Madagascar Leadership Training

21. ikaretsaka ( 03/07/2007 20:11)
marozevo:

hay ve eh...


Cutie oh... HItanao ve fa misy oloona mialona be antsika ao ? Ho ela velona anie izy ireo.


amen!:wink:
22. cutie ( 03/07/2007 20:13)
:D:D:D:D:lol::lol::lol:
23. ikaretsaka ( 03/07/2007 20:23)
marozevo:

Izay antony any azy iny... Rehefa tsy manameloka azy ny conscience-ny dia efa tsara izay. Fa ny atahorako dia olona curieux no ho betsaka ao fa tsy olona convaincu... Miseho foana izany any Mcar. Mihaino eo ny olona fa avy eo tsy manaraka an'iny izy, fa ny Fiangonany hatrizay ihany no alehany... Dia manangam-bovona ry zareo avy eo fa mihatsara ivelatsihy hono ny Malagasy. Tsy mihatsara ivelatsihy izy, Tompoko, fa ilay fitorianareo tsy mandaitra aminy.

ekena


24. marozevo ( 03/07/2007 20:24)
Fa angaha tsy misy vola zaraina any ? Sa tsy maintsy iray ihany no omena fa tsy afaka manome olona roa ? Dia iza irery izany no mahazo ? Ny Kristianina sa izay mihaino an zareo ?
25. cutie ( 03/07/2007 20:29)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 03-07-2007 22:24:01
Lohateny : Re : Madagascar Leadership Training
Fa angaha tsy misy vola zaraina any ? Sa tsy maintsy iray ihany no omena fa tsy afaka manome olona roa ? Dia iza irery izany no mahazo ? Ny Kristianina sa izay mihaino an zareo ?

ka le hitako tao @ le we jereo eto ery ambony ery we , ze te handeha , de samy miantoka ny frais-ny avy , ny hoteliny sy ny sisa.
Tys haiko ndray zany vola zaraina zany :roll:
26. ikaretsaka ( 03/07/2007 20:31)
ilay vola ho zaraina tsy haiko, fa ilay ho tatazana aloha dia hisy tokoa e
27. cutie ( 03/07/2007 20:32)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 03-07-2007 22:31:03
Lohateny : Re : Madagascar Leadership Training
ilay vola ho zaraina tsy haiko, fa ilay ho tatazana aloha dia hisy tokoa e

:-D:-D:-D:-D:-D
28. marozevo ( 03/07/2007 20:34)
Izay azo amin'ny fanatazana eo hanampy amin'ny plan itinerairen'ny tourisme.

Sady ilay tatazana hono tsy azo atao heno ny feony... tsy maheno feon-na (vola)vy.
29. cutie ( 03/07/2007 20:35)
Sady ilay tatazana hono tsy azo atao heno ny feony... tsy maheno feon-na (vola)vy

=))=))=))=))=))=))=))
30. marozevo ( 03/07/2007 20:37)
Tena marina anie izany fa toa ihomehezan'i toi fotsiny eh !
31. cutie ( 03/07/2007 20:39)
ka izy marina no mampime :-D:-D:-D:-D
32. marozevo ( 03/07/2007 20:55)
33. ikaretsaka ( 03/07/2007 20:56)
ko zany ko!
dia avy eo izy hanangona vola hananganana fiangonana eraky ny tanana hono...
volan'iza?
inoako fa tsy volany kosa e!
34. cutie ( 03/07/2007 20:58)
:-D:-D:-D:-D:-D
misy anankiray ao @ le site ao koa mampime we :

"Pray for boldness for the Malagasy people"
35. ikaretsaka ( 03/07/2007 21:00)
oooops
neveriko fa baldness ko nitsapa ny lohako be mihitsy aho:-D
looza:oops:
36. marozevo ( 03/07/2007 21:01)
Inona tokoa no tiany holazaina amin'io ?
37. cutie ( 03/07/2007 21:07)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 03-07-2007 23:00:45
Lohateny : Re : Madagascar Leadership Training
oooops
neveriko fa baldness ko nitsapa ny lohako be mihitsy aho
looza

:-D:-D:-D:-D:-D
38. marozevo ( 03/07/2007 21:10)
Inona ho aho no dikany kooo....
39. cutie ( 03/07/2007 21:20)
"Pray for boldness for the Malagasy people"

boldness= misy dikany bdb
boldness= sahisahy, courageux, tsy menamenatra
boldness=rude
40. gasynamana ( 03/07/2007 21:46)
Mety efa ao amin'ny teny anglisy ao ny valin'ny fanontaniako fa apetrako mba hovaliana amin'ny teny malagasy satria aho tsa mba mahay teny anglisy.

1 - Inona no atao amin'ilay fihofanana?

2 - Inona no lohahevitra?

3 - Hofanina mba hitondra fianagonana na fikambanana ahoana moa izany?

4 - Inona no tanjona amin'ilay fanofanana?

5 - Iza ireo mampihofana?

Misaotra mialoha izay afa-mamaly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079