Vehivavy, ataon'i R8 resabe fosiny
1. Zazala
(
04/07/2007 01:20)
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=9003
novalian'i Jeankely ny 10/07/2007 08:52
4. Zazala
(
04/07/2007 02:00)
Mampalahelo anie ny any amin'ny faritra ry kanota ô! Tsis delestazy any aminareo! Mandeha tsara ny varotrareo any ka sahy miteny zazalata enao, mandehana aloaha any amin'ny faritany toliar any, any antsiranana any, tsy sosotra fôna ny olona any fa tena sahirana amin'zao.
5. tsoraka
(
04/07/2007 02:30)
Tsy anao raika no avy amy faritra. Mivoaha raha olona vaovao fa tsy misy manda ny hivoarana. Efa hapetrakay mialoha fa ny vahoaka tsy mila miverina amin'ny zanak'Arema voalazan'ny namana
10. xxx
(
05/07/2007 08:45)
Izahay mbola manantena ilay hiaka hoe " Tsy lany olomanga i Madagasikara " fa ny olona no malaina mitady. Tsy mahalala afatsy izay hita eo ihany. Tokony hatao hazalambo daholo izay mpitondra manao ratsy rehetra. AMEN ! GM
11. kanota
(
05/07/2007 09:34)
Mazava izay manao ratsy tokony atao haza lambo na ny taloha na ny ankehitriny. Izany no tian'ny vahoaka. Saingy isaky ny misy tratra dia midradradradra ny zanak'AREMA. Vavan'amboa. OWAOWAOWA
14. Jeankely
(
10/07/2007 08:52)
Salut "kanota"!:*:*:*. Mitambatra isiaka ary hiezaka ho iray ara-tsaina ary ara-politika hanohatra ny mpanoha...:*:*
