Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diamondra27 ( 04/07/2007 00:17)
namana sy dinika
hery: fa hono wa f'angah afaka mandefa forum na dia tsy mpikambana ato aza ilay olona? Ni-klik t@ le ps-ny za fa tsy hita Valiny we: tsy mpikambana ato io olona io na jereo sao dia diso ny anaran... tohiny
novalian'i hery ny 04/07/2007 07:57
gasynamana ( 03/07/2007 23:01)
Desacralisation
Somary lasa ihany ny saina manaraka ny resaka rehetra eto ka manontany tena hoe: Inona no tadiavina eto? Mbola hitadiavana izay mahasoa ve ity dinika ity sa izay mahafinaritra fotsiny? Sehet... tohiny
novalian'i cutie ny 09/07/2007 20:06
rasil ( 03/07/2007 22:56)
nahagaga ahy
Mba namonjy fety gasy izaho sy ny namako tamin'ny sabotsy. Tsy nisy fantatro mihitsy ny olona tany. Vao tonga izahay dia nampahafantariny ahy ny namany. Dia nahafinaritra ny lalao. Nisy olona iray koa... tohiny
novalian'i rasil ny 09/07/2007 01:00
mabloo ( 03/07/2007 21:34)
Miora Rabarison
samia mba mitrotro am-bavaka azy e! http://pourquetusaches.over-blog.com/... tohiny
novalian'i mabloo ny 09/07/2007 19:55
gasynamana ( 03/07/2007 21:28)
Mandroaka demony
Miarahaba antsika indray e! Somary sahirana kely aho hiditra amin'ny resaka efa nisy teto hatramin'izay fotoana tsy naha teto ahy izay, ka ity mba misy zavatra tsy azoko ka ilaiko fanazavana kely. M... tohiny
novalian'i rrgmt ny 20/07/2007 12:26
Bita ( 03/07/2007 17:43)
Black jack's (izao isika izao rehefa any aoriana e!)
Raha mba misy mahay ny toniny ity rey olona dia mba alefaso azafady. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i RyAnona ny 23/07/2007 13:10
Bita ( 03/07/2007 17:14)
Iza no nahalafo farany?
Indray andro samy nandeha nankany an-tsena handeha hivarotra ny entany ireto tantsaha 2 ireto. Dia samy nanoko ny entany avy. Ny iray akondro @ toko ny amidiny ary ny iray mofo akondro mbola vao endas... tohiny
novalian'i sympa ny 03/07/2007 20:27
ari.malala ( 03/07/2007 14:12)
mpiara manofa trano mandreraka be
Za ry zareo tojo olana, tsy haiko inona no tokony ataoko, fa izao, ilay olona ao ambaninay mila vaniny be mintsy aminay! @ alina aho mampiasa po satria mbola kely ny ankizy, dia ilàny vaniny hoe any ... tohiny
Marolongo ( 03/07/2007 14:00)
Nilamina ihany ve le resaka sary?
Saika mba hanadala kely indray hoe nilamina ihany ve le resaka sary sy ny fitivana te hampiseho hoditra bebe kokoa tato? Manja ny gasy ka! Na miseho ny rehetra na tsia sa ahoana? Iza ary no mora m... tohiny
novalian'i cute ny 06/07/2007 02:42
puket ( 03/07/2007 13:58)
Besoin de stabilité....oui mais comment?
Est-il normal ve ry zareo k'a 26 ans...on a ue jamais de relation sérieuse et stable ...k'on a pas encore trouver la bonne personne et k'on n'a jamais aimé....Alors k'on ressend un besoin de stabili... tohiny
novalian'i ariane ny 30/07/2007 14:30
silamo5 ( 03/07/2007 13:52)
coutiti
efa tokony avoaka amin'izay couttiti fa tsy misy ilana azy ity fanjakana ity.... tohiny
novalian'i tsoraka ny 04/07/2007 02:51
xxx ( 03/07/2007 12:35)
Vaovao momban'ny mpanakanto MALAGASY tao La REUNION
Mba mampalaelo koa ilay vao² navoakan'ny wanadoo Madagascar androany 03/07/2007 mikasika ireo mpanankanto nafarana avy any Dago. Ahoana ny mba hevitrareo?... tohiny
novalian'i harry5 ny 06/07/2008 08:43
tinah65 ( 03/07/2007 11:55)
sakafon-jaza
manao ahoana daholo, saika mba anontany hevitra aho @fomba fkarakarana sakafo ny zazakely, marihiko fa aty ivelany aho no mipetraka, handray 15 mois izao ny zanako, dia hatrizay ny sakafo homeko az... tohiny
hery ( 03/07/2007 10:39)
Paris By Night serasera :-)
Aleo atao hevitra vaovao eto ilay izy fa tohin'ilay tatsy ambony ihany. Toa izao aloha ny tapaka. Fotoana: "Vendredi 13" jolay alina Toerana: Paris dia arosoy ny hevitra Zavatra atao ofisial... tohiny
novalian'i kelly13 ny 20/07/2007 17:34
arn ( 03/07/2007 10:05)
HIRAN'NY SURFS
Manahoana o, raha mba misy manana tyononkiran'ny surfs ange de mba omeo aho e. Tsy ireny le efa standard be ireny an , fa le tena hirandry zareo, le tsy de be mpahay ireny. ... tohiny
novalian'i arn ny 06/07/2007 10:28
lemenakely ( 03/07/2007 09:12)
Mpanao hira gasy nandevozina tatsy LA REUNION !!
Asa raha hitanareo ilay article ao @wanadoo.mg androany fa dia mahalàsa saina tokoa raha @ izao mbola misy olona manana toe-tsaina tena mampalahelo tokoa àry tena mahamenatra! Nanafatra mpanakanto ... tohiny
novalian'i mignone ny 04/07/2007 14:29
zotoavina ( 03/07/2007 07:17)
modia am zay
:lol:manaona daoly. za mba mangataka ny hiran iary oe modia am zay iny ra misy manana.misaotra e... tohiny
novalian'i xxx ny 03/07/2007 10:43
Zazala ( 03/07/2007 07:14)
MAP - Mahantra Anareo @ Province
[img]http://www.les-nouvelles.com/image_du_jour/img/2_7_2007/img_183_g.gif[/img]... tohiny
novalian'i kanota ny 04/07/2007 01:22
LazaDaddy ( 03/07/2007 05:54)
Madagascar Leadership Training
Ito misy fanofanana "Leaders" na "mpitondra" fiangonana na fikambanana Kristianina koa entanina ny rehetra andray anjara. [u]Andro[/u]: 20-24 AUGOSITRA 2007 [u]Toerana[/u]: Vision Valley School - ... tohiny
novalian'i marozevo ny 09/07/2007 22:54
Jeankely ( 03/07/2007 02:06)
Tena tsisy teknisianina ve fa an'i President daholo ny rhtr?
Hatramin'izay dia samy nanana ny teknisianiny daholo ny mpitondra nifanesy. Raha ny t@ andron'ny Revolisiona Sosialista Malagasy dia ataoko fa nisy manampahaizana avy any ivelany nanazava sy nampiantr... tohiny
novalian'i tsoraka ny 04/07/2007 02:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7151