Iza no nahalafo farany?
1. Bita
(
03/07/2007 17:14)
Indray andro samy nandeha nankany an-tsena handeha hivarotra ny entany ireto tantsaha 2 ireto. Dia samy nanoko ny entany avy. Ny iray akondro @ toko ny amidiny ary ny iray mofo akondro mbola vao endasina no amidiny. Ny akondro efa vita avy any an-trano ny isany sy ny vidiny fa 200A ny tokony (4 isa) ary ny iray kosa mbola ny lafarinina sy ny menaka, ny fatana sy ny kojakoja rehetra ilaina hanaovana mofo akondro e! Ny akondro izany sisa ary dia faly izy fa io akaikiny io ilay akondro ka hoy iz: nitady toko aho ka nahita vato. Dia natao ny adi-varotra fa isaky ny m isy olona hividy m ifo akondro ihany vao afaka mividy akondro izy fa tsy nampitondraina vola ankoatry ny vola hividianana akondro voalohany. Dia hoy ilay iray hoe: mba anaovy mofo akondro aho handramako: dia nanao ilay mpivarotra mofoakondro. Rehefa lany dia hoy izy tsara an! ilay vola nalohan'ilay iray ny akondro ihany no tany aminy. Dia hoy izy indray mba hanaovy mofo akondro aho dia hoy ilay iray namaly: hanaovy tokona akondro ary aho. Dia nanendy indray izy. Dia rehefa nojerena ny entana dia samy toa lany ny entana. Iza ary no nahazo tombony sy nitondra vola be indrindra t@ izy 2 ireo? ary tohizo ny tantara raha tianareo:twisted:
novalian'i sympa ny 03/07/2007 20:27
3. sympa
(
03/07/2007 20:27)
Bita :arrow: le iray voky de ny iray ny volany ihany no netiny nody ko :-P
