fanararaotana @ fitsaboana

1. xxx ( 07/07/2007 08:45)
Tena misy manararaotra mihitsy ny mpitsambo aty amintsika fa aiza ve nanantona dokotera ny zandriko fa hoe tsy mety mitoe-jaza dia lazaina fa misy kista aloha, manao traitement 6 volana, avy eo averina 6 volana, afaka ny 2 taona sy tapany, , ny vola lany mitombo foana nefa tsy misy vokany aleo operena fa tsy mety, @ izany clinique privé any Ilafy no hidirana, soa ihany fa nantaoko nandeha tany @ mpitsambo specialista fantatra, natao ny teo vao hita fa tsy kista izany fa ny trompe no tsetsina, efa lany vola aman-karena t@ fitsamboana vao mahalala ny tena mahazo.
Tandremo ihany fa tena be de be hono no tratran'io
novalian'i robin ny 16/07/2007 09:23
2. ikaretsaka ( 07/07/2007 15:03)
dommage tsy azo toriana amin'ny ilay manao medical malpractice ny dokotera any Madagasikara!
3. ravakamalala ( 07/07/2007 19:32)
io resaka io tena tsy any dago irery fa na aty frantsa koa aza, misy dokotera manao diagnostice fôpla mihitsy, na izy manana contrat amina labo iray dia te hamarotra fanafodin io labo io izy d foromporoniny fotsiny izao ilay aretina.
Anatra dia aleo mandeha any amin ny dokotera malaza ho tena mahay na handany vola be aza !
4. watafon ( 08/07/2007 19:23)
xxx : sarotra aloha ilay izy e! fa ny azoko hambara dia tsara raha manantona spécialiste avy hatrany rehefa délicat ilay problème mitranga @ tena e ! tsy milaza akory za fa hoe tsy mahay ny généraliste sanatria, fa izay no maha-spécialiste azy e !
5. sipagasy ( 09/07/2007 11:34)
ka raha aty frantsa aloha dia tsy maintsy mankany @ mpitsabo generaliste vao mankany @ specialiste e! ary io generaliste io no manome anao listen'ny dokotera tokony alehanao..
6. ikaretsaka ( 09/07/2007 11:52)
fa ny aty USA io diso diagnostic sy vao mainka mamparary io dia voasazy be mihitsy ny doko an
7. robin ( 16/07/2007 09:23)
Lalina indray izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0939