Ile Pitcairn
1. xxx
(
04/07/2007 05:07)
Io no anaran'ilay nosy kely nolazain'i xxx ary ambany ary,izay Kristiana avokoa ny mponina ao aminy,ka tsy mba ahitana mpitandro filaminana toy ny zandary na pôlisy na miaramila any,ary tsy ahitana fonja ihany koa mazava ho azy,iray ihany ny finoan'izy ireo.
Ho an'ireo izay manana fahafahana hizaha tany dia mety ho hevitra tsara koa ny mankany an,sa ahoana hoy nareo?

novalian'i marozevo ny 06/07/2007 21:00
2. rush
(
04/07/2007 06:49)
http://membres.lycos.fr/hmsbounty/francais/prot_pitcairn.htm
Aujourd'hui l'île de Pitcairn est colonie britannique. ka raha miankina @ britanique izy,nahoana no tsy misy ny polisy sns?ekena raha hoe tsy misy polisy sns eny an-toerana fa tsy midika velively akory io hoe tsy misy ny mpitandro ny filaminana a!
ka tsy mba ahitana mpitandro filaminana toy ny zandary na pôlisy na miaramila any,ary tsy ahitana fonja ihany koa mazava ho azyvakio ary ny tantarany e!61 ny isan'ny mponina t@ 1991 ary @ izao fotoana izao izy ,dia ahoana ary ity?
Aujourd'hui l'île de Pitcairn est colonie britannique. ka raha miankina @ britanique izy,nahoana no tsy misy ny polisy sns?ekena raha hoe tsy misy polisy sns eny an-toerana fa tsy midika velively akory io hoe tsy misy ny mpitandro ny filaminana a!
3. xxx
(
04/07/2007 08:14)
Isan'ny mponina Pitcairn 2006 : 67
Isan'ny mponin'Antananarivo : 1.690.000 eo ho eo
... mora ny mampitaha kle :wink:

4. ikaretsaka
(
04/07/2007 12:55)
olona 67?
ohatran'ny fianakaviana gasy 1 ange izany e!dadabe, bebe, ny dadatoa sy nenitoa sy nenifara, ireo cousins sy cousines..
ireo tokoa ve dia ilana polisy
na ohatran'ny communaute ana moines anankiray any @ monastera.. ireny koa ve dia ilaina polisy?

5. marozevo
(
04/07/2007 17:08)
Io izany le izy kay.... Misaotra an'ilay nanao fikarohana ka nahitana an'ity.
Manomboka eto dia tsoahiko ilay teniko nilaza hoe "angano" io. Tsy angano intsony satria misy précision amin'ny lafiny rehetra.
Mankasitraka é...
Ankoatra izay dia mitovy amin'ikaretsaka aho amin'ny filazana hoe fianakaviana ve dia hilana Polisy. Izahay izao misy 163 ao anaty fianakaviana. Misy Polisy 3 ao anaty fianakaviana, ary misy Zandary roa koa. Fa rehefa resaka na hetsika ataonay mianakavy dia apetraka any amin'ny brigade sy ny commisariat ny maha polisy sy zandary.

7. rush
(
05/07/2007 09:42)
ka efa hoe zanatany britanika io nosy io ary miankina @ zareo izany ny momba ny mpitandro ny filaminana a!
8. marozevo
(
05/07/2007 18:51)
Miankina amin'i GB, fa amin'ny fiainany an-davanandro ve misy miaramila britanika na polisy na zandary Britanika ao ?
9. majesty
(
06/07/2007 07:13)
rehefa afaka 30 taona kosa ve tsy ho feno olona ihany any :D
Namaky ny site misy an'izy io aho dia hitako tao hoe nisy olona 256 efa ni immigrena tao dia ireo 67 ireo zany no sisa tavela izay famille 9 no manome azy