Madagascar Leadership Training
1. LazaDaddy
(
03/07/2007 05:54)
Ito misy fanofanana "Leaders" na "mpitondra" fiangonana na fikambanana Kristianina koa entanina ny rehetra andray anjara.
Andro: 20-24 AUGOSITRA 2007
Toerana: Vision Valley School - Andranomena, Zone France Business Park, eo ampitan'i Jovenna
Teny fanofanana: Anglisy
http://www.ncmi.net/Training/LeadershipTrainingTimes/MadagascarLTT/tabid/89/Default.aspx
Mahereza daholo :)

novalian'i marozevo ny 09/07/2007 22:54
2. xxx
(
03/07/2007 17:30)
I don't understand. My english is very poor. Please explain it again. Thanks for inviting us. Maybe it is really good for our future because everybody at our country will speak english. Good luck to all.
5. cutie
(
03/07/2007 19:01)
Maybe it is really good for our future because everybody at our country will speak english
raha handeha hitoritory etsy sy eroa moa, manin tsy atao @teny gasy fa atao @teny anglisy :roll:
The reason for the visit is tourism :-D:-D:-D:-D
6. marozevo
(
03/07/2007 19:03)
Sady ny teny Anglisy mbola "teny tsy fantatra" ho an'ny ankabeazan'ny Malagasy any Madagasaikara.
11. marozevo
(
03/07/2007 19:22)
hay ve eh...
Cutie oh... HItanao ve fa misy oloona mialona be antsika ao ? Ho ela velona anie izy ireo.
Cutie oh... HItanao ve fa misy oloona mialona be antsika ao ? Ho ela velona anie izy ireo.
12. cutie
(
03/07/2007 19:28)
Cutie oh... HItanao ve fa misy oloona mialona be antsika ao ? Ho ela velona anie izy ireo
ie hitako fa I don't care :-D:-D:-D:-D
13. marozevo
(
03/07/2007 19:33)
Sady izao koa... Fa iza hono ilay mpampiofana eh... Tsy gasy angaha ? Misy gasy mahay syb mahavita izany ao ka tsy hitako izay ilàna amerikana amin'izany.
14. cutie
(
03/07/2007 19:39)
ry zareo samy vaza ihany no ao e lol (vazivazy iny )
tsy haiko njay iny ry marozevo fa i LD ngamba mahalala an'io kokoa:lol:
tsy haiko njay iny ry marozevo fa i LD ngamba mahalala an'io kokoa:lol:
16. cutie
(
03/07/2007 19:50)
The reason for the visit is tourism
io no tsy matiko lolo, nanin zao raha natao we business ny antony :roll:
17. marozevo
(
03/07/2007 19:57)
Izay antony any azy iny... Rehefa tsy manameloka azy ny conscience-ny dia efa tsara izay. Fa ny atahorako dia oolona curieux no ho betsaka ao fa tsy olona convaincu... Miseho foana izany any Mcar. Mihaino eo ny olona fa avy eo tsy manaraka an'iny izy, fa ny Fiangonany hatrizay ihany no alehany... Dia manangam-bovona ry zareo avy eo fa mihatsara ivelatsihy hono ny Malagasy. Tsy mihatsara ivelatsihy izy, Tompoko, fa ilay fitorianareo tsy mandaitra aminy.
18. cutie
(
03/07/2007 20:00)
:-D:-D:-D:-D
Za tany Dago alou efa nahita betsaka an'reo e.
Fa refa manampy an'ny Dago moa ve manin, ohtra fotsiny le fanaovana hopitaly any Mandritsara lazain'i LD @ dinika ray ary :)
Za tany Dago alou efa nahita betsaka an'reo e.
Fa refa manampy an'ny Dago moa ve manin, ohtra fotsiny le fanaovana hopitaly any Mandritsara lazain'i LD @ dinika ray ary :)
19. marozevo
(
03/07/2007 20:02)
ie... betsaka any ka.... Izany no ilazako hoe irariana mba hahavita be ry zareo.