Miora Rabarison

1. mabloo ( 03/07/2007 21:34)
samia mba mitrotro am-bavaka azy e!
http://pourquetusaches.over-blog.com/
novalian'i mabloo ny 09/07/2007 19:55
2. saranto ( 04/07/2007 03:57)
Je prie pour toi Miora, que tu ailles mieux, je ne te connais pas, mais cela ne m'empêche pas de penser à toi, à ta famille, je te souhaite un retablissement. Et bon courage à toute ta famille.
3. rvoulah ( 04/07/2007 07:21)
mirary fahasalamana feno ho an'i Miora
4. mamzelkely ( 04/07/2007 08:31)
tena mampahonena anah ny zavatra nitranga fa dia mivavaka ho an miora hatrany :-*:-*
5. tslem ( 04/07/2007 08:45)
Mirary fahasalamàna feno ho an'i Miora dia mankahery hatrany ny fianakaviny .
6. mandy ( 04/07/2007 09:33)
Mampieritreritra be ny fahanginan'i Rianala. Mba te-hahazo vaovao momba an'i Miora izahay raha tsy dia sahirana ianao !
Mirary fahasalamana foana ! mahareza fa aza kivikivy !
7. mamzelkely ( 04/07/2007 10:45)
mandy fa angah izy ts ireto efa lazainy reo ny vavao rht mitranga sa...:?
8. booboo ( 04/07/2007 11:38)
Mirary fahasalamana tanteraka ho an'i Miora, fahatanjahana hatrany ho an'ny fianakaviany @ fanohanana azy.
9. ers ( 04/07/2007 14:23)
mandy:

Mampieritreritra be ny fahanginan'i Rianala. Mba te-hahazo vaovao momba an'i Miora izahay raha tsy dia sahirana ianao !
Mirary fahasalamana foana ! mahareza fa aza kivikivy !


Omaly hariva izy nanoratra fa ao anaty commentaire jerena fa raha ny vaovao ao aloha dia efa nisy fiatsarany tokoa.
Mirary soa sy mivavaka ho azy hatrany.
10. mandy ( 04/07/2007 18:34)
Mamzelkely > efa zatra azy manoratra isan'andro d lasa mitaintaina be raha vao tsy mahazo vao² e !
11. mandy ( 04/07/2007 18:35)
ers > misaotra nilaza e !
12. Lositra ( 07/07/2007 18:16)
Pardon car je ne sais pas écrire en malgache mais je le lis et le comprends. C'est Rianala. Je ne peux plus écrire sur mon blog pour le moment. Je reprendrai le tout au plus tard le 13 Juillet. Pour les nouvelles, l'état de santé de Miora reste au beau fixe, on a plus qu' à attendre et la soutenir. Merci à tous.
Rianala.
13. mabloo ( 09/07/2007 19:55)
mirary fankaherezana ho azy hatrany e! ho an'i fianankaviana ihany koa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6607