Madagascar Leadership Training
61. marozevo
(
05/07/2007 21:05)
Miresaka vocation manko isika eo ambony eo. Dia misy manontany hoe "désir" sa "vocation".
Ka ny tiako holazaina dia hoe : Na voaantso aza ianao, ka tsy mikiry (tsy manana ZOTOm-po) dia tsy ho anjaranao mihitsy ilay vocation.
Ohatra matavy tapaka ity : Voafidy ho joueur national i Zidane, raha tsy nikiry nanao entrainement sy nanaiky ny entraineur izy tsy hahavita ireny vitany ireny (Coup de boule non-compris).

62. cutie
(
05/07/2007 21:09)
Ka ny tiako holazaina dia hoe : Na voaantso aza ianao, ka tsy mikiry (tsy manana ZOTOm-po) dia tsy ho anjaranao mihitsy ilay vocation
ok mazava :lol:
na koa tsy misy desir :-D
63. marozevo
(
05/07/2007 21:15)
Misy antsoina nefa mamaly hoe "Aleo aloha handevina an'i Dada sy Neny aho... avy eo manaraka anao". Na misy koa tsy mety mandeha satria betsaka ny harenany ka tsy foiny. Izany hoe ao ilay antso (vocation) fa tsy misy désir (zoto) hanatanteraka azy. Ao amin'ny Evanjely daholo ireo. Izany hoe, Andriamanitra rehefa miantso dia tsy manery akory...
67. marozevo
(
05/07/2007 21:22)
Misy koa te-hanaraka (izany hoe mihevitra fa manana vocation), nefa hoy i Jesosy taminy hoe "Ny amboa haolo manan-davaka, ny voro-manidina manana akany, fa ny zanak'olona tsy mba manana izay hampandriany ny lohany". Izany hoe nanana désir Lery fa tsa neken-dRazezo satria tsy nantsoiny akory dia efa tamy.
68. cutie
(
05/07/2007 21:24)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 05-07-2007 23:22:26
Lohateny : Re : Madagascar Leadership Training
Misy koa te-hanaraka (izany hoe mihevitra fa manana vocation), nefa hoy i Jesosy taminy hoe "Ny amboa haolo manan-davaka, ny voro-manidina manana akany, fa ny zanak'olona tsy mba manana izay hampandriany ny lohany". Izany hoe nanana désir Lery fa tsa neken-dRazezo satria tsy nantsoiny akory dia efa tamy
:-D:-D:-D:-D:-D
io le hiran'i Samoela e :-D
71. ikaretsaka
(
05/07/2007 21:59)
rehefa nahatsapa ao anaty ao hoe nirahina fa tsy nanira-tena!
hoe nidirana feo ianao na notsilovin'ny fanahy masina ka nahatsapa hoe tena tsy hanambady aho fa hanao an'izao, na hoe hanambady aho fa izay no iraka tian'Atra hanehoako ny fitiavany ahy eo anivon'ny fiaraha monina
io ilay hoe "tsy izay tiako fa izay fantany fa mahasoa ahy"
NB: ohatra eto ilay hoe "manambady" an

72. cutie
(
05/07/2007 22:03)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 05-07-2007 23:59:42
Lohateny : Re : Madagascar Leadership Training
rehefa nahatsapa ao anaty ao hoe nirahina fa tsy nanira-tena!
hoe nidirana feo ianao na notsilovin'ny fanahy masina ka nahatsapa hoe tena tsy hanambady aho fa hanao an'izao, na hoe hanambady aho fa izay no iraka tian'Atra hanehoako ny fitiavany ahy eo anivon'ny fiaraha monina
io ve le teny tsy fantatra ( le miteny @ teny tsy fantatra no tiako lazaina )
73. gasynamana
(
05/07/2007 22:04)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 05-07-2007 23:17:52
Lohateny : Re : Madagascar Leadership Training
tsy afa-miaraka zany le vocation sy le desir
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 05-07-2007 23:19:58
Lohateny : Re : Madagascar Leadership Training
Mazava loatra !....
???????
75. ikaretsaka
(
05/07/2007 22:36)
cutie! tsy teny tsy fantatra io fa tena fantatra ka.. satria fantatrao hoe irahina ianao sy hoe izao no ataonao..
ilay desir dia ilay hoe ianao mba te ho lasa miss universe nefa lasa miss serasera ohatra!
Ny desir= te ho lasa miss universe
Vocation=miss serasera!
za zao mba te ho prezida =desir
izao aho lasa mpiandry lakile an'ny monastera sy mpanorin-trano=vocation

78. gasynamana
(
07/07/2007 09:59)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 05-07-2007 23:17:52
Lohateny : Re : Madagascar Leadership Training
tsy afa-miaraka zany le vocation sy le desir
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 05-07-2007 23:19:58
Lohateny : Re : Madagascar Leadership Training
Mazava loatra !....
Mbola be moa ny asako tamin'ny andro nametrahako ilay "????" iny, satria hevitra hitako fa diso be io ifanohananareo io ka mila ahitsy.
Marina fa ny desir dia tsy vocation, ary matetika tsy mifanaraka amin'izay desir-n'ny tena ny vocation'ny tena. Io no miteraka ny olana.
Izao anefa: Andriamanitra dia miara-miasa amin'olombelona mandrakariva. Ny Vocation dia avy amin'Andriamanitra, ary ny desir kosa dia avy amin'ny olombelona. Io vocation io tsy ho tanteraka raha tsy lasa faniriako ihany koa. Ny FANIRINA ao amiko no lasa famaliana ny vocation-ko. Tsy maintsy mi-s'angager aho mba hanatanteraka izay antso ato amiko izay. Izany hoe, tsy maintsy misy "volonté" ao. Ny dikan'izany dia hoe: tsy afa-misaraka ny "vocation" sy ny "desir", fa ilaina kosa ny manao vavaka fandanjalanjana miaraka amin'Andriamanitra mba hahafahana maniry izay iriny marina.
79. ikaretsaka
(
07/07/2007 14:29)
io ilay hoe
"tsy izay tiaiko no aoka ho tanteraka fa izay fantatrao fa hahasoa ahy" e!
"tsy izay tiaiko no aoka ho tanteraka fa izay fantatrao fa hahasoa ahy" e!