HIV/SIDA
1. melody
(
11/07/2007 09:13)
Miala tsiny fa tsy nahita version @ teny frantsay na teny malagasy.
http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/xqrg2_madagascar-lutte-contre-le-hivsida
http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/xqrg2_madagascar-lutte-contre-le-hivsida
novalian'i mibalika ny 15/03/2009 13:18
4. diamondra27
(
11/07/2007 11:26)
ka zay no mahatonga le fampianarana ange e!
asaina manao , (proposer-na moa zanye )preservatif ny olona zao
asaina manao , (proposer-na moa zanye )preservatif ny olona zao
5. Angie
(
11/07/2007 20:43)
izahay ao @ fikambanana Tetezana Onlus izao dia tena hiezaka mba handray anjara @ fampahafantarana ny rehetra momba izany HIV sy SIDA izany. Ary hiezaka ny hijery izay azo atao entina hanampiana ireo efa voan`izany.
Tokony hisy bebe koa anefa ny ezaka maro samihafa eo anivon`ny fianankaviana, fiarahamonina ary ny firenana tsy tokony hangataka andro
Ny tanora no mila entanina ihany koa @ izany fa miankina aminy ny ho aviny sy ny ho avin`ny firenena.
Aleo misoroka toy izay mitsabo hoy ny fitenena.

6. sitlo
(
11/07/2007 21:04)
Tadidiko iny ra8 natao test iny. :-D
Misy vaovao mampalahelo an. Tsy tena vaovao aloha satria efa tam 2003 tany ho any eh. 20% izay tena hoe ambony tokoa. Raha misy olona 100 dia 20 no voa. Tamin'ny olona mipetraka teny amin'ny cité Ankatso I, II ary Ambohipo no seropositif.
fasaly:
enjana be raha any madà no mihanaka ny sida....
Misy vaovao mampalahelo an. Tsy tena vaovao aloha satria efa tam 2003 tany ho any eh. 20% izay tena hoe ambony tokoa. Raha misy olona 100 dia 20 no voa. Tamin'ny olona mipetraka teny amin'ny cité Ankatso I, II ary Ambohipo no seropositif.
8. sitlo
(
11/07/2007 21:22)
ps: tamin'ireo nanao fitiliana ihany. Fa matetika moa ny manoa fitiliana ireo manahy ihany.
9. melody
(
12/07/2007 07:56)
izahay ao @ fikambanana Tetezana Onlus izao dia tena hiezaka mba handray anjara @ fampahafantarana ny rehetra momba izany HIV sy SIDA izany.
Angie: tsara izany...na @ télé aza misy pub mivoka foana momba ny fiarovana @ SIDA, route national sasany misy pub ihany koa @ fitandremana/fiarovana etc..efa manao izay mety hatao rehetra ny gov. fa dia miankina @ tsirairay avy koa io, tokony handray andraikitra @ izay ataony ny olona e!
10. fasaly
(
12/07/2007 08:15)
isika tsy miresaka fotsiny anie fa me mitombo andr aman'alina ny olona tratran'ny seropositif e! ary ny mahagaga fa any am tany mahatra no tena mihanaka be
11. niryna
(
15/07/2007 19:49)
Tamin\'ny president nanao fitsidiana taty aminay dia efa nilaza an\'io areti-mandoza io izy.Ny tena mampalahelo hoy izy dia milaza tsy manao ny tanora kanefa tena manao.Ny tanora amam-behivavy izany dia mianatra ny andavan\'andro ary ny zoma hariva dia lasa mandeha any Toamasina mivaro-tena,miverina indray ny alahady ,dia lasa mianatra indray ny alatsinainy.Mampalahelo anie izany ry ireto e,manenjika lamaody,tsy manana,mahantra dia mba te-hananana sy te-hitovy aman\'olona.Ny tena zava-doza dia misy ny rar mamporisika ny zanany noho ny tsy fananana.Raha samy manentana ny eo amin\'ny fokonolona ve mba hisy fivoharana ihany?
Dia ny mitrotro am-bavaka ireo tanoran-tsika no hevitra iray azo atao.:cry::cry:
Dia ny mitrotro am-bavaka ireo tanoran-tsika no hevitra iray azo atao.:cry::cry:
12. rrgmt
(
19/09/2008 15:00)
Betsaka no mahazo intérêts amin'ny fihanaky ny Sida ary business ngezabe iray koa io ankehitriny. Koa raha mitady ala-olana an'io ianao dia betsaka ny fahavalo mitsangan-kanohitra.
Hoeritreretina!! :oops:
Hoeritreretina!! :oops:
13. mibalika
(
15/03/2009 13:18)
miarahaba,
ny mampalahelo d satria ny olona sasany na nahita fianarana na tsia d manao dia-doha hoe:manao tsy misy fiarovana no tsara!!!
ny mampalahelo d satria ny olona sasany na nahita fianarana na tsia d manao dia-doha hoe:manao tsy misy fiarovana no tsara!!!