Madagascar Leadership Training
41. LazaDaddy
(
03/07/2007 23:58)
Gasynamana>
1) Ilay fihofanana dia miendrika "conference", misy hira sy fotoam-pivavahana eny anelanelany.
2) Misy lohahevitra maro fa ny tadidiko dia ireto: - integrity (tsy haiko ny tena dikany @ teny Gasy) - The heart of Godly leadership (ny fototry fitantanana araka ny sitrapon'Andriamanitra) - Conflict resolution (famahana disadisa) - Who are you when no one else is looking? (Iza ianao rehefa tsy misy olon-kafa mijery?) - Casting vision (fampitana ny tarigetra na fahitana) - Getting the people engeged (famporisihina ny olona andray andraikitra)
3) Natao ho an'izay voaantso na maniry hitarika fiangonana na fikambanana toy ny Sekoly Alahady, STK, Antoko mpihira, sns... (na fiangonana inona na fiangonana inona misy azy)
4) Ny tanjona dia ny hamokarana "leaders" miara-dia amin'Andriamanitra anatin'ny fiangonana Kristianina misy ao Madagasikara.
5) Ireo mpampihofana dia vahiny avy any Nouvelle Zelande, Australie ary Afrique du Sud.

42. cutie
(
04/07/2007 00:42)
Voalaza teo :
"Pray for boldness for the Malagasy people"
vavaka ho an'ny Malagasy mba ho hahala-tsaina, be open to change ( tsy haiko tsony @teny gasy).
Manaiky ny fiovana ( accept changes).
Vonona koa ny hanandrana zavatra vaovao.
io le izy ry marozevo a :lol:
43. ikaretsaka
(
04/07/2007 01:55)
Natao ho an'izay voaantso na maniry hitarika fiangonana na fikambanana toy ny Sekoly Alahady, STK, Antoko mpihira, sns... (na fiangonana inona na fiangonana inona misy azy)
tsy azoko tsara ilay teny notsipihiko io!:cry::roll:
45. ikaretsaka
(
04/07/2007 02:00)
ka ny tsy azoko ilay hoe .. vocation ilay izy sa desir?
samihafa manko ny voaantso sy ny maniry!
samihafa manko ny voaantso sy ny maniry!
46. cutie
(
04/07/2007 02:01)
de tsy haiko njay zany
mbola misy an'zany vocation zany nga @ zao :roll:
mbola misy an'zany vocation zany nga @ zao :roll:
47. ikaretsaka
(
04/07/2007 02:08)
ie.. mbola feno dia feno, raha tsy izany ve mbola hisy olona miroso @ raharaha masina sy ny "firosoana ho mpisorona" (ordination)
49. LazaDaddy
(
04/07/2007 05:08)
inona ny olana ry ikaretsaka na vocation no ahatongavany ao na desir? :)
Ary miravoravoa amin'i Jehovah ianao, dia homeny anao izay irin'ny fonao. Salamo 37:4
Delight yourself in the LORD and he will give you the desires of your heart. Psalm 37:4
Ary miravoravoa amin'i Jehovah ianao, dia homeny anao izay irin'ny fonao. Salamo 37:4
Delight yourself in the LORD and he will give you the desires of your heart. Psalm 37:4
50. xxx
(
04/07/2007 13:07)
inona ny olana ry ikaretsaka na vocation no ahatongavany ao na desir?
Tsy ikaretsaka aho fa mba mamaly ny hevitra fotsiny.
Tena samihafa mihitsy ny desir sy ny vocation. Ny olona manana desir dia tsy voatery hanana vocation. Ny olona manana desir dia mandeha araka ny zotom-pony. Azonao jerena ny mahasamihafa ireo ao amin'ny Evanjely. Ohatra Lioka 9, 57-62.
Tsy ny sitram-pontsika anie no ho tanteraka fa ny sitrak'Izy Tompo ho antsika . Amen!
51. ikaretsaka
(
04/07/2007 13:14)
Misaotra an'i xxx
dia io desir tsisy vocation io no mampivoana ny finoana sy ny fiangonana sasany matetika:
Voavoan'ny inspiraka tampoka eo dia iny fa lasa. leoleo avy any dia iny fa niverina!
ilay hiran'i Samoela io ry cutie a:wink:

53. ikaretsaka
(
04/07/2007 16:52)
Hiran'i Samoela izay "ambalazy" no titre ny (amin'ilay album mampirevy) :
Ho'zy hoe.(izay tadidiko ihany an)
Ohatran'ny resaka mpivady mafy ady ilay izy dia nahita hevitra ilay bandy avy eo
"Nahita hevitra vaovao hivelomantsika 2 tokoa aho
Modiako lazaina hoe toy izao sy toy izao hoe ny fiainako taloha dia niova ho toy izao tokoa hatramin'izay niarahako t@ jesosy izay
.. dia mandritra an za mitory teny iny ndry dia mitaty rakitra hividianambary... Ny gasy ange r'ianona efa samy te hiakatra any an-danitra daholo e....
Tsy raharahako mihitsy na soloky na fitaka fa... sitrany ahay!"
55. cutie
(
04/07/2007 17:53)
ilay hiran'i Samoela io ry cutie a
:lol::lol::lol::lol:
tsy misy olana amiko ny desir raha tena desir le izy fa tsy ohtran'ny hiran'i Samoela :-D:-D:-D:-D
56. ikaretsaka
(
04/07/2007 18:39)
ilay desir te hanangana fa tsy misy vocations fa le hikafiry sy hanao ilay izy ho "tohatra fiakarana" no tiako lazaina ry cutie an
ohatran'io voalazan'i tonton Samo io hoe ampiasainy ilay izy ho tohatra fiakarana, hialany @ ilay maha mafy ady azy 2!
ohatran'io voalazan'i tonton Samo io hoe ampiasainy ilay izy ho tohatra fiakarana, hialany @ ilay maha mafy ady azy 2!
58. LazaDaddy
(
05/07/2007 00:15)
gasynamana> mety misy fiobvana kely ireo lohahevitra nosoratako ireo fa tsy voatery ho ireo daholo. Tsy mifanalavitra amin'ireo anefa raha ny fahitako ny fanomanana.
xxx> Ekeko ny voalazanao fa tsy laviko mihitsy. Somary halalino kely dia ho fantatrao hoe avy aiza io "desir" resahiko io. Hoy i Jesosy hoe: "tsy misy afaka manatona ahy raha tsy ny Ray no miantso azy". :)