Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diamondra27 ( 05/07/2007 07:15)
fa ahoana marina e!
ity fitiavana ity ve de 1- nisy olona natokana tsy hanana anjara mihintsy sa ahoana? Misy olona fantako manko mba miaraka amin'ny olona ihany izy fa tsy mety mi-aboutir mihintsy le izy. Inona n... tohiny
bobone ( 05/07/2007 06:21)
Fitiavan-janaka hafahafa
Salama daholo aloha e! misy zavatra ba tiako ho zaraina aminareo ity reholona an! asa na ahona ny handraisanareo azy fa tena mampihorokoditra le izy: araho tsara ary ! Nisy mpivady izay niteraka v... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 06/07/2007 14:57
sympa ( 05/07/2007 00:10)
Misy ihany woa ny oll de ...?
Fa tena mahagaga fa misy ihany woa ny oll de tena tsy mba mieritreritra mintsy fa de manao toetra tsy mendrika mintsy http://www.cyberpresse.ca/article/20070620/CPMONDE/706200623/-1/CPMONDE... tohiny
novalian'i sympa ny 07/07/2007 13:00
ds ( 04/07/2007 17:30)
Firaisankina voin-kava mahatratra
Araka ny tombatombana, dia efa nihoatra ny tanjona (16000 euros) ny vola voaangona (tetsy sy teroa) entina hampodiana ny razana efatra. Noho izany, dia miangavy izay mbola mikasa handefa vola, [b]tsy ... tohiny
novalian'i fasaly ny 21/07/2007 10:09
tezitra ( 04/07/2007 15:21)
miasa hatrany hoe?Mais franchement, qui ne fé pas son boulot
(Mpandika teny Her: raha matahotra dika diso dia ataovy teny gasy) Mazava ho azy, fanontaniana tsara fipetraka: [b]1)Rainilita izay mifoha amin'ny 4 maraina any Andoharanofotsy[/b], mandeha anto... tohiny
novalian'i kanota ny 06/07/2007 09:23
diamondra27 ( 04/07/2007 14:04)
mahajanga!
kiss doly e! tena décidé zany e http://www.youtube.com/watch?v=Gegcrpp5RSs ... tohiny
cheila ( 04/07/2007 13:55)
fetra, aleoko mangina
ho an'i falibe tsy foiko(l)... tohiny
novalian'i xxx ny 04/07/2007 22:20
xxx ( 04/07/2007 13:40)
Google suggest
Raha vao manoratra hoe : [b]gasy[/b] dia http://img140.imageshack.us/img140/6250/suggestbf1.jpg :roll::roll:... tohiny
novalian'i lapino ny 07/07/2007 08:16
cristy ( 04/07/2007 13:14)
Mba mila fanampiana
Manahoana daholo tompoko, tonga dia ny tantara no ambarako. Izaho izany dia vhv 23 ans @ izao fotoana izao ary manana zandry 21 taona. Maty amperin'asa efa ho 12 ans ny ray amandreniko nifanao tel... tohiny
novalian'i xxx ny 22/06/2008 09:16
soanja ( 04/07/2007 12:39)
Happy 4th of July!
Dia faly miarahaba ny Malagasy - Amerikanina rehetra aho amin'ny andro androany tratry ny asaramanitra. Enga anie ka hitondra mamy sy fahasoavana ho antsika ity tany diavintsika ity ary hanenika antsi... tohiny
novalian'i cutie ny 07/07/2007 01:53
herive ( 04/07/2007 11:15)
ilaina v zany?
Ilaina v zany fa toa ohatry ny mandany andro fotsiny. lany vola msurf , tsis vokany.. ze afaka milaza de teneno fa ts d ilaina izany.... tohiny
novalian'i pissoa ny 06/07/2007 22:22
bazylou ( 04/07/2007 10:42)
efa manomboka sahady ve ny kombaka sa.........
Fianarantsoa Le bureau de la Région cible de cocktails molotov Alors que l'incendie de l'amphithéâtre d'Andrainjato n'est pas encore élucidé, voilà que le bâtiment abritant la Région... tohiny
ranitse ( 04/07/2007 09:48)
Iza ary ilay niantso Sesikidoro?
Iza ary izay mahalala? Lehilaky an. Zanak'antitra. Menamena loko. Tsy tia Malagasy an. Manaraka vaovao ary mpanao copie coller dia niantso Sesikidoro ooo.... tohiny
novalian'i tsoraka ny 08/07/2007 05:36
Davidakely ( 04/07/2007 09:38)
mahajanga
:D... tohiny
novalian'i mercia ny 10/07/2007 08:56
Malalason ( 04/07/2007 08:44)
Mpikabary
Rtoa RAVAORIVELO Norosoa Evelyne Malagasy Mikabary Mitahiry ny soatoavina "Misy hasiny ny teny, misy tompony ny tany" Adresse Lot 1 F II Ambohitravao Talatamaty mail : takriva1@yahoo.fr tél ... tohiny
novalian'i arinoro ny 02/06/2008 08:49
xxx ( 04/07/2007 05:07)
Ile Pitcairn
Io no anaran'ilay nosy kely nolazain'i xxx ary ambany ary,izay Kristiana avokoa ny mponina ao aminy,ka tsy mba ahitana mpitandro filaminana toy ny zandary na pôlisy na miaramila any,ary tsy ahitana f... tohiny
novalian'i marozevo ny 06/07/2007 21:00
xxx ( 04/07/2007 04:45)
Windows Live Hotmail
Hono hoa, aiza kay ny fanovana ny mail display settings amin'ilay Windows Live Hotmail. Na amin'ny classic na full version ilay izy tsy hitako mihitsy. Tamin'ny mbola ilay msn hotmail taloha dia haiko... tohiny
novalian'i xxx ny 16/07/2007 23:22
patrick2002 ( 04/07/2007 02:14)
papa poule!
Araky ny fanadihadiana dia misy 110 000 izao ny papa poule na monsieur maman eto canada Ny papa poule na monsieur maman dia anarana hiantsona ny ramose izay mijanona ao an-trano mitaiza zaza fa rama... tohiny
novalian'i pissoa ny 06/07/2007 05:13
kanota ( 04/07/2007 01:25)
Na misy fahantrana ny forongon'AREMA tsy vahaolana
Misy ny fahasahiranana ary tsy misy azo mora foana. Ny forongon'AREMA izay avy nanimba tsy afaka miteny izay tsy mety. Raha olona hafa izay iharan'ny fahantrana sy ny risorison'Arema hatrizay no milaz... tohiny
novalian'i ranitse ny 04/07/2007 09:51
Zazala ( 04/07/2007 01:20)
Vehivavy, ataon'i R8 resabe fosiny
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=9003... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/07/2007 08:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2167