palmares !!

1. bazylou ( 07/07/2007 00:00)
hitako sy voavakiko tao amin'ny gazety le parisien omaly zoma, 6 07 07, fa tafiditra ho ao anatin'ireo firenena tsy mahaloa volan'ny securité social ireo gasy marary tsaboina aty france!!!
Page 9 , no misy io article io ary fahaefatra no laharana misy an'i Madagasikara.
1 359 939 euro no vola tsy voaloa , ary ny gasy marary 1 hono dia handaniana 4935e !!!:idea::idea::idea:
novalian'i xxx ny 18/07/2007 13:42
2. sipagasy ( 07/07/2007 07:53)
mmhhh mahagaga injay izany annn

izany hoe ireo atao evacuation sanitaire izany ny tianao ambara eto??? tsy nahita ilay gazety aho mantsy fa raha mba afaka adikanao eto ny sombiny e! misaotra mialoha!
3. ravakamalala ( 07/07/2007 19:28)
misaotra ny securité sociale izany kou! raha tsy teo ny frantsay d ho be ny gasy marary sy maty an! vive la France (mère patrie)
4. bazylou ( 07/07/2007 22:23)
tsy misy mandoa vola ireo nany iray aza!!
""PATIENTS ETRANGERS: UNE ARDOISE DE 17 MILLIONS D'EUROS
qu'il s'agisse d'une simple consultation aux urgences ou d'une intervention plus lourdes, plusieurs millers de ressortissants etrangers sont hospitalisés chaque année en France, parfois sans payer la facture à la sortie de l'hopital. Et selon, un rapport du Sénat rendu public aujourd'hui , en 2005 et 2006, le montant de cette ardoise s'éleve à pres de 17 millions d'euros par an.Et encore ce chiffre est un minimum, un quart des factures n'étant en effet jamais envoyé, faute d'informations sur l'adresse, voire même l'identité du débiteur............
5. menalamba ( 08/07/2007 07:40)
Ka inona no tian'ibazylou hambara?Angaha volanao no tsy voaloha?Apetraho mazava izay tianao ambara momba ny gasy hodinihina ranamana à...:^)
6. bazylou ( 08/07/2007 10:15)
aloavy ny volan'olona e!!!:-P:-P:-P:-P:wink::wink:
7. watafon ( 08/07/2007 19:27)
:?::?::?::roll::roll::roll:
8. rush ( 08/07/2007 19:55)
bazylou:

aloavy ny volan'olona e!!!:-P:-P:-P:-P:wink::wink:
ary rabazylou nga hono mandoha?aiza re izany e!ary ny CMU-ny rabazylou sy ry deba rehetra ireo?


9. menalamba ( 08/07/2007 21:00)
bazylou:

aloavy ny volan'olona e!!!:-P:-P:-P:-P:wink::wink:


Itony ilay hoe dedaka hoatry ny rambon'osy ,ny vody mitanjaka tsy saronana fa ny lanitra tsy hianjera no tohanana..!!!Asaivo alohan'ilay dadatoan'ialahy ilay nanafim-bola tany Suisse,sy ilay jamba léroa à ,tsy manan-kandohavana ny gasy fa efa noentinareo nilefa daholo ny vola .Ary raha malahelo ialahy fa tsy voaloha ny vola dia amidio ny taolam-patin'ny dadabén'ialahy fa namela taranaka mpamadika tanin-drazana izy:^):^)
10. sipagasy ( 09/07/2007 11:32)
mhhh tsy voavaly ny fanontaniako, raha ny olona mipetraka eto frantsa mantsy dia manana ny sécu izany hoe tsy misy vola aloha izy izany raha marary fa mbola misy koa ny mutuelle, fa ny fanontaniana napetrako dia ny hoe momba ny evacuation sanitaire ve ireo???tsy nahaloa vola ireo???????
11. bazylou ( 11/07/2007 10:11)
Aloavy ny volan'olona e!! sa atakalo an'i MAdagasikara ??
Evacuation sanitaire, sy ireo klandy rehetra, ary ny olona manana taratasy tsy mahaloa vola
12. xxx ( 18/07/2007 13:42)
ressortissants etrangers ve midika hoe gasy reo e!ary aloavy re ry bazyl a!ny anao koa atao tsara fa aza mitsikera ny an'ny hafa e!tohano ny gasy otran'là!:evil::evil::^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.104