MAP - Mahantra Anareo @ Province
2. kanota
(
03/07/2007 09:48)
Dia inona no hifandraisan'io amin'ny Province ry zazalata ity? Izany no milaza hoe tsy mampiady ny faritany. Resaka Rova na ny Amiraly aza io no navoazany mafy an'i FAHAMARINANA. Tsy mahita adika ialahy nefa mba miteny olona. Hita izao fa samy manao resak'amboa. owaowa daholo. Inona no lesona azo amin'io tsy hoe mahazo be ny any afovoany. Izany no mihevitra ho Praiministr'i Bazylou. Mbela fa lolo ty. zazalata
3. menalamba
(
03/07/2007 11:58)
Ka tsy afaka manao didy antsy intsony ny zatra ny lalan-dririnina ve tsy hilenda toy izao.Nomena nitantana teo aloha hatry izay ela izay ny paosiny no feno ka izao indray dia rehefa tsy afaka manao aferafera intsony dia midradradradra sahala @ omby lanin'ny fihatra.Mamoiza ré-voantay fa ny ankizy nangery eny ambony vato é.....:^):^):-D
5. xxx
(
03/07/2007 13:03)
menalamba:
Mamoiza ré-voantay fa ny ankizy nangery eny ambony vato é.....:^):^):-D
asa ra mba ho azon'i zazala koa zao ny dikan'io :-D :-D :-D
6. silamo5
(
03/07/2007 14:00)
tsy maninona na ampahatraina fa tsy ho ela izahay silamo haka fahefana amin'izay fa lera.
7. mirana5
(
03/07/2007 14:45)
F'inona ndray ary ty resaka tsislan'azy ty é houuuuuuuu MANDRERAKA:roll::roll::roll:ffffffff!!!!!
8. menalamba
(
03/07/2007 16:39)
silamo5:
tsy maninona na ampahatraina fa tsy ho ela izahay silamo haka fahefana amin'izay fa lera.
Ô ry silamo5 à!!! Ny vorona no nahavita trano tamin'ny vava,ary ny ala tamin'ny vody!Mitongava hojerena fa ho voaray an-tanan-droa ianao.....:-/:-/:^)
9. Zazala
(
04/07/2007 00:41)
Oh Ra-xxx ah, io sary io anie ka miteny irery é, nareo kosa tsy mahazo ninin, io bandy kely akaikin'dR8 io zao ireo avy @ Faritra any , ar mbola iz ihany koa zao ny voantay, ny zaza zao efa nangery ambony vato ka inona indray no hoaniny, tsis tsony.
10. Zazala
(
04/07/2007 00:47)
Ny zavatra tsy ampy amin'io sary io fotsiny zao anie ka ny delestazy é!
