( Tiana) ,Aza mijanona mandihy( Da Hopp)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5978